te hanafoana ny fisoratana anarana ato ny tenako

1. aldine ( 04/12/2007 14:59)
toroy ahy izay tokony hataoko
novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2008 05:39
2. pissoa ( 04/12/2007 15:29)
aza mankato tsony fotsiny :-D:-D:-D
3. rurik ( 04/12/2007 16:09)
marina tokoa zany tsy manoratra de vita , tsy itako ze olana amizany.:-D:-D:-D:-D
4. simplex ( 04/12/2007 22:02)

ary enao nisoratra anarana t@ 0000-00-00 an :)
t@ i Kristy teraka :P
5. radjery ( 04/12/2007 23:02)
aldine:
toroy ahy izay tokony hataoko


fenoy alou ny mombamoba anao dé afaka miala refavéo:-D:-D:-D


6. Lantoer ( 05/12/2007 00:08)
Vakio tsara ny sata.
Fa ny fandikàna malotobe azy no fomba haingana indrindra.
7. rova30 ( 05/12/2007 00:11)
:idea:

Aoka ny lasa, homba ny lasa!...dia ny ho avy banjinina.
8. ikaretsaka ( 05/12/2007 00:19)
mindrana gaoma any @ admin
9. ravatorano ( 05/12/2007 04:45)
na blanco !
:idea::wink:
10. rurik ( 05/12/2007 14:59)
aldine:

toroy ahy izay tokony hataoko


tsy azo ,izany we te hiditra tsy hisoratra anarana zany ianao?
raha izay de rehefa te hiditra de midira refa tsy te hiditra de aza manokatra.


11. bidagda ( 05/12/2007 22:19)
fa maninona no mbola manokatra lohahevitra ihany? raha te hanafoanana anarana? tsipiho fotsiny le anarana de vita na somary asio rora kely de mividiana gomma
12. ainaheri ( 01/02/2008 20:41)
na ny fanondro asina rora kely:-D:-D

Ny tena marina tsy mety tsony ilay miala ho namana otran'ny talou,ny sosokevitra d reo natoron'ny namana reo,maty ho azy ny psnao refa avy eo
13. tsiafoi1 ( 05/02/2008 05:39)
ho aiza enao fa ny fiaraha-miaina atao ze mampa-manja azy de ato anaty sobika ato ny samy gasy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0844