Happy birthday ratonga

1. melody ( 04/12/2007 23:19)
bon annif ratonga dia aza hadino ny mandefa ny anjarako @ gatô an:*:*
novalian'i Valala ny 06/12/2007 13:44
2. melody ( 04/12/2007 23:41)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img389.imageshack.us/img389/6857/955006happybirthdayunchyh4.jpg[/IMG][/URL]
3. cutie ( 05/12/2007 01:56)
mbola tsy tara za a :-D
happy birthday ratonga:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
4. ari.malala ( 05/12/2007 05:17)
Bn annif zany raatonge, d andefaso gato kounkou za an;) d mirary soa sy fahombiazana amzay retraretra atao de enga anie ny soa sy ny tsara fona no hifandimby am fianana:-*:-*kiss
5. kelly13 ( 05/12/2007 07:31)
joyeux anniversaire d bla bla bla ..... :)
6. mbaliana ( 05/12/2007 10:01)
tratry ny fety e.. dia mahazoa zay iriana retraretra :lol:
7. ratonga ( 05/12/2007 10:05)
misôtra anareo nahatsiaro, fa dé mirary soa anareo rehetra konkou.
melody reo vé ho lany fa dé zaraina @ namana rehetra zany:P, mifidiana ary ry ari.malala dé itondray ny kilonga, cutie vô masil b io v dé ho tara:wink:, kely13 bla bla bla ko ngé no nataoko t@ lé tokony anadahan-droky fa tena nanizingizina mintsy izy fa tsy fantany hono zany S.... zany tena wain kely ihany ah ny farany:-D:-D:-D
bizzz :-*:*:-*:*:-*:*:-*:*
8. tess ( 05/12/2007 10:53)
ah! hay ve fetinao anio e!:P bonnanif ratonga ô!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:wink:
9. kelly13 ( 05/12/2007 12:29)
ratonga>hahahahaha, insister-o iany fa ny farany v tsy ho lasa anadahako izy, hihihihi
10. sakaizakely ( 05/12/2007 12:37)
11. ratonga ( 05/12/2007 15:53)
sakaizakely: ngà tsy lozafa miahantitra fa tsy mbô métanora:-D:-D
tess: mety atao fety fôna ngé isan'andro fa tsy androany ihany é:wink::lol:
kely: so d mba généraly aza ny dadanareo fa ra zay mantsy dé mety ho lasa anadahinao ihany lé bandy, nony nandé ngé ny resaka kay ny zokiny niara nanao bôlina tamiko talou:°)
12. Valala ( 06/12/2007 13:44)
bon annif ratonga d mirary soa, tongava am ambony indrindra d ho tratra ny taona mitsingeringerina, somary tara za satria tsy teto antoerana.
:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1372