Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
melody ( 04/12/2007 23:19)
Happy birthday ratonga
bon annif ratonga dia aza hadino ny mandefa ny anjarako @ gatô an:*:*... tohiny
novalian'i Valala ny 06/12/2007 13:44
badouda ( 04/12/2007 21:34)
Tafahaona indray 22 sept 2007 Tahirintsary
:oops::oops:Misaotra an'i Fasaly tanteraka fihaonana izay nokarakarainy fa nahafinaritra tokoa afa-po tanteraka , :lol::lol::lol::lol: Ho an'ny namana rehetra tsy tao sy ho fantsiarovana ho an'ireo na... tohiny
novalian'i tess ny 07/12/2007 15:00
bazylou ( 04/12/2007 21:07)
na ny taviny aza tsy zakany intsony
io ve nohatao maire tsyhitresaka 5000 avy eo.. Ny maso efa tsary mivoaka intsony fa asa lanin'ny toakan'ny récéption angamba.!!! pauvre gasy.. fidio ny mamaba mba hovkoy kokoa e!!:-P:-P:-P... tohiny
xxx ( 04/12/2007 19:38)
surf rapide
Salut dôly! Tsy hoe hanao pub akory ny ataoko eto fa mba andramo ity navigateur ity fa tena hitako tena rapide be mihitsy : http://ftpclubic51.clubic.com/temp-clubic-rx676/2test/safari_safari_3.04... tohiny
rly ( 04/12/2007 18:14)
tsara tsodrano
:D... tohiny
ratonga ( 04/12/2007 17:41)
sangisangy zary tenany
Nitokana tetezana Ra8 ka nanao discours somary improvisé teo imason'ny mpamatsy vola ary tsy maintsy niteny frantsay : "....la pont..., la pont" fôna no tenenindrazoky. Nandona kiho azy ilay mpano... tohiny
novalian'i mbaliana ny 07/12/2007 19:10
fasaly ( 04/12/2007 17:11)
fako
mba kiriézy kely zà!:-P tsy azo idirana mitsy ngah lay rubrik fako kanefa zà mahita mangarangarana kely fa tsy mety tafiditra.....:wink:... tohiny
sokona82 ( 04/12/2007 16:04)
mangataka hira
slt azafady re sode mba misy manana n tonokira le oe esory amiko ry raiko....... ....... ..... nefa aoka tsy n sitrapoko ,no ho tateraka fa n anao.... d mba iza kay n mihira anio de misotra ... tohiny
novalian'i dems ny 05/12/2007 06:01
ni81 ( 04/12/2007 15:31)
inona no tena marina ao @ paositra madagasikara
Mba mila hevitra avy amintsika namana satria tena tsy rariny mihitsy ny ataon'ny mpiasan'ny paositra ao m/car ao. Nandefa cartes postales efa ho 30 teo ho eo zahay t@ taom-baovao 2007 fa tsy nisy tong... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/09/2008 18:29
aldine ( 04/12/2007 14:59)
te hanafoana ny fisoratana anarana ato ny tenako
toroy ahy izay tokony hataoko ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2008 05:39
aldine ( 04/12/2007 14:45)
mitady lehilahy vahiny izay mba mitady vady ho azy koa miara
izay maniry hanambady ihany koa... tohiny
novalian'i xxxx1 ny 06/12/2007 13:12
patrick2002 ( 04/12/2007 14:32)
Chretien non pratiquant, musilman non pratiquant ,croyant
betsaka ny olona amin'izao fotoana izao no milaza ny tenany ho croyant non pratiquant ,,hitantsika izany @ finoana maro . Dia mametraka fanontaniana izaho hoe mba ho an'ireny olona ireny ve ny fahaso... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2007 21:45
ntha ( 04/12/2007 13:47)
tononkira
mba mangataka tononkira majeur7 zay manana: galeoka:lol:... tohiny
niainalynx ( 04/12/2007 10:40)
RAISE YOUR VOICE = RAISE YOUR MONEY
Ny alika marina hoy ny ntaolo jamban'ny taolana fa ny MBS jamban'ny vola amin'ity Raise your voice ty e ! Toy izao ny sandan'ny sms nataon'ireo tafakatra soa amantsara : 15 378 000 fmg ny an'ny goupe ... tohiny
novalian'i ivoire ny 03/12/2008 06:07
ronaldo09 ( 04/12/2007 10:21)
Fidio ny candidat TIM raha tianao ny fandrosoana!
Ao anatin'ny fampielezan-kevitra ny ao Mada amizao fotoana izao ,ny aty Russie anefa vaoafak'omaly no vita ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny douma koa nazava ny fandresen'ny Russie Unis na ny... tohiny
mananja ( 04/12/2007 10:14)
Hangataka tononkira
Mba andefaso tononkiran'i Bodo, the regret is never before izay ataon'i Pazzapa 5 amzao, Misaotra eh!... tohiny
Nafly ( 04/12/2007 09:11)
Mila fanampiana
Mba mangataka ireto tononkira ireto raha misy manana : - Boana malilo - Tsaiky jôby (Mika & Davis) Mankasitra mialoha tompoko.... tohiny
baraingo ( 04/12/2007 08:41)
tsisy kanto intsony
tena nareo V tsmaremarq fa ny akabeazany hira @zao tsita tsony ze mahakanto azy. misy ny eo iany no mverberina, mankaleo mits, ndraindray ôtrany hoe le CD no msôty nefa le hira mits no tsis ilana... tohiny
novalian'i salmo1 ny 04/12/2007 12:06
kallie ( 04/12/2007 08:22)
gateau na dessert gasy
in kay ny gateau na dessert tena gasy mora atao sy ingredients mora hita? anontanin'ny ol a manko ao manaova hono dessert gasy... tsitako ze atao :roll: ny gasy tô ts manao gateau zany akôtran'ny ko... tohiny
ari.malala ( 04/12/2007 07:11)
bn anif kiadi
miarahaba sy mirary soa an'i trimobe an'ny serasera d manao biz mamy b o, aza adino ny gato anay o:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i kiadi ny 06/12/2007 19:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7005