EURO 2008: ENCORE FRANCE ITALIE

1. zandikely ( 02/12/2007 14:29)
À l'issue du tirage au sort qui s'est déroulé, dimanche 2 décembre à Lucerne, l'équipe de France connaît désormais la liste des adversaires qu'elle devra affronter pour atteindre la phase finale de l'Euro. Et ce ne sera pas une mince affaire : les Bleus tombent sur l'Italie - championne du monde - et les Pays-Bas. Seule la Roumanie, dans ce groupe (Poule C), peut paraître un ton en dessous.
2. NathanScott ( 02/12/2007 17:43)
ouééééé
za aloha tena tsy tiko mintsy io ekipe de france-nlisany io e.
mba iza mo ny joueur pure francais ao?
immigran daholo. mba firy ny fotsy ao anatin'ny 23 joueur?
atsy ho atsy dia hanao CAN (Coupe d'Afric des Nation) lafrantsa
3. vale ( 03/12/2007 01:24)
tsara kosa izany koh:!:8)8)8)
4. vale ( 03/12/2007 01:27)
NathanScott:

ouééééé
za aloha tena tsy tiko mintsy io ekipe de france-nlisany io e.
mba iza mo ny joueur pure francais ao?
immigran daholo. mba firy ny fotsy ao anatin'ny 23 joueur?
atsy ho atsy dia hanao CAN (Coupe d'Afric des Nation) lafrantsa
ny volon-koditry ny mpilalao angaha no hafa fa ny fisainay sy ny fomba2 ary ny fo frantsay, donky, ca m'est égal! na izany italy foreva ny ahy mazava ho azy!8O


5. ikaretsaka ( 03/12/2007 02:23)
Go Yankeeeees !:-D
tsy mahay lilil @ soccer za
6. salmo1 ( 03/12/2007 14:40)
NathanScott:
ouééééé
za aloha tena tsy tiko mintsy io ekipe de france-nlisany io e.
mba iza mo ny joueur pure francais ao?
immigran daholo. mba firy ny fotsy ao anatin'ny 23 joueur?
atsy ho atsy dia hanao CAN (Coupe d'Afric des Nation) lafrantsa

Vaya racismo malgache ^:^
7. karinah ( 03/12/2007 19:20)
ikaretsaka:

Go Yankeeeees !:-D
tsy mahay lilil @ soccer za
:lol::-D:-D:-D ikaretsaka!:-D:-D


8. baraingo ( 04/12/2007 08:43)
raikitra ndray zany @io ny kolikonzareo FRANTSAY, reo manko tslasa lavitra mits ra tsmanao anio
9. ronaldo09 ( 04/12/2007 09:40)
O ry zareo manambitana ihany ny Frantsay satria i Roumanie no hihaona voalohany aminy amin'io a!Zany hoe tsy maintsy hiady mafy zany ny iray amin'i Pays bas sy Italia ...Za aloha mahita fa sarotra ny fanapahana hoe iza no ho tafakatra eto e!
10. salmo1 ( 04/12/2007 11:16)
Za maka France sy Holanda

;-)
11. vale ( 05/12/2007 01:13)
Ronaldo: euuuh,aza manao an'izany fa ny baolina anie boriboryb, eh:lol:
12. xxx ( 05/12/2007 09:29)
ronaldo09:

O ry zareo manambitana ihany ny Frantsay satria i Roumanie no hihaona voalohany aminy amin'io a!Zany hoe tsy maintsy hiady mafy zany ny iray amin'i Pays bas sy Italia ...Za aloha mahita fa sarotra ny fanapahana hoe iza no ho tafakatra eto e!


ra tena lalao madio sy mangarahara io D pays-bas sy italie no tafakatra eo


Ary ekipa frantsay V sa ekipa afrikanina e, aiza ko D hoe frantsay nefa mainty ny 90% npilalao, any d efa manomboka ny fangalarana. ra hoe 4 na 5 mo no isany ka manino, fa d efa mila ho izy mianakavy mits.

Ary magaga ny any @ RUGBY au contraire, kobony fa tsD tena mavou nmainty any @io taranja io.

NB:za lo mrevy joueur ao @ ekipa frantsay refa milalao @ ligue reny rzalà (ribery, henry, guily,...), fa refa hoe ekip frantsay d tsssssssss.
13. karinah ( 05/12/2007 14:13)
:-D:-D:-D:-D:-D, ny panao kitra frantsay mety tsy minana lasopy poirreaux intsony, D tsy mahavoa raha!:-P:-D:-D:-D
14. Rasiligaoma ( 06/12/2007 03:57)
Alefa Maple leafs!
hay moa io amin'ny bozaka fa tsy amin'ny ranomandry!:^)
alefaso fa ny ahy ary i Polonina e
15. vale ( 07/12/2007 01:02)
:-D:-D:-D:-D maty aho marina!:lol:
16. NathanScott ( 10/12/2007 20:15)
tena marina fa tsy maintsy hanao kolikoly ny frantsay vao tafakatra. nefa i Itlaie sy Pays Bas tsy voavidiny donc tsy miantsy resy ihany izy :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. naughtyboy ( 13/12/2007 23:09)
vizana eo daoly imenomenona ze tsy tia ekipa frantsay fa France sy Italy tsy maintsy tafiakatra :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3043