Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kabatritra, milahatra araka ny daty
kabatritra ( 26/09/2009 20:30)
I KAOZATRA KELY
Hitako tatsy ambadika tatsy ity ka zaraiko. I KAOZATRA KELY I Kaozatra kely No nampihorohoro Ny mponina ety, Tena namely Ka dia nampikoro Sy nampikodia. I Kaozatra kosa Miantehitra foan... tohiny
novalian'i Papoose ny 28/09/2009 17:45
kabatritra ( 05/03/2008 20:01)
Hataontsika makotrokotroka ny fankalazana ny paska 2008
Tamin'ny herintaona dia nikatona ny fiangonanay fa betsaka loatra ireo nandeha tany amin'ny RNS. Amin'ity taona 2008 ity dia tsy nanaiky intsony pasitera ka dia olona iray monja sisa no mbola sahy han... tohiny
kabatritra ( 04/03/2008 21:21)
Lavitry ny maso lavitry ny fo (Black Jack's)
Misy mahafantatra ve ny tonon'io hiran'i Black Jack's io. Hira efa taloha be tokoa, tamin'ny fandaharana "Maritr'afo" an'i Nicolas Ratsimandresy. Misaotra mialoha.... tohiny
kabatritra ( 05/12/2007 21:33)
Tononkalo noely
Misy afaka manome tononkalo noely ve hampianariko ny ankizy ho amin'ny 25 desambra ? Misaotra mialoha.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0462