Hataontsika makotrokotroka ny fankalazana ny paska 2008
1. kabatritra
(
05/03/2008 20:01)
Tamin'ny herintaona dia nikatona ny fiangonanay fa betsaka loatra ireo nandeha tany amin'ny RNS. Amin'ity taona 2008 ity dia tsy nanaiky intsony pasitera ka dia olona iray monja sisa no mbola sahy handeha any.
Tsara ny RNS satria Ambohimpihaonan'ny Malagasy maro.
Ho ela velona kosa ny RNS tsy amin'ny andron'ny paska.
Paska = famonjena antsika !
Tsara ny RNS satria Ambohimpihaonan'ny Malagasy maro.
Ho ela velona kosa ny RNS tsy amin'ny andron'ny paska.
Paska = famonjena antsika !
novalian'i ikaretsaka ny 18/03/2008 21:16
3. kabatritra
(
05/03/2008 21:47)
Iza no adala : ilay iray mbola sahy handeha hankany ve sa ireo olona maro be resy lahatra fa famonjena ny mpino ny paska ?
Toa tsy dia mety loatra ry fijo ny miteny ratsy ny pasitera fa raha tsy mitovy hevitra aminy ianao dia hajao fotsiny izy. Misaotra betsaka !
Toa tsy dia mety loatra ry fijo ny miteny ratsy ny pasitera fa raha tsy mitovy hevitra aminy ianao dia hajao fotsiny izy. Misaotra betsaka !
4. fijo
(
05/03/2008 21:51)
tsy manompa pasitera aho,fa milaza ny ataony.
toa mbola misy teritery le resaka ka itako hoe tsy mety.avelao ny olona hanao izay safidiny.tsy hoa tsy mino izy akory raha mamonjy RNS.
toa mbola misy teritery le resaka ka itako hoe tsy mety.avelao ny olona hanao izay safidiny.tsy hoa tsy mino izy akory raha mamonjy RNS.
5. pissoa
(
05/03/2008 21:59)
Ny zavatra mety ho azo atao dia any akaikin'ilay RNS no asiana fankalazana ny Paska ! :oops:
Eny e, tsy tsara aloha ny manome lanja ilay fihaonana noho ny Paka amin'ny mahaKristianina, nefa tokony misy ihany azo hifandaminana na hifanampiana :)
Eny e, tsy tsara aloha ny manome lanja ilay fihaonana noho ny Paka amin'ny mahaKristianina, nefa tokony misy ihany azo hifandaminana na hifanampiana :)
6. kabatritra
(
05/03/2008 21:59)
Mino aho fa misy asan-devoly ihany izy ity.
Satria noforonina ny fanaovan-tspaoro malagasy lehibe indrindra amin'ny andron'ny paska (fety kristianina lehibe indrindra) dia ho azon'ny fakam-panahy ny kristianina malagasy.
Izao anefa no tsarovy : paik'adin'ny devoly ny fampiroboroboana ny fakam-panahy. Misy lalana roa azo aleha anefa amin'ny paska ary tsy misy afa tsy roa ihanay :
- mankalaza ny andron'ny paska (andron'ny Tompo)
- mankalaza ny RNS (mitsipaka ny andron'ny Tompo)

7. fijo
(
05/03/2008 22:01)
feno fiangonana any,ary misokatra daholo ireo.ka adalana raha izay no tsy handehanana.raha hoe tsy misy frais ngaha,ka afera hafa izay.
8. kabatritra
(
05/03/2008 22:08)
Tsy azon'i fijo tsara ilay voalaza eny am-piandohana. Misy ny fiangonana tsy misokatra intsony isaky ny paska izay fety lehibe indrindra ho an'ny kristianina. Fanaovana voka-dehibe koa aza izy io matetika. Mino aho fa mitomany mihitsy Jesosy amin'izao fombantsika izao. Tsy ampy vavaka ny Malagasy matoa mitotongana toy izao ny firenena. Ity sport atakalo ny fetin'ny Tompo ity anefa tsy dia lasa loatra. Ny Mozambikana izay resy lava taloha tamin'ny kitra dia io nandavo antsika io omaly.
Tsaratsara raha atao andro hafa ny RNS. Tsy misy atahorana intsony ny tsy hahazo olona satria tena tian'ny Malagasy ny sport. Misno aho fa tsy hampaninona ny Malagasy akory ny haka congé raha amin'ny antenantenan'andro no ankalazana ny RNS.

9. fijo
(
05/03/2008 22:13)
za aty frantsa ary fantako fa na misy aza ny RNS dia misokatra foan any fiangonana.na katolik aio na protes.ka fiangonana aiza no mikatona?????aza hadino,fa tsy ny gasy rehetra no tonga any aminn'y RNS,ary mbola be koa ny mpamonjy fitsangatsanganana ny alatsinainy,ka aiza le olana????
10. kabatritra
(
05/03/2008 22:19)
Tena misy tokoa ny fiangonana mikatona indrindra ny fiangonana kely. Tsy hotononiko mba tsy hisian'ny fahafaham-baraka. Ny voka-dehibe moa tsy mandeha amin'ny laoniny. Tena fikorontanana no asetrin'izao "eran'ny eso" izao. Tena maneso ny Kristianina anie ny devoly amin'izao ê!
11. fijo
(
05/03/2008 22:22)
izay le fahaterena lasa resabola izany ny anareo no tena mahatonga anareo hikoropka raha izany.
pasitera ve no mitana ny olon atsy hoany de ny olon akoa manaraka,sa zazakely daholo no miangona ao?
pasitera ve no mitana ny olon atsy hoany de ny olon akoa manaraka,sa zazakely daholo no miangona ao?
12. kabatritra
(
05/03/2008 22:28)
Olon-dehibe manan-tsaina daholo ny ao am-piangonana ao ry fijo. Tsy mila vola ary ve ny fiangonana araka ny hevitry fijo ? Voalaza ao amin'ny Baiboly ny fahafolon-karena. Tsy ampy ny finoana fa mila ASA koa. Mba miovà amin'izay ry fijo, mibebaha fa efa akaiky ny farany !
13. fijo
(
05/03/2008 22:33)
efa ela no nandrenesako ny farany fa tsy hisy io ka aleo mifaly.olondehibe adala izany hoe pasitera no mifehy ny tokony hoataony izany.olona malemy sain aka aleo miverina zaza.
14. ikaretsaka
(
05/03/2008 22:36)
ka maninona raha mandeha manao RNS koa i pasitera sy ny olona rehetra dia maka trano na efitra kely dia ao aloha miangona alohan'ny manao RNS e..
za mba nanatrika RNS ihany manko taloha ary paka foana io... fa za mbola mahavita tridium (Alakamisy masina, Zoma masina, sabotsy masina ary ny alahady, tsy nila pasitera iznay fa mamonjy lamesa ao amin'ny vazaha aza )
nefa tsy miraty ny baolina sy ny fun rehetra koa !
Nareo mi persiste fa tsy ny anaram-piangonana no mikaonty fa ny fihaonana @ atra .... blablabla e... tsy izay??
misy fika betsaka afaka hivavahana tsara mihisy any ary betsaka ny fiangonana any vichy na kato na prot na advantista na anglikanina... manontany info any @ mairie fotriny de basy!

15. fijo
(
05/03/2008 22:39)
izay anie e,maro ny fiangonana any,ka inona no misakana ny olona tsy hoany ,de any no mivavaka????sa raha vao miala le misy anareo dia tsy itan'ilay andriamanitra koa???omeo plan nery raha izay
16. kabatritra
(
05/03/2008 22:41)
Tsy nisy fanerena nataon'i Pasitera mihitsy akory kà. Fanazavana ny tenin'Andriamanitra no nataony ka nahatonga saina ny olona. Fitiavana lehibe no nomen'ny Ray antsika nanolorany ny zanany lahy tokana nohombohana teo amin'ny hazo fijaliana nisolo toerana antsika nohon'ny fahotana. Ho fisaorana Azy dia aoka hiankohoka sy hidera Azy isika indrindra amin'io alahadin'ny paska io. Handeha hatory aho aloha ry fijo fa eritrereto tsara ao anaty torimaso ity resaka ity.
17. fijo
(
05/03/2008 22:46)
ka tsy afaka miankohoka ngaha ianareo raha any amin'ny RNS?????
BN letsy kabatriatra an
BN letsy kabatriatra an
20. ikaretsaka
(
05/03/2008 23:36)
fa amiko aloha samy mpitondra fivavahana ihany... fa tery saian tokao iznay pasitera izany e...
lasa ny tombotsoan'ny fiangonany manokana kosa no miharihary eto dia mampiasa soratra masina izy mody hi justifieny izany
jereo fa milaza aby ny namana hoe afaka mivavaka tsara ange any @ RNS e! raha fivavahana no resaka
fa lasa ny voka dehibee sns (resaka saosy) no tena ikotiany
de condamneny indirectement ilay tary andeha any
aza asiana fanatisme sy prejuges anie reaha tsy izany io e.