Chretien non pratiquant, musilman non pratiquant ,croyant
1. patrick2002
(
04/12/2007 14:32)
betsaka ny olona amin'izao fotoana izao no milaza ny tenany ho croyant non pratiquant ,,hitantsika izany @ finoana maro .
Dia mametraka fanontaniana izaho hoe mba ho an'ireny olona ireny ve ny fahasoavana avy @ ilay NAHARY

novalian'i fijo ny 07/12/2007 21:45
2. cutie
(
04/12/2007 20:18)
Dia mametraka fanontaniana izaho hoe mba ho an'ireny olona ireny ve ny fahasoavana avy @ ilay NAHARY
ie:D
4. patrick2002
(
04/12/2007 22:34)
ikaretsaka : ka aminao ve tokony pratiquer-na ny finoana an'Andriamanitra sa atao anaty fotsiny .
Ohatra hoe catholique non pratiquant ,dikany dia hoe izaho catholique fa izaho tsy manao karemy,tsy miarahaba ny mason'i Maria rehefa maraina ,manao avortement ,sns .... na hoe izaho Musilman fa izaho tsy manao Ramadan ,izaho mihinana kisoa ,ary tsy mivavaka in-5 isan'andro .

8. niryna
(
05/12/2007 07:18)
patrick2002:
betsaka ny olona amin'izao fotoana izao no milaza ny tenany ho croyant non pratiquant ,,hitantsika izany @ finoana maro .
Dia mametraka fanontaniana izaho hoe mba ho an'ireny olona ireny ve ny fahasoavana avy @ ilay NAHARY
Tsy fantatro aloha ny finoan'ny hafa fa ny ahy no fantatro.Izany hoe amin'ny maha mpanara-dia an'i kristy dia tokony ampiharina amin'ny fiainana ny finoana.
Ahoana koa izany?
Mino Azy fa Izy no mahefa ny zavatra rehetra
Izy Irery ihany no Atra avo indrindra (voasoratra ao anatin'ny baiboly io)
Mino an'Atra Iray tsitoha Mpanao ny lanitra sy ny tany
Mino an'ny Zanany Lahitokana Tompontsika
Mino Azy fa maty Izy ary nidina tany amin'ny fiainantsihita
Mino an'i Kristy fa nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo
Mino Azy fa Izy no Mpanavotra izao tontolo izao noho ny fitiavan'ilay Rainy.
Ahoana no fampiharina azy amin'ny fiainana?
Satria Izy Atra saro-piharo dia tsy hakambako na hinohino zavatra hafa aho fa Izy Irery ihany.Fanahy Izy ka noho izany dia ny fanahiko koa no midera sy mankalaza sy mivavaka ary misaotra Azy. Mihaino ireo olona izay mijaly sy manana fo torotoro Izy.
Manasitrana Izy na ara-panahy na saina na vatana ary dia manatona Azy koa aho mba haka hery any aminy fa tsy any an-kafa.
Ny kristiana tsirairay anefa dia tsy natao hitokana fa hikambana ka izay no maha iray ao amin'ny Tompo ,iray ao amin'ny Fanahy.Tsy afaka misaraka ny vatana ary tsy afaka hiteny ny tongotra amin'ny tanana hoe tsy mila anao aho.Ny dikany ny vavakin'ny maro mahataka-danitra.Mila miara-midera Azy ny rehetra mba hifampahery sy hifanohina ary hiaraka isaotra Azy fa lehibe ny famindram-pony.
Farany ny fitiavan'Atra no nasehony tamintsika reheta na mpino na tsy mpino ka izany fitiavana izany koa no ilaina amin'ny fiaianana na inona izany na inona.Raha tsy misy fitiavana ao na manana finiavana aza isika dia ho foana izany. Amena
9. patrick2002
(
05/12/2007 14:36)
niryna : ka eo indrindra no mahalasa saina, ny mifanohitra amin\'izay mantsy dia hoe croyant integriste : izany hoe tokony ho saro-piaro @ finoany ,dia tsy eo intsony ilay tolerance ,hitatsika izany eo @ musilman sy ny chretien sasantsasany ,ohatra ny hoe temoins de jehovah ,ianao mahita an\'ireny fa tena tsy mety miditra fiangonana afa mihintsy izy satria jesosy niteny fa aoka tsy hiombona heloka aminy ianareo ,tsy mety mifidy ,na mandray anjara @ asa-politika fa an\'i Jehovah andriamanitra hono ny fanjakana fa tsy natao hoan\'olombelona ,tsy mety hampidirana ra na dia efa hatao operation ,mila hampidirana ra izao aza.
Misy ny adventiste izay tsy miasa mihintsy ny andro Asabotsy ,eny fa na dia mpianatra anao examen izao aza .
Misy ny jesosy mamonjy ,tsy manaiky kitihana dokotera fa Andriamanitra no mpanasitrana .
Bref ireny olona ireny dia tsy manana tolerance mihintsy eo @ mpiara-monina azy ,ary manahirana no miara-miaina aminy .
Ary ny tena loza dia tsy menatra ireny olona ireny manilika izay olona tsy mitovy hevitra aminy ary milaza fa demony mpaka fanahy :twisted::twisted: ireo tsy mitovy hevitra aminy ka tokony hailika .Fa na i Jesosy aza dia nampiasa herisetra raha nandroaka ny olona nivarotra tao @ sinagoga ,izany hoe ilay violence hataony mpino votom-pinoana ,dia lazaina fa marina eo hanatrehan\'andriamanitra .
Aiza aza ilay hoe Andriamanitra fitiavana, Aiza ilay teny hoe Tsy avy hiantso ny marina izaho fa ny mpanota hibebaka :(:(:(.
Hitantsika izany tsy eo @ finoana kristianina ihany fa na eo @ Islam sasantsasany aza (Integrisme ) ,eo @ finoana jiosy izay milaza fa maso solon\'i maso .

10. tywa68
(
05/12/2007 19:09)
Tena mbola lavitra mihitsy aloha ilay fahamendrehana e ! samy mafy loha : efa misy ihany ny ezaka hifanantona satria mino fa misy Andriamanitra mitahy sy mitsinjo ary vonona ny hanome fiainambao, fa izay mitady azy ihany no mandroso @ilay lalana tsara aleha (am-pitiavana hatrany no hanaovana ny rehetra dia mandeha foana). Ny fitondràna sy fiainana ety fandalovana daholo, ka tsara mieritreritra hoe inona no tokony ataoko mba hahatonga ahy @ilay katsahako, na dia betsaka aza ny manadala eran'ilay lalana ?:wink:
11. ikaretsaka
(
05/12/2007 19:41)
izay anie ry tywa no mahatsara ilay hoe "izay tia manaraha" nohon'ny hoe "avy aty ianareo"
rehefa mikatsaka io fahamendrehana io tsy ankiteniteny fa @ asa ka hitan'ny olona fa tsara izany atao izany ary tena mikatsaka tokoa , dia arahany ianao mikatsaka izany satria mba te hikatsaka ( io ze tia manaraha)
nohon'ilay hoe "avy aty aby dia ndao fa hikatsaka ny fahamendrehana isika" dia tonga daholo ny people, dia rehefa tonga vao hoe ahoana marina moa izy teo?...

12. fijo
(
05/12/2007 21:27)
"izay tia manaraha"vaovao indray iny letsy.aleo hindramiko kely io amin'ny krispijo fa toa mety kokoa .raha le sasany mantsy toa tsy hoe lavitra fa tsy hisy mihintsy le fifanarahana
13. ikaretsaka
(
05/12/2007 22:26)
izay ny ahy no theoriako aloha ra fijo an ... tsy misy force io! noho ilay hoe mandeha ialahy dia ampitahorin ialahy ny olona hoe izao satana, mpanota ianareo, sns, lasa tsy @ fo sy ny safidiny no itaritan'ialahy ny olona fa @ alalan'ny fampitahorana!
raha @ ataon'ialahy(mikatsaka ho'zy tywa) anefa no nahitan'ny olna an'ialahy, ka manantona izy fa liana @ izay ataon'ialahy izay, manontany izy dia izay ialahy no mamaky heo izao no ataoko dia izao ny fika eritreretiko fa ahavitako izany,
manatona ho azy izy rehefa interesse!
tsy misy fanerena.. fa "ze tia manaraha"

14. piste
(
06/12/2007 00:43)
Miombon-kevitra @ Ika.
ankoatr'izay
Tsotra ny antony mahatonga ny olona ho fondamentaliste na integriste: mifantoka be loatra @ soratra, ary mandray ara-bakiteny izay voasoratra.
Tadidio anefa fa ny soratra mahafaty fa ny fanahy no mahavelona.
ankoatr'izay
niryna : ka eo indrindra no mahalasa saina, ny mifanohitra amin'izay mantsy dia hoe croyant integriste : izany hoe tokony ho saro-piaro @ finoany ,dia tsy eo intsony ilay tolerance ,hitatsika izany eo @ musilman sy ny chretien sasantsasany ,ohatra ny hoe temoins de jehovah ,ianao mahita an'ireny fa tena tsy mety miditra fiangonana afa mihintsy izy satria jesosy niteny fa aoka tsy hiombona heloka aminy ianareo ,tsy mety mifidy ,na mandray anjara @ asa-politika fa an'i Jehovah andriamanitra hono ny fanjakana fa tsy natao hoan'olombelona ,tsy mety hampidirana ra na dia efa hatao operation ,mila hampidirana ra izao aza.
Misy ny adventiste izay tsy miasa mihintsy ny andro Asabotsy ,eny fa na dia mpianatra anao examen izao aza .
Misy ny jesosy mamonjy ,tsy manaiky kitihana dokotera fa Andriamanitra no mpanasitrana .
Bref ireny olona ireny dia tsy manana tolerance mihintsy eo @ mpiara-monina azy ,ary manahirana no miara-miaina aminy .
Ary ny tena loza dia tsy menatra ireny olona ireny manilika izay olona tsy mitovy hevitra aminy ary milaza fa demony mpaka fanahy ireo tsy mitovy hevitra aminy ka tokony hailika .Fa na i Jesosy aza dia nampiasa herisetra raha nandroaka ny olona nivarotra tao @ sinagoga ,izany hoe ilay violence hataony mpino votom-pinoana ,dia lazaina fa marina eo hanatrehan'andriamanitra .
Aiza aza ilay hoe Andriamanitra fitiavana, Aiza ilay teny hoe Tsy avy hiantso ny marina izaho fa ny mpanota hibebaka .
Hitantsika izany tsy eo @ finoana kristianina ihany fa na eo @ Islam sasantsasany aza (Integrisme ) ,eo @ finoana jiosy izay milaza fa maso solon'i maso .
Tsotra ny antony mahatonga ny olona ho fondamentaliste na integriste: mifantoka be loatra @ soratra, ary mandray ara-bakiteny izay voasoratra.
Tadidio anefa fa ny soratra mahafaty fa ny fanahy no mahavelona.
15. Rasiligaoma
(
06/12/2007 03:36)
iombonako hevitra amin'i Piste sy i Ika ireto:
Miampy ilay hoe nohomboina i Kristy! eny Nohomboina izy saingy efa lasa nitsangana dia efa nanome ny fanahiny ary ho eo amintsika mandrakariva mandra-pahatapitry ny andro!
Lasa dramatisation be ilay izy ry ireto a! ahoana raha misy silamo koa milaza fa maty ho an'ny fanafahana anareo ny mpanao Jihady Islamika rehetra!
ekeko 100% =D
ika:
izay ny ahy no theoriako aloha ra fijo an ... tsy misy force io! noho ilay hoe mandeha ialahy dia ampitahorin ialahy ny olona hoe izao satana, mpanota ianareo, sns, lasa tsy @ fo sy ny safidiny no itaritan'ialahy ny olona fa @ alalan'ny fampitahorana!
raha @ ataon'ialahy(mikatsaka ho'zy tywa) anefa no nahitan'ny olna an'ialahy, ka manantona izy fa liana @ izay ataon'ialahy izay, manontany izy dia izay ialahy no mamaky heo izao no ataoko dia izao ny fika eritreretiko fa ahavitako izany,
manatona ho azy izy rehefa interesse!
tsy misy fanerena.. fa "ze tia manaraha"
Miampy ilay hoe nohomboina i Kristy! eny Nohomboina izy saingy efa lasa nitsangana dia efa nanome ny fanahiny ary ho eo amintsika mandrakariva mandra-pahatapitry ny andro!
Lasa dramatisation be ilay izy ry ireto a! ahoana raha misy silamo koa milaza fa maty ho an'ny fanafahana anareo ny mpanao Jihady Islamika rehetra!
Tsotra ny antony mahatonga ny olona ho fondamentaliste na integriste: mifantoka be loatra @ soratra, ary mandray ara-bakiteny izay voasoratra.
Tadidio anefa fa ny soratra mahafaty fa ny fanahy no mahavelona.
ekeko 100% =D
16. niryna
(
06/12/2007 05:46)
patrick2002:
niryna : ka eo indrindra no mahalasa saina, ny mifanohitra amin\'izay mantsy dia hoe croyant integriste : izany hoe tokony ho saro-piaro @ finoany ,dia tsy eo intsony ilay tolerance ,hitatsika izany eo @ musilman sy ny chretien sasantsasany ,ohatra ny hoe temoins de jehovah ,ianao mahita an\'ireny fa tena tsy mety miditra fiangonana afa mihintsy izy satria jesosy niteny fa aoka tsy hiombona heloka aminy ianareo ,tsy mety mifidy ,na mandray anjara @ asa-politika fa an\'i Jehovah andriamanitra hono ny fanjakana fa tsy natao hoan\'olombelona ,tsy mety hampidirana ra na dia efa hatao operation ,mila hampidirana ra izao aza.
Misy ny adventiste izay tsy miasa mihintsy ny andro Asabotsy ,eny fa na dia mpianatra anao examen izao aza .
Misy ny jesosy mamonjy ,tsy manaiky kitihana dokotera fa Andriamanitra no mpanasitrana .
Bref ireny olona ireny dia tsy manana tolerance mihintsy eo @ mpiara-monina azy ,ary manahirana no miara-miaina aminy .
Ary ny tena loza dia tsy menatra ireny olona ireny manilika izay olona tsy mitovy hevitra aminy ary milaza fa demony mpaka fanahy :twisted::twisted: ireo tsy mitovy hevitra aminy ka tokony hailika .Fa na i Jesosy aza dia nampiasa herisetra raha nandroaka ny olona nivarotra tao @ sinagoga ,izany hoe ilay violence hataony mpino votom-pinoana ,dia lazaina fa marina eo hanatrehan\'andriamanitra .
Aiza aza ilay hoe Andriamanitra fitiavana, Aiza ilay teny hoe Tsy avy hiantso ny marina izaho fa ny mpanota hibebaka :(:(:(.
Hitantsika izany tsy eo @ finoana kristianina ihany fa na eo @ Islam sasantsasany aza (Integrisme ) ,eo @ finoana jiosy izay milaza fa maso solon\'i maso .
Dia aoka izy ireo no hamaly azy .
17. fijo
(
07/12/2007 21:45)
iraisako hevitra koa io voalzan'i ika sy piste io.le kabary lava ity mantsy ,hummmm,henoina de lasa ny tena misotro avy eo fa tsssssss