copyright

1. sitlo
(
03/12/2007 06:51)
[center][size=18px]©[/size][/center]
Ohatra ny lasa kely ny saiko amin'ny blog-ko hoe copyright sitlo.
Tsy mila manao na inona na inona izany rehefa nahavita zavatra original dia manana ny copyright?
entre pa: nisy namo moly nenjean'ny polisy dia nitsoaka tamin'ny traktera :-D
novalian'i Stretch ny 08/12/2007 21:21

3. sarobidy
(
03/12/2007 08:50)
aiza ny orijinaly d aiza le tsy orijinaly fa fann mihitsy ny tenanay e!
Hay efa fantatro kai kah, tsara ho anah zay :lol:
Hay efa fantatro kai kah, tsara ho anah zay :lol:

5. ikaretsaka
(
03/12/2007 18:21)
za sady tsy kopy no kavia ka tena tsy kopiko mihitsy ity resaka ity ra sitl fa andanio ranomainty aloha mannoratra lavalava amin'izay mba kopy ny mpiara monina

6. sitlo
(
04/12/2007 18:31)
hahaha, ary tsy dia misy dikany marina izany teneniko izany. Tsy izany fa somary valabalaka aho tamin'ny nanoratra an'io dia lasa style salmo taloha. :-D
Izany hoe efa azoko ihany ny valin'ny fanontaniana fa novakiako tany ho any.
Izaho mantsy taloha nieritreritra hoe mila miditra mpikambana amin'ireny resaka zon'ny mpamorona ireny vao mahazo copyright. Ohatra hoe ny mpihira malagasy miditra OMDA. Fa kay kay tsy mila akory fa vao nopublienao fotsiny dia efa anao ny copyright.
Izay ilay izy raha andaniana ranomainty.

7. kelly13
(
04/12/2007 19:05)
entre pa: nisy namo moly nenjean'ny polisy dia nitsoaka tamin'ny traktera
ary inn no dikan'io? :°)

10. sakaizakely
(
05/12/2007 07:42)
ôtran'ny mifoka mokety le sitlo io :-D:-D:-D
ampio volo letsy fa vao maika milay a :-D:-D:-D:-D
ampio volo letsy fa vao maika milay a :-D:-D:-D:-D

12. sitlo
(
05/12/2007 07:52)
k'hita fa tapaka mintsy ny tsenaiko nijery an'io. Na ilay polisy aza nihomehy.
Ngamba lery izao nieritreritra hoe tena mandeha mustang. :-D
Ngamba lery izao nieritreritra hoe tena mandeha mustang. :-D

13. rova30
(
05/12/2007 08:41)
Ohatr'ilay manonofy miazakazaka nefa matory.
Na 'lay manonofy mpamosavy, dia tsy afa-mietsika.
Na 'lay manonofy mpamosavy, dia tsy afa-mietsika.

14. kelly13
(
05/12/2007 09:15)
rova30:
Ohatr'ilay manonofy miazakazaka nefa matory.
Na 'lay manonofy mpamosavy, dia tsy afa-mietsika.
ny tena tsy tattiko d le manofy menjera iray d manofy te hipip's ahhhhhhhh, je deteste ca

15. Stretch
(
08/12/2007 21:21)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/1718ij2.gif[/IMG]
ary teo ndry le nanditsaka ampandrina iny :-D
ary teo ndry le nanditsaka ampandrina iny :-D