Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 04/12/2007 06:57)
Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy?
[b]Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?[/b] 32 Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehet... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:29
niainalynx ( 04/12/2007 06:49)
RAISE YOUR VOICE : nataon'ny MBS ho fitadiavam-bola
Nataon'ny MBS ho fitadiavam-bola ny anaran'Andriamanitra. Totohondry sisa tsy raikitra tao amin'ny MBS tamin'ny fivoahan'ny vokatra amin'ny RAISE YOUR VOICE. Nanomboka tamin'ny 11atoandro ny fiandra... tohiny
novalian'i velomino ny 27/12/2007 10:30
lagoon ( 03/12/2007 23:50)
Alefa @ izay RaFaly ô
http://www.heryrafalimanana.net/index.php... tohiny
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 19:45
badouda ( 03/12/2007 22:30)
Fitsaganan'ny namana serasera dago - rahoviana no fetena???
:lol::lol::lol:[b]Voavakiko tao @ dinika SERASERA[/b] http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4746dfedd5ff8 Mpandefa : ravatorano [ Valio ] 23-11-2007 15:13:01 Lohateny : momba ny se... tohiny
novalian'i Psiii4 ny 11/09/2008 12:34
sipagasy ( 03/12/2007 20:47)
fampisehoana/filazana!
Miarahaba antsika Inty misy fanasana azo avy @ PMO (Pôle Musical d'Orgemont [b]93500[/b]) anasana antsika mpankafia mozika, hitantsika hiakatra an-tsehatra @ izany moa i SWP izay mpihiran'ny tari... tohiny
novalian'i sipagasy ny 04/12/2007 12:05
bilakarenjy ( 03/12/2007 18:37)
MAHAIZA MIFETY ,FA AZA ..............
Mirefotra be daholo ny lanonana sy fety @ ity faran'ny taona 2007 ity zany ,na any ivelany na ny eto an-tanana ,ka mahaiza mifety ,fa aza manao tafahoatra loatra @ fisotroana sy fifohana zava-mahadom... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/01/2008 20:54
pornos ( 03/12/2007 13:38)
tononnkira
mba omeo [b]Ambany tanana[/b] [u]Rossy[/u]:twisted: za azafady... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:41
ttiavina ( 03/12/2007 11:03)
hiran'i poopy le misy hoe: Andriamanitra ô mba tahio, sombin
za ry reto mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i poopy iny a, misy hoe: andriamanitra ô mba tahio sombinaiko iny ... fa tsy misy tsara noho ny manana anao ... raha sanatria ka mandao ny lalanao ... tohiny
novalian'i Samoana ny 03/12/2007 15:29
zh ( 03/12/2007 10:34)
aviavy Ndriana RAMAMONJY
Mangataka tononkira aviavy Ndriana RAMAMONJY... tohiny
ari.malala ( 03/12/2007 09:44)
kortezy mpanaraka ny filoha na minisitra
Tsy haiko ny any @ firenen-kafa, fa ny aty Madagasikara no teneniko, ireny kortezy mpanaraka ny filoha na minisitra ireny refa mandalo de ajanona daolo ny fiara rehetra eny an'arabe, ka raha inty hono... tohiny
ari.malala ( 03/12/2007 09:31)
Avent
Dia faly miarahaba antsika mianakavy nahatratra ny taom-baovaon'ny Fiangonana indray e, dia miarahaba iany koa nahatratra ny avent, fotoana isany manan-danja eo @ finoan-tsika, satria iomanana @ faha... tohiny
zandrypte ( 03/12/2007 08:43)
ouverture du TIM pour le communal a toamasina
salama ! Mandatsaka olona tsy TIM amin'ny fifidianana ben'ny tanàna ny antoko TIM eto toamasina. sahy milaza fa tsy TIM io rangahy io.ouverture hono no iantsoana io fandatsahana olona tsy TIM io . ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 21:22
tsimiandravola ( 03/12/2007 07:30)
diniho tsara ity:
[quote=Niryna] 10 Izahay dia adala noho ny amin'i Kristy, fa hianareo no hendry ao amin'i Kristy! Izahay malemy, fa hianareo no mahery! Hianareo manan-daza, fa izahay mavomavo!..20 Fa ny fanjakan'And... tohiny
sitlo ( 03/12/2007 06:51)
copyright
[center][size=18px]©[/size][/center] Ohatra ny lasa kely ny saiko amin'ny blog-ko hoe copyright sitlo. Tsy mila manao na inona na inona izany rehefa nahavita zavatra original dia manana ny copy... tohiny
novalian'i Stretch ny 08/12/2007 21:21
myami ( 03/12/2007 00:23)
SOIREZ TECHNO AMIBIANCE CHAUDE TAAO ETO TANA
[b]Une grand eteuf sera organisé le 08 déc 2007 à partir de 21h30 à l'Espace de Verre Ankorondrano, l'entrée sera de 6000 Ar (30000 fmg), une boisson sera offerte à l'entrée ( du genre bière G... tohiny
novalian'i myami ny 03/12/2007 22:21
bazylou ( 03/12/2007 00:06)
iza ary no baolina volamena ??,
valiny i KAKA, bref i T...:-D:-D... tohiny
badouda ( 02/12/2007 22:57)
20 oct 2007 -Fety tsingerintaona serasera dago: Tahirintsary
:oops::oops::oops:ho an'ireo izay tsy tany Madagasikara, ary ho fantsiarovana ho ireo izay nifety tany Dago dia hatambatra eto ny sary rehetra. Fety tsingerintaona serasera dago: 2O octobre 2007 ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 20:47
salmo1 ( 02/12/2007 21:32)
Ny mpino sy ny finoany ary ny tsy mpino manafina
Misy ny olona milaza fa tsy mpino maintsy amin'ny teny avôkany vavany... Kanefa izy mino ihany any aneritreritreriny any, fa tsy havoakany ao ampony fotsiny, fa hafeniny tahaka tsy marina. Misy ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 00:36
xxx ( 02/12/2007 21:09)
vhv tsy mety mahita sy mahatana lhl
Mba mangataka hevitra aminareo za: 1- za dia tovovavy 25 taona ary azo lazaina fa manana ny maha izy azy ihany, raha ny toetra aloha no lazaina dia tsy dia sarotra hiainana fa mahay mifankahazo @ ol... tohiny
novalian'i tsikih ny 10/01/2008 01:05
tahals ( 02/12/2007 20:38)
SOIRÉE TECHNO MASAKA BE, AMBIANCE CHAUDE!
Le 08/12/2007 a l'espace de vert akorondrano, a partir de 21h30 jusqu'au matinn prix d'entrée 6000ar avec une boisson offerte,(THB GM, FRESH GM). soirée typique techno, avec ombre chinoise et encor... tohiny
novalian'i Joymyst ny 04/12/2007 11:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5001