Henjana ndray ity!

1. Papoose ( 01/12/2007 18:27)
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3mt67_femme-asiatique-soumise-realite-ou_animals

Soa ihany eto Dago fa tsy misy an'izao!
novalian'i Papoose ny 08/12/2007 20:14
2. sipagasy ( 01/12/2007 20:29)
samy manana ny fomban-taniny e!
3. kiadi ( 01/12/2007 21:29)
angalariko hotran'io papoose raha hitako ohhhh!! tonga de angalariko :-D:-D:-D
4. Papoose ( 01/12/2007 22:55)
dia raha vao mahita anao zah tonga dia mitsoaka zany koa satria efa fantatro hoe haka an-tsokosoko!ialako ny fanomezana voninkazo!:)
5. miraymel ( 03/12/2007 10:54)
=)) Misy sipa zao amin\'ireny miandry ho_kidnapena, lol
Sady mampalahelo ny sasany raha sendra ny tsy tia e.
Tsy misy misary adala amin\'ny bandy tsy tiana tsony ny sipa raha otranireny daholo.
Misy lafiny mahafinaritra ihany le izy ka, :lol:
6. patrick2002 ( 04/12/2007 14:52)
papoose : misy fomba hafahafa ao Dago ao raha mankany @ faritra ambanivohitra reny ianao na any @ cote ,izaho efa nahita tany amin'iny faritry Maintirano iny zazavavy 10 ans miaraka @ rangahy efa ho 50 ans ,dia noteneniko izy hoe zanakao ity ,dia nahintsiny ny teniko hoe vadiko io fa tsy zanako ,dia niresaka ela teo izahay fa ,tonga ny fanontaniako farany nanao hoe efa niray izany nareo sy io zaza io ,dia nilaza izy fa mbola tsy nisy an'izany .
Lasa izy niresaka tamiko ilay topon-tany iray nanao hoe izany ny fomba aty fa zaza vao teraka dia misy maka vady dia iny lehilahy iny no miantoka ny vola rehetra hahalehibe an'ilay zaza ,mitaiza azy ,tsy misy firaisana mihintsy eo ah!, fa rehefa lehibe 12 ans na 13 ans eo ilay zaza dia manao firaisana amin'ilay rangahy amin'izay :roll::roll::roll:
7. la ( 05/12/2007 06:41)
Enga anie ka mba ho any irery reny!!!!:x:x
8. Papoose ( 06/12/2007 08:31)
Gravy be zany!!dia ahoana raha miha-lehibe le zaza ka tsy tian'ilay rangahy tampoka indray ohatra dia apetrapetrany fotsiny zany?dia tena ho manipulee le sipakely marin!
9. ari.malala ( 07/12/2007 07:04)
oupssss!tsy aloha loatra v zany 12 13taona izany?8O
10. Mannou ( 07/12/2007 13:31)
Tena ts hitako fa miraikitra be n connexion ako d tsy voasokatra :(
11. Papoose ( 08/12/2007 06:41)
ari, aloha fa le fombafomba koa anie tena maha pre que maturee mintsy e!
12. Tokinao ( 08/12/2007 13:43)
Papoose:

http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3mt67_femme-asiatique-soumise-realite-ou_animals

Soa ihany eto Dago fa tsy misy an'izao!


Soa ihany tokoa Papoose a!


13. Papoose ( 08/12/2007 20:14)
Raha nisy an'izao dia tena ho lasa victime daholo ny faramandibikely marina!!!:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2059