Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
02/12/2007 17:20)
ny hevitrao
Ny marina mitavozavoza hono tsy maharesy ny lainga tsara lahatra...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 05/12/2007 23:13
endrika01
(
02/12/2007 15:10)
KARAM-PANONDROM-PIRENENA,MITONDRA NY FINOANA MISY ANAO.
Tena mba samy manana ny fivoarany avokoa ny
zanak'olombelona sy ny firenena misy zay.
Vaovao be mihintsy any Egypte any zao ny
olom-pirenena rehetra feno 16taona dia tsy afaka mahazo n...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 30/12/2007 13:36
endrika01
(
02/12/2007 14:57)
MUTILATIONS SEXUELLES(FAMORANA HOAN"NY VIAVY)
Malaza be ao Afrika ao ity famorana viavy ity,soa
ihany fa mbola tsy tonga eto amintsika.Tena mba mampalahelo ny toe-tsaina misy eo amin'izy ireo.
Maro no maty noho io famorana hoan'ny viavy...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 12:08
niryna
(
02/12/2007 14:34)
Aminao ,Izy i kristy?
Na dia maro aza no nahazo vahana niditra ity fivavahana ity tato ato dia mbola manamafy sy tsy mitsahatra ny mizara ny fahasoavana nomen'i kristy ahy sy ireo olona marrrrrrobbbbbe tsy ho voatanisa aho...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/12/2007 04:42
zandikely
(
02/12/2007 14:29)
EURO 2008: ENCORE FRANCE ITALIE
À l'issue du tirage au sort qui s'est déroulé, dimanche 2 décembre à Lucerne, l'équipe de France connaît désormais la liste des adversaires qu'elle devra affronter pour atteindre la phase fin...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 13/12/2007 23:09
tsiambaratelo
(
02/12/2007 13:48)
NY ZANAKA SY NY RAY AMAN-DRENY
Ianareo zanaka,mpanaraka ny Tompo ianareo ka
maneke ny ray aman-dreninareo,fa rariny izany.
" hajao ny ray sy ny reninao";izany no didy voalohany miampy fampanantenana,dia ny hoe:"mba hahita...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:13
tsimiandravola
(
01/12/2007 23:14)
Jesoa=mpanao mazia
Diniho sy sainontsika tsara ity.
Raha mahefa ny zava-drehetra i Jesoa satria "créateur", "tout puissant" etc...
Dia tsy misy antony mihitsy tsy ahavitany ny fahagagana nataony amin'ny alalan'ny "...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 17/12/2007 16:42
marcello
(
01/12/2007 20:17)
aza complexe njakatiana
mba mila io tonon'kira io aho misaotra tompoko...
tohiny
Papoose
(
01/12/2007 18:27)
Henjana ndray ity!
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3mt67_femme-asiatique-soumise-realite-ou_animals
Soa ihany eto Dago fa tsy misy an'izao!...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/12/2007 20:14
marimar
(
01/12/2007 16:32)
Reveillon 2007 à Montpellier
[img]http://www.malagasy-people.info/images/evenement/mp_1194184330.jpg[/img]
Plan d'accès : http://maps.google.fr/maps?f=q&hl=fr&geocode=&time=&date=&ttype=&q=55+rue+saint-cleophas+montpellier&sll=...
tohiny
novalian'i pisona ny 09/12/2007 16:56
niryna
(
01/12/2007 12:56)
Finoana(Faith) mitovy ve ny fanomezan'Atra azy antsika?
Samy nomen'Atra fahaizana na fahalalana na fizarana ny teniny avy isika tsirairay fa ao ny sasany manana iray,ao roa ao na ao no maro be. Ka araka ny hampiasaina azy dia ampitomboan'Atra amintsika hat...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/12/2007 04:45
ikalamako
(
01/12/2007 12:39)
Bonnanif LAPINOOOOOO
Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao ianao
Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahana ianao
Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao ianao ry Lapi...
tohiny
novalian'i lapino ny 09/12/2007 10:18
niryna
(
01/12/2007 12:34)
Sakafo fahandronareo amin'ny krismasy ?
Saika mba hanontany aho hoe inona no sakafo gasy fahandronareo rehefa tonga ny krismasy?
Misaotra mialoha :-*...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/12/2007 07:09
infinity
(
01/12/2007 10:48)
Réveillon 2007 à Paris
L'association MADAGASCAR PARTENARIAT vous présente:
[center] "[b][color=red][size=13px]LE BAL DU REVEILLON à PARIS[/size][/color][/b]"[/center]
Le [b]31 Décembre 2007[/b] de [b]21 heures à l'...
tohiny
novalian'i tsikih ny 30/12/2007 18:32
colyann
(
01/12/2007 10:01)
vaovao
Salama daholo e!
Faly tafiditra @ forum serasera. Izaho aloha dia tia mifandray aminolona ary somary be resaka. Zavatra tena tiako ny fifanakalozana hevitra sy traikefa, indrindra indrindra fa avy ...
tohiny
novalian'i yuka ny 10/12/2007 01:33
kallie
(
01/12/2007 09:12)
petit papa chinois
http://www.dailymotion.com/fr/cluster/fun/featured/video/x3lwcu_clip-didier-super-petit-papa-chinoi_fun...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 09:17
niryna
(
01/12/2007 08:04)
Fianakaviana ao amin'ny kristy. Ahoana izany?
Mba misy afaka hanazava amin'izany hoe "fianakaviana ao amin'ny kristy izany ve hianareo ?
Raha fianakaviana dia tokony hifankatia e.Sao mba misy atao ary ka hilazana fa kristiana tokoa isika?
Raha...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/12/2007 06:38
saranga
(
01/12/2007 07:41)
Tena tsy rariny nama ity delestage
Asa akory nareo ao Tanà fa ny delestage aty maninay nama tena gravy sady tena leo ny vahoaka; Aiza lay tenin-dRavalo tamin'ny Juillet hoe octobre no faran'io delestage io. Ndao arodana nama Ravalo fa...
tohiny
novalian'i saranga ny 06/12/2007 06:07
niryna
(
01/12/2007 07:31)
Ny ahy izao no tena tiako dia ireny fiara kellly ireny e
Noho ny vokatrin'ny fahamaroan'ny fiara dia toa sarotra ny mitady toerana hametrahana azy io rehefa mandehandeha.
Inona ny fiara tianao ka mahamora fiainana aminao?
Ny ahy izao ny tena tiako dia il...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/12/2007 06:21
niryna
(
01/12/2007 07:21)
Mandeha ao anatin'ny tori-maso kanefa tsy mianjera?
Efa nahita ankizy ve hianao na lehibe matory izy a,tonga dia mitsangana ary mivoaka ny trano,midina ny totohotra fiakara-mideza ilay toerana kanefa dia tsy mianjera.Mikipy anefa ny masony amin'io an.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/12/2007 05:15
