Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
telomiova ( 06/12/2007 06:55)
"The regret is never before" de Bodo
Mba managataka io hira io azafady, fa mahafinaritra ny nanaovan'ny Pazzapa5 azy!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:38
naritsimba ( 06/12/2007 05:06)
Ny XXX
Miarahaba antsika namana rehetra! Nisy resaka nifanaovana t@ namana maro² mikasika ity serasera.org ity indrindra ny eto @ forum. Ny fangatahan'ny ankamaroan'izy ireo na ny nanoratra taty amiko na ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/01/2008 13:26
dadane ( 06/12/2007 02:50)
fikambanana RAYONS DE SOLEIL miahy ny insuffisance renal
ny association RAYONS DE SOLEIL dia miahy ny olona voan'ny insuffisance renal sy miahy ny be antitra izay arian'ny zanany ary ireo zaza kamboty ary zaza mahantra koa mba miangavy izahay raha mba mahaf... tohiny
novalian'i dadane ny 07/01/2008 08:05
Kwasi ( 06/12/2007 02:45)
hira sy tononkira REBIKA
Mba mitady ny tononkira sy ny hiran'i Rebika manaraka ity aho ry zareo, izay mba afaka manome. Tsy haiko ny lohateny fa hoatrohatr'izao ilay izy: Ry alina mangina Toa mampanembona ahy Ny volana ... tohiny
novalian'i Kwasi ny 06/12/2007 21:04
haylandy ( 06/12/2007 00:03)
MIRADO eto Paris mandritra ny herinandro
Haranty sy varotana mandritry ny herinandro eto Paris ny vokatra vaovaon'i MIRADO. Hahitàna taozavatra noforonina hoan'ireo matihanina (masques, landy, vy, hodi-boay, rofia, sns...). Ny asabotsy 8 d... tohiny
novalian'i bluetooth ny 01/01/2008 13:16
fijo ( 05/12/2007 22:05)
ny fanahy masina
namaky tao ambanimbany tao aho,dia nahatsapa,fa samy mibitsika mangina amianreo tsirairay aby ny fanahy masina.izany hoe samy ao aminareo ao izy raha ny fiheveranareo. koa tsy mbola mba nibitsika ana... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2007 22:49
kabatritra ( 05/12/2007 21:33)
Tononkalo noely
Misy afaka manome tononkalo noely ve hampianariko ny ankizy ho amin'ny 25 desambra ? Misaotra mialoha.... tohiny
salopard ( 05/12/2007 17:30)
i google no ao ambadikin'ny serasera serasera
honohono aloha le izy, saingy vao ni-taper serasera aho tao @ google , dia tonga dia teo @ 1ere page lery; kobonay le fika ra-hery a! tsy ampy dôzy aloha sniff... tchouuff...... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2007 23:14
xxx ( 05/12/2007 16:16)
tsy kofehy lehibe
"[b]didiko fehy lehibe[/b]" no izy fa diso ny hoe : didi-kofehy lehibe. Ny dikan'io dia hoe : "[i]Izaho no [b]fehy lehibe[/b] ka izay didiko ihany no tsy maintsy tanterahina[/i]". Somary mankara... tohiny
mzksoa ( 05/12/2007 15:44)
Manala tasy (mony) @ tarehy
:D salut [u]Feno tasy tarehiko fa nokitihina ny mony efa ho 3 taona lasa izay[/u] dia efa mba afakafaka fa hono oa e, Inona kay no :idea: azonareo omena ahy hanalana tanteraka raha mbola azo... tohiny
mzksoa ( 05/12/2007 15:19)
FANALANA TASY (mony) @VISAGE
:(:(:( Salut Feno tasy ny tarehiko fa nokitihina ny mony efa ho 3 taona lasa izay. Inona kay no toro-hevitra :idea: azonareo omena ahy hanalana na hampihenana izany:?: Tena mahamenatra mihitsy... tohiny
endrika01 ( 05/12/2007 14:31)
BONNE ANNIVERSAIRE
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)Hoanareo rehetra mankalaza annif androany eeeeee,bonifety aby,aza hadino ny gatôko,ela velona eeeeee,de mahazahoa zay tadiavina sy irina,de aza hadino le maneno sô kouuaaa... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 15:20
salmo1 ( 05/12/2007 13:50)
malo gasy & mala gasy
Samy olom-belona daholo isika, malagasy, olony Madagasikara daholo, dia mifanavakavaka be, samy hafa be. (Tsy izaho, fa ianareo samy ianareo ihany no hahitako azy). Tsapako fa ny malagasy samy mala... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 19:39
rijajimi ( 05/12/2007 13:25)
I love you
Mba mangataka le hiran'i Tsiliva hoe I LOVE YOU... tohiny
novalian'i xxx ny 05/12/2007 20:12
ni81 ( 05/12/2007 13:18)
mbola resaka paositra ihany e!
Nandalo tany dago zahay t@ volana juin 2007 teo ary nividy extincteur kely eo @ 20cm eo ho eo ny ahavony. Tonga tao @ colis postaux dia nanontaniana ny saram-pandefasana dia nolazainy ary avy eo dia n... tohiny
novalian'i sipagasy ny 05/12/2007 20:08
hery ( 05/12/2007 10:56)
Ny Arema no manohana an'i Andry TVG ?
Honohono daholo. Fa toa hoe nandefasan'i Pierrot Rajaonarivelo vola be hono i Andry TGV hanaovana fampielezan-kevitra? Dia toa hoe efa talen'ny fampielezankevitry Lalatiana Ravololomanana tamin'ny fif... tohiny
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 19:34
xxx ( 05/12/2007 07:58)
Raise your voice
Mahafinaritra ny Raise your voice fa tohizo foana e !:)... tohiny
novalian'i sitlo ny 05/12/2007 08:06
Mandefitra ( 05/12/2007 06:04)
tsy vita transcription
Salama, Misy sipa any Tana, vita soratra tany Tana ihany,@ bandy Gasy mipetraka sy miasa any Frantsa.Efa ho taona iray mahery zay no nahavitan'ny soratr izy roa tany tana, saingy ilay sipa mbola tav... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 20:27
niryna ( 05/12/2007 05:13)
Amin'ny maha-malagasy anao.Mivoaka ve ilay fiteny?
Misy ny olona sasany mianatra ny tenin' ilay firenena hipetrahany vao hiala any Dago na efa nianatra taloha vao tonga tany,misy kosa anefa tonga any vao mianatra. Eny fa na dia nampianarina aza .Ohat... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 22:32
salmo1 ( 04/12/2007 23:45)
Mamma Mia!
Misy mihira aty amin'ny fampisehoana aty Barcelone ndray le hirany ABBA - ''MAMMA MIA'' iny. a+ vita dika amin'ny teny Español. Noenoiko sy nojereko, fa nilay ah.. BOUMM be maintsy remix. Fa n... tohiny
novalian'i ftlozy ny 13/03/2008 00:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6609