Aminao ,Izy i kristy?
44. cutie
(
05/12/2007 01:59)
40. Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-12-2007 00:41:07
Lohateny : Re : Aminao ,Izy i kristy?
iza i kristy????sefodeba izy
lay mesia mpanao mazia:-D
45. niryna
(
05/12/2007 07:21)
fijo:
iza i kristy????sefodeba izy.
Moa mba fantatrao fa hianao no mijaly indrindra raha samy olona . Aleo tsy manoratsora-poana saho hanenenanao.
Misy ny voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ny anarany ary misy izay tsy mananana fotombokase ny lohany dia tsy afaka hividy zavatra intsony rehefa tonga ilay fotoana.
46. niryna
(
05/12/2007 07:25)
cutie:
40. Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-12-2007 00:41:07
Lohateny : Re : Aminao ,Izy i kristy?
iza i kristy????sefodeba izy
lay mesia mpanao mazia:-D
Mpanao mazia mazia izany anie cutie ka ireny olona miditra any anatin'ny fasana e,manitsaka baiboly,miaraka amin'i satana,manao hery avy amin'ny asan'i satana.
Toa tsy mbola nahita aho tao anatin'ny baiboly hoe mpanao mazie izy na mpanao masobe tsy mahita
Nanao fahagagana no novakiko(He did ,does ,and will do many miracles)
48. zoky
(
06/12/2007 05:04)
niryna:Iza i Kristy?
Amiko i Kristy dia ilay Zanaka Lahitokan\'Andriamanitra.Hirak\'Andriamanitra, hamitra-pihavanana indray @ Andriamanitra Ray sy ny Olombelona,zany hoe tonga nanavotra ny olombelona voageja ny fahotana ka hitodika sy hihavana indray @ Andriamanitra, Tonga ho olombelona ny Izy ilay antsoina hoe . Izy sy ny Ray naniraka azy dia iray ihany. Amiko Andriamanitra Izy, zany hoe Fitiavana, ...
niryna:Inona no nataony tamin\'ny fiainanao?
Hafaliana sy fety lalandava ny miara-miaina sy ny tsy misaraka @ i Kristy @ ankapobeny. @ Ankapobeny hoy aho satria eo ihany ny fizaha-toetra sy fitsapana misy mandritra ny fianinana, nefa izany ts atao mahakivy sy ampihena ny Finoana fa tokony vao maika ary tokony hamafisina zay finona kely hananao :D:D:D

49. niryna
(
06/12/2007 06:26)
Rasiligaoma:
izay indray i niryna sy ny finoanoam-poanany!
:roll:
aminao inona ny mpanao mazie ? ataovy sujet fa be no hamaly azy ao
50. niryna
(
06/12/2007 06:33)
niryna:
Rasiligaoma:
izay indray i niryna sy ny finoanoam-poanany!
:roll:
aminao inona ny mpanao mazie ? ataovy sujet fa be no hamaly azy ao
oops,hay moa efa misy olona tsy mino an'i kristy nanao azy ho mpanao mazie ao k'ty .
Ireto no miaraka ary azo sokajiana ho fanahy hafa no miaraka aminy fa tsy ny Fanahy Masin'i kristy.
Mpanao mazie,mpamaky tanana,mpamaky sy mpijery horoscope,mpanandro,mpanasina,mpamosavy,mpanao ody na fitia izany na famonoana na rehefa tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra,izay rehetra ka tsy miresaka araka ny Fanahin'Atra fa mampiasa materiel hanodikodinana ny marina dia tafiditra daholo.Fantaro ny fanahy hianoanao fa tsy ny fanahy rehetra akory dia avy amin'i kristy avokoa.Eny na dia any am-piangonana aza izany.Manafina ny marina ao anaty baiboly ary izay tiany ihany no toriany satria mitady clients maromaro satana hanafenana ny tenin'Atra ka izay marivo saina sy tsy mandalina ary tsy mamaky ny tenin'Atra dai ho voasarika sy efa voasarika amin'izany avokoa.Miantso ny esprit hafa. Tsy efa naheno izany hianao fa misy maro ny tanora no miantsoantso"esprit es-tu la? " Tsy esprit an'Atra fa an'i satana.
51. niryna
(
06/12/2007 06:36)
zoky:
niryna:Iza i Kristy?
Amiko i Kristy dia ilay Zanaka Lahitokan\'Andriamanitra.Hirak\'Andriamanitra, hamitra-pihavanana indray @ Andriamanitra Ray sy ny Olombelona,zany hoe tonga nanavotra ny olombelona voageja ny fahotana ka hitodika sy hihavana indray @ Andriamanitra, Tonga ho olombelona ny Izy ilay antsoina hoe . Izy sy ny Ray naniraka azy dia iray ihany. Amiko Andriamanitra Izy, zany hoe Fitiavana, ...
niryna:Inona no nataony tamin\'ny fiainanao?
Hafaliana sy fety lalandava ny miara-miaina sy ny tsy misaraka @ i Kristy @ ankapobeny. @ Ankapobeny hoy aho satria eo ihany ny fizaha-toetra sy fitsapana misy mandritra ny fianinana, nefa izany ts atao mahakivy sy ampihena ny Finoana fa tokony vao maika ary tokony hamafisina zay finona kely hananao :D:D:D
misaotra anao nizara,tsy avy aminao irery ireo fanazavana ireo fa ny Fanahin'Atra no nampiseho anay azy aminao .Mahereza hatrany ny mitory ny tenin'Atra
Fafazo ny voa fa na tsy maniry daholo aza misy mitsimoka foana ary ireny no haniry sy hamoa an'ny amin'ny hafa indray. :-*
52. ikaretsaka
(
09/12/2007 20:40)
niryna:
izay indray i niryna sy ny finoanoam-poanany!
:roll:
aminao inona ny mpanao mazie ? ataovy sujet fa be no hamaly azy ao
Ny mpanao mazia amiko dia ny olona rehetra izay manana fahaizana ttsy takatrao sy ny sainao dia ampiasainy mba hampivanaka anao sy ny sainao @ zavatra tsy mety ho takatrao...
matetika tricks ilay izy fa tsy takatrao dia :?::roll::?: eo ianao dia maka conclusion vendrambendrana, mba hampionona ny sainao mba tsy hikaroka ny tena zavatra misy ao ambadik'ilay tricks!
raha misy mandatsaka varatra dia misy tricks ao fa tsy hainao .. dia mivanaka ny sainao dia maka conclusion vendrambendrana eo de minomino foana an'iny! raha clever anefa dia mitady hoe ahoana ny fika...
53. niryna
(
10/12/2007 04:42)
ikaretsaka:

=D=D misaotra ry ika fa voalazanao ny marina,mpandatsa-baratra.Andriamanitra ve ry hanome ny herin'ny Fanahy Masina andatsa baratra? Ny dikany rehefa tsy avy amin'ny herin'ny Fanahy Masina dia avy amin'ny hery tsy fantatra anarana,fantarao izay fanahy miaraka aminao hoy ny soratra masina fa tsy izay fanahy rehetra akory dia avy amin'i kristy.
Herin'ny maizina izay manono olona,mamita-bahoaka. Elao fa mananontanona ny afobe :-$