I KAOZATRA KELY
1. kabatritra
(
26/09/2009 20:30)
Hitako tatsy ambadika tatsy ity ka zaraiko.
I KAOZATRA KELY
I Kaozatra kely
No nampihorohoro
Ny mponina ety,
Tena namely
Ka dia nampikoro
Sy nampikodia.
I Kaozatra kosa
Miantehitra foana
Amin'i Hozatra be
Mba hampisosa
Na dia mivaona
Ny lalan-kaleha.
Indro fa fanina
Mafy ny adin'
Ilay lamasinina
Tsisy ny hanina
Lany sahady
Ireo vitamina
Ny etsy am-pita
Manambatra hery
Manozatra koa,
Ady tsy vita
Izy ity ry mpijery
Mijery fa voa !
Toetra RAJA
29 aogositra 2009
I KAOZATRA KELY
I Kaozatra kely
No nampihorohoro
Ny mponina ety,
Tena namely
Ka dia nampikoro
Sy nampikodia.
I Kaozatra kosa
Miantehitra foana
Amin'i Hozatra be
Mba hampisosa
Na dia mivaona
Ny lalan-kaleha.
Indro fa fanina
Mafy ny adin'
Ilay lamasinina
Tsisy ny hanina
Lany sahady
Ireo vitamina
Ny etsy am-pita
Manambatra hery
Manozatra koa,
Ady tsy vita
Izy ity ry mpijery
Mijery fa voa !
Toetra RAJA
29 aogositra 2009
novalian'i Papoose ny 28/09/2009 17:45
7. pikatti
(
28/09/2009 17:08)
tahak'zay less io tsianjery io no nasaina novakin'i bitrovoalavo tao @ ONU klé
mety mba nahazo fitenenana ihany lery indrisy fa wainn be le plagiat :-D :-D
mety mba nahazo fitenenana ihany lery indrisy fa wainn be le plagiat :-D :-D
