Ny ahy izao no tena tiako dia ireny fiara kellly ireny e

1. niryna ( 01/12/2007 07:31)
Noho ny vokatrin'ny fahamaroan'ny fiara dia toa sarotra ny mitady toerana hametrahana azy io rehefa mandehandeha.
Inona ny fiara tianao ka mahamora fiainana aminao?
Ny ahy izao ny tena tiako dia ilay fiara mahazako olona roa ireny fotsiny ka afaka hoentina mivezivezy etsy sy eroa,tsy mila mivaky loha mitady parking firy intsony.Na izaho irery ihany koa ary vao maika tsara.
Misy tianareo ve ireto?
http://cache.viewimages.com/xc/3306951.jpg?v=1&c=ViewImages&k=2&d=BAA3E61C514E7EC6D381B60261E7314BA55A1E4F32AD3138
http://pictures_pine_fm.s3.amazonaws.com/med__2001.11.10.amsterdam.jpg
http://www.jstevenwood.com/images/microcar.jpg
http://garrydelong.com/minicar.jpg
novalian'i niryna ny 14/12/2007 06:21
2. kelly13 ( 01/12/2007 09:34)
za kou tia fiara kely, d reo nalefanao reo tsy d ratsy :) ms aleoko ity

http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://foto.autozone.be/fotoseurotax/450/peugeot-107-diesel-5031.jpg&imgrefurl=http://www.autozone.be/auto/fiches-voitures-neuves-v26-5031/voitures-neuves-peugeot-107-diesel.html&h=312&w=450&sz=21&hl=fr&start=1&tbnid=TqxsAKgDgF4L8M:&tbnh=88&tbnw=127&prev=
3. tslem ( 01/12/2007 13:37)
ny ah ndray lé an'i Mb terezy :-D:-D:-D
4. kelly13 ( 01/12/2007 17:44)
inn zany? :°)
5. tslem ( 01/12/2007 23:45)
ngah tsy hitandry lé film oe saintetherese.com moa izy zay ra tsy diso ah? :-D:-D:-D
6. niryna ( 02/12/2007 07:12)
kelly13:

za kou tia fiara kely, d reo nalefanao reo tsy d ratsy :) ms aleoko ity

http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://foto.autozone.be/fotoseurotax/450/peugeot-107-diesel-5031.jpg&imgrefurl=http://www.autozone.be/auto/fiches-voitures-neuves-v26-5031/voitures-neuves-peugeot-107-diesel.html&h=312&w=450&sz=21&hl=fr&start=1&tbnid=TqxsAKgDgF4L8M:&tbnh=88&tbnw=127&prev=

tsy ratsy :D

7. niryna ( 02/12/2007 07:13)
tslem:

ny ah ndray lé an'i Mb terezy :-D:-D:-D

:D:D dia ahoana ny paozin'izany :roll:

8. kelly13 ( 02/12/2007 10:53)
hay v le film isak'alatsinainy e, hihihi, za tsy mijery d tsy arako le izy, sa deudeuch?? lolllll

9. niryna ( 03/12/2007 07:34)
kelly13:

hay v le film isak'alatsinainy e, hihihi, za tsy mijery d tsy arako le izy, sa deudeuch?? lolllll



film inona? Izaho tsy mijery an'izany fa mba tonga tato an-tsaiko fotsiny io ka. Rehefa kelikely aza sady misidina eny an-danitra no mipetraka ety an-tany ny fiara kely

http://www.futrblog.com/content/binary/transition_flying_car.jpg
Toa tena nisy tokoa kanefa noeritreretiko koa io an,tena marina izany an ary dia tena nisy tokoa.
http://inventorspot.com/files/images/Flying%20car--transition.img_assist_custom.JPG
Dia iza tokoa re no nanao ireo fanandramana ireo e?
Toa ratsy tarehy ireto izy fa tsy tiako ka :D:D
http://www.akibalive.com/archives/helibot.jpg
io indray misy helibot
10. sarobidy ( 03/12/2007 15:27)
reny fiara kely reny nge tsy mahazaka zanakanabavy eh :lol:
11. kelly13 ( 03/12/2007 19:47)
sarobidy>d tsy entina ry zareo :°):-D:-D
12. ikaretsaka ( 03/12/2007 19:57)
tsy omby anay ireny le
13. bim ( 04/12/2007 00:31)
a vendre v le orange...:lol::lol::lol::lol::lol:
14. ikaretsaka ( 04/12/2007 01:14)
raha ireny ve no taingenana hatrany Toliary ohatra tsy tena voly ny tongotra mitapify kely ao ambany volant ao le?:(
15. niryna ( 04/12/2007 05:58)
sarobidy:

reny fiara kely reny nge tsy mahazaka zanakanabavy eh :lol:

marina tokoa izany,ny antsika manao taingy be foana.Raha manambola kely ka afaka misidina mandeha etsy sy eroa,aty aminay manahirana ny mitady parking fa be loatra ny fiara dia izany no mahalasa ny saiko

16. niryna ( 04/12/2007 05:59)
kelly13:

sarobidy>d tsy entina ry zareo :°):-D:-D



:D dia midongy andeha izy,zaho koa andeha,tsy hitahita dia efa eo ambon'ny fiara.:cry:
17. niryna ( 04/12/2007 06:00)
ikaretsaka:

tsy omby anay ireny le

Ny abehany ve (tena teny gasy ve io fa toa hafahafa :D)
Fa angaha ika lavabe sa ngodabe :roll:

18. niryna ( 04/12/2007 06:02)
ikaretsaka:

raha ireny ve no taingenana hatrany Toliary ohatra tsy tena voly ny tongotra mitapify kely ao ambany volant ao le?:(


Mety mitsingidingidina angamba o,lasa mandositra hatramin'ny lolo fa hafa kely :D
19. niryna ( 04/12/2007 06:07)
http://www.hamilton-cvb.com/images/Antique%20Car%20Parade%20AD%202007_small.jpg
io fiara io indray dia lafo ary tsy am-piasain'ny tompony intsony no tsy dia misy mampiasa raha tsy amin'ny mariage,fa fonosiny lamba be ao anaty garage fotsiny ary tena mbola jojopila be sady mangirana.
20. Rasiligaoma ( 06/12/2007 03:39)
niryna:


raha ireny ve no taingenana hatrany Toliary ohatra tsy tena voly ny tongotra mitapify kely ao ambany volant ao le?:(


Mety mitsingidingidina angamba o,lasa mandositra hatramin'ny lolo fa hafa kely :D


ka mahita voangory mivilavila kosa ve ny lolo tsy hitsaoka


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3039