Avent

21. ikaretsaka ( 08/12/2007 17:11)
ka tsy izany anie ry niryna no nampianarin'ny tompo fa ny mifanohitra @ izany aza e
ilay Satana (izay mbola inoanao) no toa mpitsimpona ny Soratra Masina mba hanamarinany tena fa "namaky " tokoa izy! indrindra rehefa misy sujet tiany hanaovana brainwashing anao!
mandiniha tena anie e!
22. niryna ( 09/12/2007 07:22)
ikaretsaka:

ka tsy izany anie ry niryna no nampianarin'ny tompo fa ny mifanohitra @ izany aza e
ilay Satana (izay mbola inoanao) no toa mpitsimpona ny Soratra Masina mba hanamarinany tena fa "namaky " tokoa izy! indrindra rehefa misy sujet tiany hanaovana brainwashing anao!
mandiniha tena anie e!

HS aloha hianao,tsy mamaly ny fanontaniako fa avadikoa amin'ny zavatra hafa.Inona no ataonao amin'izany advent izany?

Dia averiko indray ny tsimpona ao amin'ny soratra masina:Aza mitsara mba tsy ho tsaraina ,ary araka ny fatra hamaranantsika no hamaharan'Atra antsika ihany koa ie! =D=D tsy ratsy ilay mitsimpona k'ty.Raha tsy niantatra nitsimpona aho tsy nahita havaly =))=)):-$

23. tywa68 ( 09/12/2007 10:04)
niryna : rehefa tsy te-hiteny ny ankizy hoe zao ny fanaoko d avelao fa tsy tiany "hitarina" ilay resaka :D sady tsy te-hitsipona izy :-D:-D
24. niryna ( 10/12/2007 06:44)
tywa68:

niryna : rehefa tsy te-hiteny ny ankizy hoe zao ny fanaoko d avelao fa tsy tiany "hitarina" ilay resaka :D sady tsy te-hitsipona izy :-D:-D


Tsy ho voatery hitsimpona velively ka,mba mitantara fotsiny hoe inona izany fanomanana ataonareo amin'ny advent izany. :D
25. pissoa ( 10/12/2007 19:14)
Niryna : ny zavatra atao amin'ny avent (amiko manokana) dia miankina betsaka amiko ihany (ndrindra refa lehibe) ! Avy amin'ny fandinihan-tena io, sy ny fandinihana ny fiainana miaraka amin'Andriamanitra.
Izany hoe misy resaka somary personnel ny ezaka atomboka na tohizana amin'ny avent ! anao sy Andriamanitra manokana izany ... izay no tsy hitantarana azy eto angamba.
Raha torohevitra ankapobeny fotsiny nefa no tadiavinao (ary raha ny hevitro dia izay no tokony hotadiavinao fa tsy ny fiainana manokan'i Ika na Tywa na ari.malala) dia efa io : diniho ny tenanao, diniho ny fiainanao miaraka amin'Andriamanitra ... dia atomboy (na tohizo) ny ezakao ! :wink::-D:-D:-D
26. ikaretsaka ( 10/12/2007 20:46)
ka niryna mety zatra ilay "hampitovy" ny fiainany @ "fijoroana vavolombelona" ataon'ny hafa ko!
:(
izao fotsiny anefa ry niryna no points saika hampitaiko aminao (za moa tsy mahay mitory teny mihoatra ny teny 200):
Ataovy an-tsaina ny nety taminao, na tamiko, na tamin'ny vadinao dia tsy voatery hitovy, izay ilay hoe nomena vatana sy loha samihafa isika ary samihafa ny fanomezam-pahasoavana ! ny resako sy A/tra sy ny nifanaovanay sy A/tra, dia tsy hitovy mihitsy @ ny resakao sy ny nifanaovanao sy Andriamanitra, ka aza forcena hitovy.
Raha tena te haka inspiraka ianao, Andriamanitra sy ianao mihitsy angalana inspiraka fa tsy ny fiainan'ny olona sy ny "fijoroana vavolombelona ataony"
27. niryna ( 11/12/2007 06:21)
pissoa:

Niryna : ny zavatra atao amin'ny avent (amiko manokana) dia miankina betsaka amiko ihany (ndrindra refa lehibe) ! Avy amin'ny fandinihan-tena io, sy ny fandinihana ny fiainana miaraka amin'Andriamanitra.
Izany hoe misy resaka somary personnel ny ezaka atomboka na tohizana amin'ny avent ! anao sy Andriamanitra manokana izany ... izay no tsy hitantarana azy eto angamba.
Raha torohevitra ankapobeny fotsiny nefa no tadiavinao (ary raha ny hevitro dia izay no tokony hotadiavinao fa tsy ny fiainana manokan'i Ika na Tywa na ari.malala) dia efa io : diniho ny tenanao, diniho ny fiainanao miaraka amin'Andriamanitra ... dia atomboy (na tohizo) ny ezakao ! :wink::-D:-D:-D



misaotra anao aho ry pissoa,izay no nahatonga ahy nanontany hoe inona no ataonareo.
28. ari.malala ( 11/12/2007 12:08)
niryna, tena ts mazava aminao mints v ny tiana ambara? personel le izy ka ts tanataraina erak'izao tontolo izao we zao no ataoko na zao, sady aleo Andriamanitra maita ny ao am-po tsy miloaka no mitsara na mety le izy na tsia, fa ny fahazoako ilay fanontaniana mi insiste b d toa t hitsara ngamba hoe ts mety zany fa zao na zao na zao no ataovy... na hitenenana hoe ny fombanareo toy izao na toy izao tsy mety satria d handahatra tsimpona baiboly lava bbbbbeeeeeee ndray enao hanohanana ny hevitrao sy hanasana atidoha...
29. ikaretsaka ( 11/12/2007 14:57)
hain'ny olona ny fikan'i niryna
30. fijo ( 14/12/2007 21:54)
ka efa vonona amin'ilayfety izany sa akory e
31. ari.malala ( 17/12/2007 12:51)
fijo, ny fahavononana indray efa ela no vonona ka :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1564