kortezy mpanaraka ny filoha na minisitra

1. ari.malala ( 03/12/2007 09:44)
Tsy haiko ny any @ firenen-kafa, fa ny aty Madagasikara no teneniko, ireny kortezy mpanaraka ny filoha na minisitra ireny refa mandalo de ajanona daolo ny fiara rehetra eny an'arabe, ka raha inty hono izany ka ambulance mitondra marary mafy no mizotra eny nefa zareo mandalo de aona? ary raha kortezina faty koa de ahoana? ajanona zany? le ambulance no tena mahalasa ny saiko satria ain'olona mantsy no vonjena @ izay fotoana izay... fa ny tsaroako mantsy nisy minisitra izay, tsy ho tononiko ny anarany fa tena sorena mintsy aho sady nalahelo t@ izay fotoana izay... teo Ambohijatovo nisy embouteillage be mintsy, de izy nefa hidina ny diany, ary dia niforcer passage nidina taty @ ankavia izy (izany hoe ilay miakatra hoaty am omnis)... dia hoy aho anakam-po hoe fa d tena andry zareo mints v ny tany sa aona e!...
2. beloha33 ( 03/12/2007 10:22)
za koa ndraindray manao an izany fa efa teo no niala satria dadanay taloha deputé dia mba nanao toa ireny koa..taty aoriana za vao nahalala fa raha misy fiantsoan'ny filohany repoblika haingana dia mahazo manao an 'ireny hono na chauffeur ary no voantso hoe alaivo haingana ny ministra na hafa fa hakany ambohitsirohitra....trop be aloha ny fahefana omena ireny olona ireny e!
3. ari.malala ( 03/12/2007 10:44)
tsssssssss! fanararaotam-pahefana kosa izany ka! de aona zany raha ohatra hoa ka misy ambulance mitondra marary? de ny antson'ny filoha no ambony noho ny ain'olona? tssssss! ts mety zany!
4. sarobidy ( 03/12/2007 11:20)
d atao aôna ry ari. fa eo aminy ny fahefana fa ny majinika majinika iany eh :(
5. mbaliana ( 03/12/2007 11:26)
n'aiza n'aiza io e.. rehefa miala any ny bemoto sy ny sirène dia efa mihatakataka daholo nareo...indraindray aza dia idina mihitsy ny lalana raha io no lalana tsy maintsy alehan'le olona... tsy azo alehan'ny olona tsotra fa dia mihodina any ambadika any mihitsy miaraka amin'ny embouteillage...amin'ity cas ity koa dia mety tsy tafiditra koa ny ambulance fa sao misy fiafikafenana tsy mazavazava ao...:-D:-D:-D
6. ikaretsaka ( 03/12/2007 18:18)
ny aty aloha mba hitako.. fa raha misy ambulance na pompier mandalo.. dia mijanona ry zalahy! fa mandritra iny fijanonana iny d'efa miala any aby ry zalahy mpanao solomaso mainty sy ny basy sy ilay zavatra kely @ sofina iny mijery ny manodidina aloha !
7. caprio ( 03/12/2007 20:28)
aza mandainga wa fa ny ambulance mitondra marary tsy ajanon-dry zareo zany,sady zany koa anie tsy de fahita matetika we mandalo ny filoha de mandalo koa ny ambulance,fa resaka tiana hitarina io
8. patrick2002 ( 04/12/2007 03:10)
Ny kortezy aloha dia ny filoham-pirenena ihany no manana droit hanana azy rehefa misy sortie officiel hataony ary amin'izay ihany ,
Ny sortie officiel dia hoe hitokana zava-bita ,handeha hamonjy fivoriana ,misy ceremonie hatao ,fanararaotam-pahefana ny sisa rehetra ohatra hoe handeha hamonjy birao ,na handeha hiantsena ,ny filoha dia misy moto ,tsy ara-dalana ireny ny garde de corps ilaina ary zony izany na andro na alina ,fa hoe moto miaraka @ sirene tsy izy ,any dago na aty afrika efa fizahozahona ilay izy ka na andeha hamonjy birao aza ny minisitra iray dia mampameno sirene ,Republique bananiere no misy an'izany .
9. ikaretsaka ( 04/12/2007 04:06)
caprio:

aza mandainga wa fa ny ambulance mitondra marary tsy ajanon-dry zareo zany,sady zany koa anie tsy de fahita matetika we mandalo ny filoha de mandalo koa ny ambulance,fa resaka tiana hitarina io


zay anie
10. ari.malala ( 04/12/2007 06:33)
caprio, za ts mandainga na manitatra, fa eritreritra mandalo we raha misy ambulance v d hajanona sa aona, satria ny tomobil retraretra d mijanona daolo, tsitako ze maha aviavy anao amzany...

patrick2002, ka zay le zavamitranga aty, hande hamonjy birao d kortezy b, moto mampaneno sirene sns, d maly zao, tery le lalana fa misy tomobil mifanena moa, d aviavy ery le motard nitrerona anle olona d gaga ftsn za... tena le filoha v no miteny hoe trerony refa tery ny lalana sa le motard no mila ranondranony sa aona? efa nisy fotoana koa teo Mahamasina teo, le mivily hoany Anosy iny, d embouteillage b tamzay, fa nanitsy tamina trottoir ny moto nitarika kortezy d gaga ftsn za hoe tena aiza le fanarahana lalàna, sy ilay hoe ny ohatra dia miainga avy any ambony...nefa anie raha olon-tsotra no manao anzany efa sazy tsy sazy e...
11. patrick2002 ( 04/12/2007 14:17)
hitako mihintsy ireny kah ,ary t@ androny Zafy no niantombohany io ,satria izy mipetraka any Ivandry ary miasa ao Ambotsirohitra dia manao anio foana isa-maraina sy ny mody ,dia nanao koa i Ravony ,praiminisitra,niverina i Ratsiraka dia samby nanao anio aby ny praiminisitra ny vice-pm telo lahy ,ny president ny assemblée ,
Tsy haiko nihabetsaka ve ny embouteillage tao Tana dia naka anio fepetra io ny manam-pahefana ,sa ahoana ,nefa amiko tsy izany ny vaha-olana ,fa tokony maka, residence eo akaiky ny biraony izy ,sahala amin'izany no nataony Ratsiraka ,tokony hanao an'izany koa i Marc Ravalomanana ,tokony hipetraka ao ambotsirohitra izy fa tsy hody eny Faravohitra isak'hariva dia handeha hiasa isa maraina miaraka @ moto ,
Jereo any France hamonjy ny champs elysée i Sarkozy ,miaraka @ fiarany sy garde de corps fotsiny rehefa tratry ny feu rouge dia mijanona ny fiarany ,
12. ari.malala ( 05/12/2007 06:16)
ny embouteillage eto Tana aloha d efa mampiteny ny moana mints e! k mety zay ngamba no nakàndry zareo ilay fepetra hoe arahina kortezy refa hande hiasa sy hody... nefa io vahaolana omenao io tena pratik mints!tam ratsiraka anie teo ambohitsrohitra iany izy d zay fa tsisy kortezy maneno mankadilo sofina sy manajanona tomobil isak'izay mandalo e, d nony teny Mavoloha lery d teny fa ts nivezivezy...
13. ikaretsaka ( 05/12/2007 19:53)
ka ny tokony atao anie ry ari de tokony mi plane en avance foana e..
ohatra hoe tonga dia efa alamin'ny ao @ protocole hoe ho ary mankary Raprezy na Raminisy dia efa bahanana mialoha ny lalana mankany! dia na ny ambalanss aza efa kopy hoe tsy misy lalana izany any dia efa lalana hafa no aleha.
fa ny antsika dia io don-tandroka io foana!
14. ari.malala ( 06/12/2007 11:16)
zay mants...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2293