Avent
1. ari.malala
(
03/12/2007 09:31)
Dia faly miarahaba antsika mianakavy nahatratra ny taom-baovaon'ny Fiangonana indray e, dia miarahaba iany koa nahatratra ny avent, fotoana isany manan-danja eo @ finoan-tsika, satria iomanana @ fahatongavan'ny Noely. Dia mirary fihavaozam-pahany hoantsika tsirairay avy aza e!
novalian'i ari.malala ny 17/12/2007 12:51
2. lembelo
(
03/12/2007 10:56)
Mahafinaritra ahy tokoa ity taom-piangonana ity fa mitory fifaliana azo antoka fa ho avy. Mampihetsi-po ny manezaka ireo hira advento.
8. fijo
(
05/12/2007 00:33)
tena vera mihintsy ka,ny sinoa sns no fantako,fa tsy haiko hoe ny kato koa manana toa izany.
10. niryna
(
05/12/2007 07:04)
ari.malala:
Dia faly miarahaba antsika mianakavy nahatratra ny taom-baovaon'ny Fiangonana indray e, dia miarahaba iany koa nahatratra ny avent, fotoana isany manan-danja eo @ finoan-tsika, satria iomanana @ fahatongavan'ny Noely. Dia mirary fihavaozam-pahany hoantsika tsirairay avy aza e!
ari-malala a ! ahoana ny anareo ny fihomanana izany?
13. ari.malala
(
06/12/2007 10:46)
fijo, hay tokoa moa! hihihi, azafady e, fa na izany aza tokony ho hainy ka!:P
niryna, tsy d mahay mandaha-teny loatra aho, sady samy manana ny fanaony ny tsirairay. Ny ataoko izao tsy voatery hitovy @ an'i pissoa, tsy voatery mitovy @ ataon'ika, tsy voatery hitovy @ ataon'i hery... sady le izy koa amiko personnel, d ts d tiko tenenina we nenà zao no ataoko iomanako handray ny noely na zao, fa aleo Jesoa irery no hahita azy:P miala tsiny raha mandiso fanantenana an'i niry na aho:oops:
lembelo, hihihi, misaotra! tsara kosa izany ko! hiezaka ho anisan'ireo hendry nahantandrina ny solikany zany za ra zan ko:P

15. ari.malala
(
06/12/2007 14:42)
tywa, hihih, k zay ndrindra mantsy, za ky ts haiko le mitatatata etsy sy eroa hoe zao za d zao za d zao za d za koa ts mahay mitsimpona teny a!;):P
16. ikaretsaka
(
06/12/2007 17:19)
tywa, ari> nareo roa an! (entre pas.. "tsy mitsompona teny" ny filaza azy fa "mitsimpona soratra")
marina!namaste
niryna> tsy fombanay ireny"manao ohatran'ny mpiatsara velatsihy hitsoka trompetra sns, sy hankala hoe zao no ataonay":-D
sowy!
samy manana ny fanaony ny tsirairay. Ny ataoko izao tsy voatery hitovy @ an'i pissoa, tsy voatery mitovy @ ataon'ika, tsy voatery hitovy @ ataon'i hery... sady le izy koa amiko personnel, d ts d tiko tenenina we nenà zao no ataoko iomanako handray ny noely na zao, fa aleo Jesoa irery no hahita azy

18. niryna
(
07/12/2007 06:54)
ikaretsaka:

hay ve re e:roll:
19. fijo
(
07/12/2007 21:52)
hay ve fihomanana ny fety ity resaka ity e.hoadray.
kaly ,tavoahangy,mozika,inona koa le?????

20. niryna
(
08/12/2007 05:56)
ari.malala:
tywa, hihih, k zay ndrindra mantsy, za ky ts haiko le mitatatata etsy sy eroa hoe zao za d zao za d zao za d za koa ts mahay mitsimpona teny a!;):P
tsy maninona izay tsimponin'ny hafa any, mahita ho tsimponina sy mifanaraka ny sujet izy matoa manao izany sady tsy ahoantsika izany fa bedin'Atra isika raha mitsaratsara olona.
Ny fanontaniako tsy novalianao,inona no ataonao amin'izany manomana avent izany? Misaotra mialoha