vaovao

1. colyann ( 01/12/2007 10:01)
Salama daholo e!

Faly tafiditra @ forum serasera. Izaho aloha dia tia mifandray aminolona ary somary be resaka. Zavatra tena tiako ny fifanakalozana hevitra sy traikefa, indrindra indrindra fa avy any amin'ny faritra maro eto @ ity tany ity. Izaho moa dia tovolahy monina aty Madagasikara ary Malagasy na dia somary hafahafa ny solonanarana. Lafiny serasera moa ny asa misy ahy ka misokatra @ izay lohaevitra rehetra.

Dia manantena serasera sy soa azo avy amin'ny tsirairay aminareo e.

COLYANN
novalian'i yuka ny 10/12/2007 01:33
2. badouda ( 03/12/2007 22:15)
Arabaina tonga soa eto @ serasera!!! Faly tokoa izay rehefa misy namana vaovao... Mbola be no sisa fa somary te hatory aho fa aminy manraka miresaka misimisy:lol::lol::lol::lol::roll::roll::roll:
3. tendry77 ( 07/12/2007 23:02)
manahona eh:mandrosoa ary de maka seza:vaovao,maresak etsetsa etsetsa....
4. yuka ( 09/12/2007 12:34)
Miarahaba anareo,mafinaritra tsara le takelaka malagashi.Za moa de gashi mama de dada, japonais mipetraka aty ivelany de te hianatra any france,na itali de te miteny francais fa tsi mahai.Tsara le mahita resaka gashi ato ,za tsi de mahai miresaka,tsi de mishi hevitra fa tena ti mijeri reshaka gashi.Veloma daolu tsika(l)
5. Stretch ( 09/12/2007 16:57)
yuka zany kely soma ra azoko ?
hay ve ôtrany zao ny fanoratana gasy am teny japs e !
ahitana zavatra mintsy wa ato [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/010105angry_9.gif[/IMG] gashi
6. yuka ( 10/12/2007 01:33)
Stretch mishaots le resaka de efa te hanoratra mety tsara za fa angambakely futsini de efa tsara.
refa tsy sahirana ni mama de mijeri sy manova le soratra tsy mety,inuna le soma?:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3286