ouverture du TIM pour le communal a toamasina
1. zandrypte
(
03/12/2007 08:43)
salama !
Mandatsaka olona tsy TIM amin'ny fifidianana ben'ny tanàna ny antoko TIM eto toamasina. sahy milaza fa tsy TIM io rangahy io.ouverture hono no iantsoana io fandatsahana olona tsy TIM io .
raha manao izany ny antoko TIM mahatsapa ve izy fa faible tsy maha domine an'i Toamasina?
Raha toa ka lany eo ny "candidat d'ouverture" ho vo controlen'ny antoko TIM ve izy io?

novalian'i fijo ny 05/12/2007 21:22
3. Jeankely
(
03/12/2007 10:52)
Inona no olana f'angaha rehefa miaraka miasa indray dia lazaina hoe ataovy ho anareo irery. Tsy leon'ny mitaraina hoe manao ampihimamba ny sasany angaha?
5. zandrypte
(
04/12/2007 06:01)
amiko tsy io ilay hoe fiara-miasa takiana ny antony dia ity.
*ny candidat dit d'ouverture io dia alatsakin'ny antoko TIM incorporé ao anaty antoko donc strategie politique io.
ny anintomana ny sainareo mba hisokafana ny discussion bebekoko dia ilay majorité t@ deputation teo 55% amiko lany olomanga ny TIM toamasina raha mandatsaka candidat "tsy" TIM ary mbola manao ohatrany ny antoko lehibe teo taloha mampiasa popularitén'olona fotsiny fa tsy latsa-paka any aminy vahoaka du moin la majorité ny doctrine TIM na zany hoe tsy manana "esprit d'ecole" ny TIM fa manara-drenirano ohatrany antoko rehetra ihany ny tsy itovizany fotsiny dia ny fananany vola be sy ny fananany ny administration sa ahona hoy nareo

6. Jeankely
(
04/12/2007 10:02)
Lany olomanga ahoana ry zandry é? Olomanga iza no nahatonga an'i Madagasikara @'izao toerana misy azy izao. Tsy misy iray afaka mirehareha fa samy mbola mila miezaka daholo ny akolafiny rehetra. Mba jerena ny zava-bitan'ny firenena hafa dia jerena ny an'ny tena fa tsy vao mahavita tapi-maso dia milaza ho olomanga. Tsy mbola nisy olomanga izany @nay satria mbola reraka i Madagasikara. Aleo samy hiezaka fa aza mirehareha nefa mbola ankady.
7. zandrypte
(
04/12/2007 12:10)
tsy mazava amin'inagahy jeankely mihintsy angamba ny tiako ho tenenina niperenité ny TIM no tiako ho lazaina.Tsy hateza mihintsy io antoko io raha tsy ny olony izany hoe novolavolainy antoko no misolo toerana azy any amin'izay toerana hilatsahany ohatra mairie.
niresaka zava-bita ialahy za ohatrany te hiteny hoe consequencen'ny continuité de l'Etat izao "zava-bita" lazain'ialahy izao.
amiko ra tanteraka ireny promesse presidentiel bedebe ireny dia manaiky aho hoe nahavita zavatra ny president sy ireo ekipany nifandimby teo .
izao izy vo mieritreritra ny anao zavatra aminy alalany MAP, fanamby lehibe tokoa io enga anie ho tafita izy io fa tsy lasa karazana boky mena ny tonjato faha 21 fotsiny

8. reve
(
04/12/2007 14:01)
ny zavatra tsy azoko am akama sasany reto de ity ra mandatska olona hafa ny TIM de lazaina fa mety tsy ho voafehiny io na koa hoe lany olomanga ve!sy ny hoe tsy hateza raha tsy ny olony no arotsaka,zany hoe ninoninona zany atao na manao "fermeture" (hi!hi!hi!)na manao "ouverture" ny TIM de tsy mety foana, marina fa tsy misy zavatra tonga lafatra kanefa mba tokony ho objective le analysen-tsika e! fa nahoana moa no tsy maintsy hoe controlena le olona e??matoa izy no alatsaka eo de efa nisy ny fifam-piresahana mialoha ny am regle de jeux sy ny karazany marina fa politique no resahana fa tsy mathematique ka hoe misy regle fixe tsy azo ivalozana fa misy foana ny azo handaminana ny raharaha ra sanatria misy ny olana!ny hoe faible tsy maha domine an'i Toamasina koa tsy mariky ny fahendrena ve ny maha tsapa ny faiblesse e!mba azahoana miatrika ny adversaire?
10. zandrypte
(
05/12/2007 08:29)
raha izay tokoa ary no zava misy ahoana ary no anazavana ny 55% TIM t@ fifidiana deputé teo tsy ampy 3 volana akory izay.
11. eprom
(
05/12/2007 14:26)
Amiko ny tena olan'ny Tim toamasina de ity : ny mpitarika de saiky mpiavy avokoa, hany ka refa misy fifidianana de voatery mitady olonkafa. Efa olana hatramin'ny 2002 ( ry ratsivalaka, mahefalahy, sns..) io ary tsy voavaha hatramin'izao.
reve> hatraiza moa le oe "ouverture"? Ny kandida Tim toamasina de TTS hatramin'ny nahavoatendry azy ho PDS. Izany hoe tsy voatery ho conviction politique no nahatonga azy ho Tim fa mety hitany fotsiny oe nanana opportunité ho lasa maire izy raha mivadika palitao de izay. Ny hany natahorany ho lasa PDS teo mantsy de i pasitera Randrianasolo ( PDt conseil municipal/TIM t@ 2005) saingy refa nazava fa tsy hanendry pasitera ho pds na kandida intsony Ra8 de tsy maintsy ho azy izany ny baolina. De meteza enao eo @ toeran'ny mpifidy : iza no hofidiana? le olona nijanona ho TTS sa le TTS miakanjo TIM?

12. fijo
(
05/12/2007 21:22)
ny rafitra sy fomba fanaovana politika mihintsy any amintsika no mila fanovana.iza no vonona hanova izany???izay no handrasana