Tafahaona indray 22 sept 2007 Tahirintsary

1. badouda ( 04/12/2007 21:34)
:oops::oops:Misaotra an'i Fasaly tanteraka fihaonana izay nokarakarainy fa nahafinaritra tokoa afa-po tanteraka , :lol::lol::lol::lol: Ho an'ny namana rehetra tsy tao sy ho fantsiarovana ho an'ireo nandray anjara dia hantambatra eto ny sary nataon'ny tsirairay.:roll::roll: Manantena anareo hahazo fanfinaretana:-D:-D:-D
http://picasaweb.google.fr/badoda.vv/22Sept2007TafahaonaIndray
^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^=D=D=D=D=D
novalian'i tess ny 07/12/2007 15:00
2. tess ( 04/12/2007 21:46)
badouda misaotra fa tena mazoto tokotrany enao an! fa efa somary nataoko blogy ihany izy io :-*
namanadago2007.skyrock.com:p
3. tess ( 04/12/2007 21:47)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m471d13ab07a15

ka de tsara ny manandroa ouz:wink:
4. ravatorano ( 05/12/2007 05:01)
mlay e
manaraka indray
sary hafa koa less badouda an !
:wink:
5. fijo ( 05/12/2007 20:35)
hafa koa eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
6. Valala ( 07/12/2007 05:05)
Tess mahatsiaro be anreny fiarahana ireny za niverina nijery an'le sary indray. :wink::wink:
7. glou ( 07/12/2007 14:55)
valala >fa taiza ho aiza valala t@ io fety io no nahatsiaro an' reny fiarahana ireny? :lol::lol:
8. tess ( 07/12/2007 15:00)
hihihi! izany anie ry glou e! i valala ngah le naniditsidina teny:roll::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0817