Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lavitry ny maso lavitry ny fo (Black Jack's)
1. kabatritra
( 04/03/2008 21:21)
Misy mahafantatra ve ny tonon'io hiran'i Black Jack's io. Hira efa taloha be tokoa, tamin'ny fandaharana "Maritr'afo" an'i Nicolas Ratsimandresy. Misaotra mialoha.
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.144