Aminao ,Izy i kristy?
23. rakapy
(
03/12/2007 04:22)
Amiko i Kristy dia resa-bazaha tany Jerosalema tany no afendraka eran'izao tontolo izao. Aminao iza i Rasabojonay?
25. niryna
(
03/12/2007 05:14)
Fody:
efa nampetrakao ny valinykoa ing tsony no amaliko azy? ianao iany d mahavaly azy tsinona ko,ianao mantsy no mahay dridra ato am soratra masina ,
Amiko ny fifandraisana manokan amin'i Kristy no hahafahana mahalala azy. Io fahalalana io dia mihoatra ny fahaizana katesizy sy ny fahaizana Soratra Masina.
Ho ahy ny nahalalako manokana an'i Kristy dia tsy tao amin'ny Baiboly fa ao amin'ny Eokaristia sy ao amin'ny hafa.
"Fitiavana Izy" ary te ho Iray amintsika, sy ampiray antsika ao aminy.
Misaotra fody nizara :-*
Misaotra!
26. niryna
(
03/12/2007 05:17)
ikaretsaka:
ka efa milaza ahio ry niryna hoe Dominus meus et Deus meus ko :roll::roll::roll:maninona eo koa?
nareo itony tokoa ary lasa aiza mihitsy?
Raha tsy mahadiso mba asio fanazavana ny teny teneninao fa tsy ho voatery ahay izany daholo kosa ny olona e. Misaotra mialoha.
Miteny amin'ny teny tsy fantatra izao hianao eto saingy tsy misy afaka mandika azy hi,hi ,hi :D
27. niryna
(
03/12/2007 05:18)
pissoa:
Za tsy mahay ny dikan'io Dominus sns an'i Ika io :oops::-D:-D:-D
Mitovy aky isika roa eto a,misy miteny amin'ny fiteny hafahafa ao,tsy fantatray akory ilay izy na manopa na inona fa tsy mba asiana farangososona :D
28. niryna
(
03/12/2007 05:20)
pissoa:
niryna:
dia mitovy izay noteneniko koa ve ?
tsy azoko io ! :-D:-D:-D
Lazainao fa efa nisy nanome io sujet ko ka mitovy ny teneniko ve no noteneniny?
29. niryna
(
03/12/2007 05:27)
Fody:
efa nampetrakao ny valinykoa ing tsony no amaliko azy? ianao iany d mahavaly azy tsinona ko,ianao mantsy no mahay dridra ato am soratra masina ,
Amiko ny fifandraisana manokan amin'i Kristy no hahafahana mahalala azy. Io fahalalana io dia mihoatra ny fahaizana katesizy sy ny fahaizana Soratra Masina.
Ho ahy ny nahalalako manokana an'i Kristy dia tsy tao amin'ny Baiboly fa ao amin'ny Eokaristia sy ao amin'ny hafa.
"Fitiavana Izy" ary te ho Iray amintsika, sy ampiray antsika ao aminy.
Misaotra!
Marina tanteraka izany ry Fody a =D Any Aminy no loharanom-pitiavana." Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao. Jaona 3:16-17
30. niryna
(
03/12/2007 05:28)
ikaretsaka:
Pissoa> anontanio i Md Thomas fa izy no niteny an'io!:wink:
:roll: hianao kosa no anontanianay koa i Md Thomas no hamaly azy. :wink:
31. niryna
(
03/12/2007 05:46)
cutie:
Aminao ,Izy i kristy
Atra:)
=D=D
Andriamanitra Izy,tia antsika rehetra na mpino na tsy mpino na mahafantatra Azy na tsy mahalala Azy.
Fitiavana izay omeny ny tsirairay ary Izy no mampihova ny fiainantsika ihany koa.
Manana andraikitra eo amin'ny Tompo isika raha manaiky omena ho tantanany ny fiainantsika. Tiany foana isika ary zavatra maro izay tsy takatry ny saina eritreretina ny fitiavana sy ny fitantanany ary ny fanampiany antsika amin'ny fiainana isan'andro.
(He loves us anyway,no matter who you are,what your are.He always loves you,and his loves endure forever if you let him come into your heart.He has plan with everyone and each one of us if we let him do it and he will make you success if you trust him for eternity. Will you let Him come into your heart? )
Na iza hianao,na inona ataonao dia tiany foana ,ary ny fitiavany dia mandrakizay raha manaiky Azy ho tantanany ary hidirany ny fonao.Omeny fahombiazana amin'ny fiainanao hianao raha mino azy hatramin'ny farany. Hanaiky andray Azy ve hianao?
Mahereza :-*
33. niryna
(
03/12/2007 05:56)
rakapy:
Amiko i Kristy dia resa-bazaha tany Jerosalema tany no afendraka eran'izao tontolo izao. Aminao iza i Rasabojonay?
:cry: misaotra raha izay no ahafantaranao Azy.
Nividy vilany ity ramatoa ary misy soratra hoe" life time warranty" na koa hoe mandrakizay ny antoka amin'ity ka raha simba dia mahazo soloina foana,foana 8).Nisy fahasimbany ny tahon'ilay vilany ka vonona ity ramatoa ity hamerina azy saingy ilay mpivarotra no nihidy fa banky tsy manambola intsony:D Hay na hoe azo antoka ny hamafiny ka raha misy mahazo dia mahazo soloina foana tsy tonga lafatra.Hi!hi!
Andriamanitra tsy mba mety banky izany(God never goes out of business) Noho ny fitiavana ary noho ny famonjena nomeny ny Zanany Kristy.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=8&andininy=3-3&dika=
34. niryna
(
03/12/2007 06:25)
Hoy ny hira hoe "tsy mendrika akory no atao hoe zanakao.."
Inona no votoatin'ilay fahasoavana? Fitiavana izay tsy mendrika akory ny ahazo izany isika ,tsy afaka hividy,tsy nangonina na hoe nanaovana ezaka (unworthy of love of God) Kanefa noho ny fitiavan'Atra antsika dia nasehony ho an'izao tontolo izao izany ary dia nomeny ny Zanany Lahitokana ary io fahasoavana io dia omeny ho an'izay mino an'i Kristy.
Isika rehetra dia miara mizara ny fitiavan'Atra sy ny fahasoavany izay nomeny amin'ny mpiara-belona antsika.Mivavaka ireo olona izay nahafantatra ny tenin'Atra kanefa manohitra izany foana.Mivavaka ny fahavalon'Atra mba omeny hery sy saina ary fahalalana ahalala ny marina ary mba ho vonjeny ihany koa ny fanahin'izy ireo.
Hain'Atra foana ny manova ny zavatra rehetra rehefa mino Azy tanteraka isika.Ary dia asehony ao anatin'ny fotsika izany ary hivoaka tsikelikely avy aty ivelany ho jiro fanazavana,sy taratra amin'ny maha mpanompon'i kristy @ ireo namana sy fianakaviana ary olona maro.
Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina,hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary ho mandrakizay. Amena

35. pissoa
(
03/12/2007 08:28)
niryna:
Lazainao fa efa nisy nanome io sujet ko ka mitovy ny teneniko ve no noteneniny?
Ie - Aminao, Iza i Jesoa no lohateny :-D:-D:-D
Ika : Md Ikaretsaka ny tiko anontaniana :-D:-D:-D:-D:-D
36. ikaretsaka
(
03/12/2007 12:31)
ikaretsaka:
Pissoa> anontanio i Md Thomas fa izy no niteny an'io!:wink:
:roll: hianao kosa no anontanianay koa i Md Thomas no hamaly azy. :wink:
satria mitovy fijery aminy aho ko. inona no tsy marina amin'izany?
37. niryna
(
04/12/2007 06:19)
pissoa:
niryna:
Lazainao fa efa nisy nanome io sujet ko ka mitovy ny teneniko ve no noteneniny?
Ie - Aminao, Iza i Jesoa no lohateny :-D:-D:-D
Ika : Md Ikaretsaka ny tiko anontaniana :-D:-D:-D:-D:-D
:D hay ve ny lohateny e,fa tsy nitovy izay noeritreretiko ny azy an sa mitovy :D Ny anarana aky tanimboanjo a,ny sujet koa taninketsa a :D
39. pissoa
(
04/12/2007 18:40)
niryna : ny anarana tanim-boanjao ... fa ny lohan-teny zava-dehibe :-D:-D:-D
Ika : shit (oops stuff mantsy e) happens :wink::oops:
(aza hitako ka voafafa kle :-D:-D:-D)
Ika : shit (oops stuff mantsy e) happens :wink::oops:
(aza hitako ka voafafa kle :-D:-D:-D)
40. ikaretsaka
(
04/12/2007 19:20)
pissoa> :wink::wink::wink::-D:-D:-D yeah.. mety marina anie izany. qui cognit?
ianao koa mety .....:°)
ianao koa mety .....:°)