tsisy kanto intsony

1. baraingo ( 04/12/2007 08:41)
tena nareo V tsmaremarq fa ny akabeazany hira @zao tsita tsony ze mahakanto azy.

misy ny eo iany no mverberina, mankaleo mits, ndraindray ôtrany hoe le CD no msôty nefa le hira mits no tsis ilana azy.

misko le hira sady tsgasy no tsvazà, rà ainy mo nmanao azy tsmanina fa le izy tsis eviny mits no tsssssssss.

ty mba afatra hoan'reo artista vô sangany reo:" ezao mba hisy kanto le muzika e, na instru io na toniny "
novalian'i salmo1 ny 04/12/2007 12:06
2. Bafota ( 04/12/2007 11:18)
Tena marina mihitsy izany ra-? a!Rehefa mampandihindihy d'efa izy,nefa ny fanabeazana no ilana azy dia lasa mamoa-tsampona ilay izy"ambanimbany ny vody"tsy midika ve izany fa efa faopla koa izay tia izany.Toa mirona mankany am'ratsy daholo ny olona fa tsy mankany am'kanto intsony.Tena nifamadika ambony ambany mihitsy
3. Bafota ( 04/12/2007 11:20)
Tena marina mihitsy izany ra-? a!Rehefa mampandihindihy d'efa izy,nefa ny fanabeazana no ilana azy dia lasa mamoa-tsampona ilay izy"ambanimbany ny vody"tsy midika ve izany fa efa faopla koa izay tia izany.Toa mirona mankany am'ratsy daholo ny olona fa tsy mankany am'kanto intsony.Tena nifamadika ambony ambany mihitsy:evil:
4. salmo1 ( 04/12/2007 12:06)
baraingo:
misko le hira sady tsgasy no tsvazà, rà ainy mo nmanao azy tsmanina fa le izy tsis eviny mits no tsssssssss.


Za kanefa mirevy be maintsy, ohatra fotsiny ireto:

*Taitsy sa tsy taintsy, taitsy.. karakôry tsara, taits, taits, taits,
na na na na na, na!...

*ô grisagrisa, a karatsakaratsaka analan'akondro...

;-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6207