Aminao ,Izy i kristy?

1. niryna ( 02/12/2007 14:34)
Na dia maro aza no nahazo vahana niditra ity fivavahana ity tato ato dia mbola manamafy sy tsy mitsahatra ny mizara ny fahasoavana nomen'i kristy ahy sy ireo olona marrrrrrobbbbbe tsy ho voatanisa aho.
Amiko,i Kristy dia loharanom-pitiavana,raha tsy nomeny fo mitia olona aho dia ho feno fankahalana,
fihatsarambelatsihy,fo maloto,fo feno tebiteby ,fo feno fialonana,fo tsy mizara,fo feno fitiavan-tena no ato anatiko. Mpampihavana sy loharanom-pitiavana Izy amiko.
Antsoiko ihany koa Izy ho Mpanasitra satria nanasitra ny aretin'ireo olona maro izay efa kely fanantenana na ara-batana na saina na fanahy.
Mpanavotra, Izy no nanavotra antsika rehetra ho afaka amin'ny ziogan'ny satana.
Maro no azoko antsoina an'i kristy.
Aminao mba omeo fampaherezana izahay e,inona no antsoinao Azy? Inona no nataony tamin'ny fiainanao?

Deraina mandrakariva anie ny Anarany ! Amena
novalian'i niryna ny 10/12/2007 04:42
2. pissoa ( 02/12/2007 15:25)
Tompo sy hero ! :-D

Efa nandeha ity fanontaniana ity fa miandry ny valin'i Piste :b:-D:-D:-D
3. ikaretsaka ( 02/12/2007 17:46)
nisy diska loaka indray voakaroka tany anaty archives tany (mikasoka be le izy miaraka @ le feon'ilay hoparleran'ny sovaly de bois ohatran'ny megaphone be ireny!:-D:-D:-D)

Jesum Christum: Dominus meus et Deus meus...dixit pax vobis!

4. xxx ( 02/12/2007 18:21)
efa nampetrakao ny valinykoa ing tsony no amaliko azy? ianao iany d mahavaly azy tsinona ko,ianao mantsy no mahay dridra ato am soratra masina ,
5. tsimiandravola ( 02/12/2007 19:41)
Niryna:
Aminao mba omeo fampaherezana izahay e,inona no antsoinao Azy? Inona no nataony tamin'ny fiainanao?

Izay iray alehany (na ny tranga roa mihitsy):

-Na i Niryna mampiesona,mampiresaka satria tsy manana fialam-boly hafa...Izany no atao hoe "manipulation mentale".

-Na i Niryna mila tokoa fampaherezana,ary io fampaherezana io dia efa fantatra ny "tenant" sy ny "aboutissant"-ny.Izy io no voatery ifanomezan'ny mpino mba hanampitampenana sy hanetsitsetsemana sy anempotsemporana ny "raison" mba tsy ho afa-mitraka.Satria raha mitraka ny "raison" dia ratsy be ny vokany eo amin'ny finoana.Matetika izy io dia amin'ny alalan'ny fivavahana no atao.Na amin'ny alalan'ny kabary miendrika miangolangola (patelin).

Maro tokoa ny olona "dévote" no mahatsiaro tena ho manana adidy amin'ny fizarana ny vaovao mahafaly.Ankoatran'ny maha mpamonjy an'izao tontolo izao an'i Kristy-ny dia "lasa mpamonjy" kely koa izy ireny.
6. soanja ( 02/12/2007 20:25)
tsimiandravola:

:-D:-D I Tsimiandravola de mampihomehy mihitsy ka. Sady sahisahy.

7. niryna ( 02/12/2007 20:26)
pissoa:

Tompo sy hero ! :-D

Efa nandeha ity fanontaniana ity fa miandry ny valin'i Piste :b:-D:-D:-D

dia mitovy izay noteneniko koa ve ? :D
8. niryna ( 02/12/2007 20:26)
ikaretsaka:

nisy diska loaka indray voakaroka tany anaty archives tany (mikasoka be le izy miaraka @ le feon'ilay hoparleran'ny sovaly de bois ohatran'ny megaphone be ireny!:-D:-D:-D)

Jesum Christum: Dominus meus et Deus meus...dixit pax vobis!

:cry::cry:
9. niryna ( 02/12/2007 20:27)
xxx:

efa nampetrakao ny valinykoa ing tsony no amaliko azy? ianao iany d mahavaly azy tsinona ko,ianao mantsy no mahay dridra ato am soratra masina ,

:D
10. niryna ( 02/12/2007 20:28)
tsimiandravola:

Niryna:
Aminao mba omeo fampaherezana izahay e,inona no antsoinao Azy? Inona no nataony tamin'ny fiainanao?

Izay iray alehany (na ny tranga roa mihitsy):

-Na i Niryna mampiesona,mampiresaka satria tsy manana fialam-boly hafa...Izany no atao hoe "manipulation mentale".

-Na i Niryna mila tokoa fampaherezana,ary io fampaherezana io dia efa fantatra ny "tenant" sy ny "aboutissant"-ny.Izy io no voatery ifanomezan'ny mpino mba hanampitampenana sy hanetsitsetsemana sy anempotsemporana ny "raison" mba tsy ho afa-mitraka.Satria raha mitraka ny "raison" dia ratsy be ny vokany eo amin'ny finoana.Matetika izy io dia amin'ny alalan'ny fivavahana no atao.Na amin'ny alalan'ny kabary miendrika miangolangola (patelin).

Maro tokoa ny olona "dévote" no mahatsiaro tena ho manana adidy amin'ny fizarana ny vaovao mahafaly.Ankoatran'ny maha mpamonjy an'izao tontolo izao an'i Kristy-ny dia "lasa mpamonjy" kely koa izy ireny.

:D:D
11. niryna ( 02/12/2007 20:30)
soanja:

samy manana ny fandraisany tokoa ,tsy mampihomehy izany amiko fa mampalahelo aza izy.o^o Tompo o ovay ny foko mba ho mora hanarina,toy ny any zazakely tsotra sady marina. o^o
12. Fody ( 02/12/2007 20:33)
efa nampetrakao ny valinykoa ing tsony no amaliko azy? ianao iany d mahavaly azy tsinona ko,ianao mantsy no mahay dridra ato am soratra masina ,

Amiko ny fifandraisana manokan amin'i Kristy no hahafahana mahalala azy. Io fahalalana io dia mihoatra ny fahaizana katesizy sy ny fahaizana Soratra Masina.

Ho ahy ny nahalalako manokana an'i Kristy dia tsy tao amin'ny Baiboly fa ao amin'ny Eokaristia sy ao amin'ny hafa.
"Fitiavana Izy" ary te ho Iray amintsika, sy ampiray antsika ao aminy.

Misaotra!
13. ikaretsaka ( 02/12/2007 20:56)
ka efa milaza ahio ry niryna hoe Dominus meus et Deus meus ko :roll::roll::roll:maninona eo koa?
nareo itony tokoa ary lasa aiza mihitsy?
14. pissoa ( 02/12/2007 20:58)
Za tsy mahay ny dikan'io Dominus sns an'i Ika io :oops::-D:-D:-D
15. pissoa ( 02/12/2007 21:00)
niryna:
dia mitovy izay noteneniko koa ve ?

tsy azoko io ! :-D:-D:-D
16. ikaretsaka ( 02/12/2007 22:24)
Pissoa> anontanio i Md Thomas fa izy no niteny an'io!:wink:
17. cutie ( 03/12/2007 00:46)
Aminao ,Izy i kristy

Atra:)
18. ikaretsaka ( 03/12/2007 01:23)
Izy sa t'sizy?
le izy ts'izy ve fa le ts'Izy izy?
19. cutie ( 03/12/2007 01:29)
le ts'Izy Izy :-D:-D:-D:-D
20. ikaretsaka ( 03/12/2007 02:14)
mila manao kates'Izy ndry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1864