ny hevitrao

1. xxx ( 02/12/2007 17:20)
Ny marina mitavozavoza hono tsy maharesy ny lainga tsara lahatra
2. ikaretsaka ( 02/12/2007 17:39)
ny marina tsy mba maty
3. xxx ( 02/12/2007 17:51)
ié ny marina tsy mba maty fa marina koa ilay hoe ny marina mitavozavoza tsy maharesy ny lainga tsara lahatra.....
4. soanja ( 02/12/2007 17:52)
Ny lainga hono toy ny salaka ka ny tompony ihany no afatony.
5. lancia ( 02/12/2007 17:55)
ikaretsaka:

ny marina tsy mba maty



=D=D=D

Sarotra ny mitady ny marina fa tsy maintsy mipoitra ihany io amin'ny farany
6. cetoi ( 02/12/2007 18:07)
ity tokoa zavatra matetika miseho, indrindra amin'ny firenena an-dalam-pandrosoana
7. Papoose ( 02/12/2007 22:23)
ny lainga tsy mba misoratra eny an-kandrin'olona:D
8. ikaretsaka ( 03/12/2007 02:30)
fa ao ambavany ao sy @ masony
9. xxx ( 03/12/2007 08:53)
toute verité n'est pas bonne à dire
10. sarobidy ( 03/12/2007 09:10)
8. Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-12-2007 09:53:13
Lohateny : Re : ny hevitrao
toute verité n'est pas bonne à dire


ekeko io fa le tenin'i lancia ko tsy azo adinoina oe ny marina tsy maty :°)
11. ari.malala ( 03/12/2007 09:46)
ny marina toy ny vato eny am-balam-parihy, na tsy hitan'ny antsy refa fararano aza hitan'ny angady refa lohataona:)
12. ikaretsaka ( 04/12/2007 01:18)
izya manko

xxx>ataovy fa henjehin'ny conscience eo vo...
aleo hono enjehin'ny omby masheka
13. ravakamalala ( 05/12/2007 23:13)
http://fr.youtube.com/watch?v=f0FpldM5g6I
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2225