Fianakaviana ao amin'ny kristy. Ahoana izany?
1. niryna
(
01/12/2007 08:04)
Mba misy afaka hanazava amin'izany hoe "fianakaviana ao amin'ny kristy izany ve hianareo ?
Raha fianakaviana dia tokony hifankatia e.Sao mba misy atao ary ka hilazana fa kristiana tokoa isika?
Raha nalefa sy nafafy daholo ny tenin'Atra milaza ny tokony atao sy tsy tokony atao(resaka Andriamanitra hafa,na biby izany na fanahy tsy fantatra izany na olona izany na sampy,sarin-javatra,fiankohana amin'ny sarisary na asa-tanana nataon'ny olombelona na ny sary fotsiny ihany izay heverintsika fa hoe Atra aza dia tsy azo atao). Eny e ,na inona izany na inona ka resaka materials indrindra indrindra ny zavatra noforonin'ny zanak'olombelona dia laviny avokoa.Andriamanitra saro-piaro Izy ary tiany isika hanaraka Azy Irery ihany noho ny Famonjena antsika.
Sahy hanary ilay finoanao izay nolazaina fa tsy mety ve hianao sa dia hoe ny ataoko ihany no ataoko ?
Andriamanitra mantsy dia Fanahy(God is Spirit),ny dikany dia ny fanahintsika koa no miaraka Aminy,mino
Azy,mivavaka ao anatin'ny fo,miantso ny Anarany avy ao anatin'ny fontsika ka avoakan'ny vavantsika. Hitanao fa tsy misy material na zavatra hafa mihitsy am-piasaina amin'ny fiderana na fanehoana ny voninahiny na fisaorana ny zavatra nataony !!
Mbola miezaka hatrany isika rehetra ny hitady ny marina ka tsy afaka ny anao ilay hira hoe" pisodia izahay mandra-pahafatinay ohatra ny ahy io an."
Misaotra betsaka ary raiso izay tsara ,tsy hiady na hifanditra no ataontsika fa hikatsaka ny fahamarinana izay voalazan'ny baiboly. Raha toherinao moa dia tsy maninona fa izay izy izany e.
Mahereza hatrany fa Andriamanitra manampy antsika hikatsaka ny marina rehefa tena vonona isika hitady sy hanatona Azy.Na inona olana misy anao amin'izao fotoana izao ,rehefa mitady Azy hianao dia mamaly Izy. Eo amintsika mandrakariva Izy fa isika no tsy mahatsapa izany indraindray.
Heb 13:5-7 "Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory"
6 Ka dia sahy manao hoe isika: "Jehovah no Mpamonjy ahy, ka tsy hatahotra aho; Inona no azon'ny olona atao amiko?"
7 Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran'ny fiainany, ka araho ny finoany.
Ray Masina o ,manamasina anay amin'ny Tahamarinana fa ny Teninao no Fahamarinana. Amena
(l)niryna

novalian'i niryna ny 03/12/2007 06:38
2. niryna
(
01/12/2007 12:43)
20 Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin'ny fanorohana masina.
21 Ny tanako, izaho Paoly, no anaovako veloma.
22 Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata.
23 Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jeosoy Kristy Tompo;
24 ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. Amena. I Kor 16:20-24
Inona no dikan'izany hoe fanorohana masina(Holy kiss)?
Nisy olona nanontaniako mantsy dia hoy izy hoe ny kristiana samy kristiana ihany no mifamihina mifanome horoka satria samy misy Fanahy Masina.
Misy fiteny maro hoy izy:Judas kiss,fornicator kiss,carnal kiss ary Holy kiss. :roll:
Ilay Judas kiss izany hono dia ireny olona mifanoroka na mifihana ny hafa mampiseho fitiavana kanefa tsy izany no ao anatiny.
Ilay fornicator moa dia olona tsy manao na manaraka ny didin'Atra
Ilay carnal moa dia tsy mpino
Ilay Holy izany dia olona misy ny Fanahy Masina na olo-masina
Ahoana ny eritreritrareo?

3. tsimiandravola
(
01/12/2007 22:59)
baiboly:
22 Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata...
Itony ilay karazana ompa ê! Eritrereto fotsiny ny bouddhiste izao:raha hoy ny mpanaraka an'io finoana io hoe "voaozona izay tsy mino an'i Bouddha de mba ahoana hoy ianareo?
De toutes façons,araka ny efa nolazaiko dia tena misy ambadika foana ny an'ny kristiana.
Eritrereto fotsiny izao ilay hoe:"raha tsy mandray anareo ilay tanàna na ilay trano dia akifikifio aminy ny vovoka amin'ny kapanareo.
Io fomba ioa dia fiantsoana tody fotsiny izao.
Ohatra koa ilay hoe: "isaory ny fahavalonareo" na mivavaha ho azy" etc (tsy tadidiko intsony) ,"fa raha manao izany ianareo dia manangona vaikafo hitatao eo amtampon-dohany"
Inona no "But final" ? Tsy inona akory fa ny hiandronan'ny vaik'afo an-tampon-dohan'ny fahavalo.Noho izany dia tsy misy mihitsy izany hoe "tiavo ny fahavaolnao" izany.Na hoe manaova soa an'izay manao ratsy anao.
Ny tena marina,raha adika ny tena fotom-pampianarana kristiana ,dia hoe:
Ny fahavalonao dia ataovy mihinan'nyyyyy....
La preuve? Cf les 20 siècles de pages noires du Christianisme.
Na i Jesoa aza ,amin'ny andro farany dia handefa ny "bouc" eo ankaviany,ary hamarina azy ireo any amin'ny afo tsy maty mandrakizay.
Soa ihany fa "fantasme", "utopie" ,"fiction" daholo izany rehetra izany.
5. niryna
(
02/12/2007 07:46)
tsimiandravola:

Izay no hifandraisanao azy dia izay izy izany
6. niryna
(
02/12/2007 07:56)
tsimiandravola:
[quote=baiboly]22 Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata...
Itony ilay karazana ompa ê! Eritrereto fotsiny ny bouddhiste izao:raha hoy ny mpanaraka an'io finoana io hoe "voaozona izay tsy mino an'i Bouddha de mba ahoana hoy ianareo?
De toutes façons,araka ny efa nolazaiko dia tena misy ambadika foana ny an'ny kristiana.
Eritrereto fotsiny izao ilay hoe:"raha tsy mandray anareo ilay tanàna na ilay trano dia akifikifio aminy ny vovoka amin'ny kapanareo.
Io fomba ioa dia fiantsoana tody fotsiny izao.
Ohatra koa ilay hoe: "isaory ny fahavalonareo" na mivavaha ho azy" etc (tsy tadidiko intsony) ,"fa raha manao izany ianareo dia manangona vaikafo hitatao eo amtampon-dohany"
Inona no "But final" ? Tsy inona akory fa ny hiandronan'ny vaik'afo an-tampon-dohan'ny fahavalo.Noho izany dia tsy misy mihitsy izany hoe "tiavo ny fahavaolnao" izany.Na hoe manaova soa an'izay manao ratsy anao.
Ny tena marina,raha adika ny tena fotom-pampianarana kristiana ,dia hoe:
Ny fahavalonao dia ataovy mihinan'nyyyyy....
La preuve? Cf les 20 siècles de pages noires du Christianisme.
Na i Jesoa aza ,amin'ny andro farany dia handefa ny "bouc" eo ankaviany,ary hamarina azy ireo any amin'ny afo tsy maty mandrakizay.
Soa ihany fa "fantasme", "utopie" ,"fiction" daholo izany rehetra izany.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4747b0c5684a8
7. pissoa
(
02/12/2007 15:56)
ikaretsaka:
andaho isika sy i niryna hifanoroka ary e
tonga dia orohy izy fa aza ierana !
:-D:-D:-D:-D:-D
10. niryna
(
03/12/2007 06:38)
ikaretsaka:
ko raha tsy i Jodasy aho koa Hi teacher dia :*
mba miera.. "ry mpampianatra tsara ooooooo"
iny ary e :-*:-* ho anareo dahy ika