sangisangy zary tenany

1. ratonga ( 04/12/2007 17:41)
Nitokana tetezana Ra8 ka nanao discours somary improvisé teo imason'ny mpamatsy vola ary tsy maintsy niteny frantsay : "....la pont..., la pont" fôna no tenenindrazoky.
Nandona kiho azy ilay mpanolotsaina hoe "Le pont fa tsy la pont M le President", notohizany ihany ny kabariny ary niverina ihany ilay "La pont". Tsy sasatra ilay mpanolotsaina nanitsy azy ary farany somary sorena ihany ingahy filoha ary hoy izy nanohy ny teniny : "Na le pont na la pont tsy maninona fa TATEZANA io !".

Niresaka, hono Ra8 sy ny zanany ndray hariva.
Dia hoy hono ny zana-dRa8 hoe izahay Dada hanokatra orinasa sy hanao bizina toa ny zanak'i Ratsiraka teo aloha ireny a! De namaly hono i Ra8 hoe "Tu peux", dia faly be hono ny zanaky Ra8 dia niteny hoe : "tena marina ve ry dada fa je pourrai", dia namaly hono i Ra8 hoe: "izany ialahy no milaza fa hanokatra orinasa, verbe pourrir aza tsy hain'ialahy akory"..Hi!Hi!Hi!

Tamin'ilay helikopetran'i lery nianjera tany Imerinimady iny hono de i lery no nitondra iny no nampianjera azy. vao nahita an-dRajemison hono lery de hoy izy hoe: za zao letia Rajem's efa mahay mitondra helikoptera a!.
De hoy hono i Rajemison oe: nareo aza ve prezida saika maty tamin'iny tany Imerinimady iny koa mahay ahoana?
De namaly hono lery hoe: éla ve Rajem'sadala, toy ny mianatra bisikileta ihany io. Tsy maintsy mianjera vao mahay.
Hi!Hi!Hi

Tany andafy no niseho ny tantara, tamin'ny Fihaonamben'ny presidents maromaro tany Frantsa. Ho an'ny culture sy ny fampandrosoana, dia nisy ny "questions pour un champion" natao tany nokarakarain'i Julien Lepers , ary dia anisan'ny nandray anjara mavitrika ny filoham-pirenena malagasy, Atoa Marc Ravalomanana
Nandeha ary ny lalao...
* Julien Lepers: « Question gastronomie : Donnez un produit laitier dont le nom commence par un A "

* Marc RAVALOMANANA (sady mipotsipotsitra tsy ankijanona an'le champignon -CLAC, CLAC,CLAC, CLAC ... maika ery) ....

KLLLLLLLLLLLLLLLLLIIIIIINNNNNNN NNNNG !

* Julien Lepers :RAVALÖMANANNNN ? (accent vazaha io, :-))

* Marc RAVALOMANANA (sady faly be niteny sy namaly...): "Aourta"
novalian'i mbaliana ny 07/12/2007 19:10
2. sitlo ( 04/12/2007 18:37)
:-D:-D:-D
3. kelly13 ( 04/12/2007 19:09)
:-D:-D:-D:-D , tsy ratsy =))=))=))
4. lazounet ( 04/12/2007 21:06)
hi hi hi hi
Mbola misy higadragadra fahatany eto nareo..; hi hi hi hi:-D:-D:-D:-D
5. melody ( 04/12/2007 22:53)
:-D:-D:-D:-D:-D
6. ainaheri ( 05/12/2007 07:18)
tsy mampigadra zany ry lazounet aa,ra tena ao anatin'ny demokrasia marina izy mahazaka an'zany lol
7. sakaizakely ( 05/12/2007 07:39)
:-D:-D:-D:-D:-D

trotrognon lé Ra8

mafatfat be ny fôty :-D

nareo ve reto tsy mahita fa reny anglophone ireny koa ange tsy dia havanana loatra @ teny farantsay, indrindra indrindra fa ny masculin sy féminin ity no mahasarotra azy, tsy misy hoe question de logique fa rehefa zay de zay. Nefa mahafinaritra be mahita an'i Jane Birkin miteny farantsay ohatra, mbola misy accent be sady mbola mi fôty be nefa efa 30 taona mahery nonenana teto Farantsa. Tsy misy mi kritika anazy

mbô atôvy hoe fiteny egzotika neny prézidà ntsika de itsikio foana e :D:D:D:D

fa le Aourtà kosa an =))=))=))=))=))
le blagy no mampmé ahy fa tsy mbola nisy question pour un champignon spécial filohampilenena zany
8. menalamba ( 05/12/2007 14:00)
Averiko hoe Aourtà Amboara....:^)
9. ari.malala ( 05/12/2007 14:26)
=))=))=))
10. patrick2002 ( 05/12/2007 18:34)
=))=))=))=))
11. mbaliana ( 05/12/2007 19:09)
:-D:-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 06/12/2007 17:28)
menalamba:

Averiko hoe Aourtà Amboara....:^)


@ ilay konsheleh be mihitsiny
13. Samoana ( 07/12/2007 18:28)
=))(izay ity vao hitako=)) )fa maika reviko lery kah
14. Samoana ( 07/12/2007 18:43)
Novidianan'i raprezy kitro ny zanany voaresaka etsy ambony:wink:.
- Tsss ! Tsy lamaody intsony itony TBS itony dada a
-Le zalahy ity ! Na ilatsahan'ny aourta im-polo kely aza iny tsy miontsona . Ny anarany fotsiny de efa mifono zava-dalina
-Fa inona ny TBS ry dada ?
-Tss! Mba mianara tsara letsy fa hamenatr'ahy ialahy isany a! TBS avy ve de tsy hay: "Tres belle saussure " fa heverin'ialahy ho inona indray? hihihi
15. mbaliana ( 07/12/2007 19:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5257