Hataontsika makotrokotroka ny fankalazana ny paska 2008
41. ikaretsaka
(
07/03/2008 19:24)
fia raha extrapolena any @ le sens iray koa izany dia azo atao keo hoe paiens ny sportifs
42. fijo
(
07/03/2008 21:01)
kabatritra an,efa hain'ise fa misy firaisampinoana any,izany hoe malalaka sy hafaka mivavaka ise any,ka mbola mila vaniny amin'ny inona indray??????
ary ise ihany no milaza hoe "Tany amboalohany dia "fête païenne" ny paska.
- Nalain'ny Kristianina izy taty aoriana ka nataony hoe fankalazana ny nitsanganan'ny Tompo tamin'ny maty."
izany hoe zavatra nangalarina no miverina amin'ny tompony dia ilay mpangalatra indray no avo vava toa gisa nangalaketsa"?????

43. kabatritra
(
07/03/2008 21:37)
Tsy miteny aho akory hoe païen avokoa ny mpandeha RNS eny fa na dia mety ho misy aza.
Ary i Fijo izany ange ka tena miaro ny païen mihitsy ê ! Anisan'ireo mivavaka amin'ny razana koa izany ianareo ?
Ary i Fijo izany ange ka tena miaro ny païen mihitsy ê ! Anisan'ireo mivavaka amin'ny razana koa izany ianareo ?
45. rakaroka
(
08/03/2008 20:17)
kabatritra:
Mahavariana ahy ihany raha toa ka ny mpitondra fivavahana no tokony hifampiraharaha amin'ny mpandrindra ny RNS kanefa an'ny Kristianina io fetyio.
:-D:-D:-D 8O8O8O tahaka ny Be galona Be izany ny mpitondra fivavahana asalotra hoe an'ny kristiana ny Paka:-P:-D. Saingy "Libre" anie ny olona izay hanadaniany ny androny e, ka organisé-o mba ahasarik'olona ilay fety kristiana
rehefa tsà mahay mifampiraharaha amin'ny tompon'andraikitra ny RNS.
Raha dinihina anefa dia toy izay no nitranga satria 2 taona eo ho eo izao dia nasiana fotoam-pivavahana iraisam-pinoana adin'ny 1 na 2 any an-toerana.
Tsapako manja kosa ilay izy:Ny fivavahana vita; ny spaoro vita, ny ambiansy manja satria mifanotrona ao ny rehetra, na ny tsy miraika fivavahana fa spaoro fotsiny mety mba voataona et vice versa:wink:
Araka ny hevitro amin'ny saina tsy miangatra anefa dia zavatra roa samy hafa ny fivavahana sy ny fanatanjahan-tena.
Mifameno kosa e8O raha tsy ao ny iray dia mandringa ny fiainana:wink:
Tokony hijanona ho paska kristianina io fety iio ary andro hafa ny RNS, ohatra hoe talata - alarobia ary alakamisy aorian'ny paska.
O rangahy ity an. Ka alahady koa anie ny dispo-nay e. Ary maro koa no manao sport amin'izany. Ka tsy hoe ianao akory no hanao ny programman'ny olona tsi1/1 amin'izay hiatrehany ny fiainany8O.
46. ikaretsaka
(
08/03/2008 21:36)
izao koa azo atao.. mamorona kalandrier vaovao dia aza atao amin'io ny pakan'ny sekta an'i laisany
47. razamble
(
09/03/2008 13:43)
Iza amin'ireo fiangonana gasy any Frantsa ireo ary no sekta ry ikaretsaka ?
48. ikaretsaka
(
09/03/2008 16:26)
vakio hatramin'ny coalohany ny resaka ry7 razamble de hitanao hoe iza a
49. rijadolly
(
10/03/2008 05:28)
Ary raha avadika indray é!asiana sport alohan'Fivavahana any amin'ireo fiangonana mikatona ireo ry kabatritra,dia voasarika any daholo indray ireo mandeha any amin'rns any izany:-D:-D:-D
Ny tiako lazaina dia izao,efa mazava kosa anie zany fa Pastera sisa ny ao ampiangonana fa lasa any aminareo daholo ny olona ry RNS é!Dia ho faly amin'izany ve ny atao hoe Kristianina
Ity misy hevitra ry kabatritra à ataovy alatsinain'Paska indray ny Fiangonana dia tongasaina izahay amin'izay hoe nandefitra marina ny Fiangonana. :cry::cry::wink: dia amin’izay tsy tery saina ireo Pastera sy ny Mpiangona ao fa malalaka ny lalana .
Ny tiako lazaina dia izao,efa mazava kosa anie zany fa Pastera sisa ny ao ampiangonana fa lasa any aminareo daholo ny olona ry RNS é!Dia ho faly amin'izany ve ny atao hoe Kristianina
fahamarinana:fahamarinana>>>Misy tsy azonao kely angamba fa amin'fotoana tokony hivavahana mihitsy ireo mpino no mankany dia laozana amin'Andro iray(PASKA)mihitsy tsy makany am-piangonana fa tonga dia any.Ary raha azonao indray dia aiza kay no tokony hanomezana fotoana betsaka any amin'RNS sa ao am-PIANGONANA.
Za kosa angamba tsy alahady tontolo dia any am-piangonana foana.Izany tsy midika fa manao tsinotsinona io andro io aho.Fa raha izay no atao hoe Xna dia tena lasa ny saiko fa tsy iza ndray aho zany ve ?
paka foana mandritra ny alahady 1 manontolo... (na ny sabotsy masina ze tianao) adiny 1 no angatahinao... tsy afaka mampiditra adiny 1 ve hoe @ 6 katramin'ny 7 maraina ohatra na @ 6 hariva ka hatr@ 7 hariva?Hoy ilay mpitory iray izay "Raha mijery film amin'alina aza isika dia maharitra na adin'3 aza fa raha hivavaka,laaaaaaaavabeeeeeeé!"
Ity misy hevitra ry kabatritra à ataovy alatsinain'Paska indray ny Fiangonana dia tongasaina izahay amin'izay hoe nandefitra marina ny Fiangonana. :cry::cry::wink: dia amin’izay tsy tery saina ireo Pastera sy ny Mpiangona ao fa malalaka ny lalana .
50. Rasiligaoma
(
10/03/2008 05:37)
tsy mpandeha RNS aho ary tsy mpandeha any amin'ny fiangonan'i kabaritra (na secte io na tsy secte) fa lasa clientellisme ity resaka fivavahana ity raha izao tranga izao kosa e .
Eritrereto anie:
24 h ny andro alahadin'ny paska : tsy 24 h dia hankalaza ny paska foana akory ny mpivavaka (loatra) amin'io andro io, dia tsy 24h koa dia hanao sport foana ny olona sportif/ve (loatra) amin'io andro io koa, dia tsy atao manahirana izany fa atao mifameno e.
io tsy mety ahitana compromis sy mifandefitra io no mahavoa anareo,
any izany efa iaraha mahalala be koa ny momban'ny hoe misy fivavahana eokominioka, misy stand fivavahana sy finoana, misy ireo fiangonana vazaha misokatra azo haleha, dia inona ihany ny mbola tadiavina?
mila voa tsy ary kosa raha mbola mila vaniny amin'izany!

51. rijadolly
(
10/03/2008 15:22)
koa ilay izy anie Rasili ka lasa any daholo ny mpiangona é tamin'herintaona hono nikatona dia amin'ity indray raha vao nanaiky lebenana toe Pastera dia i kabatritra sisa indray ny tao dia voatery akatona indray izany ny Fiangonana.Ny but angamba aloha dia ny tsy hikatonan'Fiangonana é.Samy manaiky izay but izay daholo angamba raha Kristianina à!
52. fahamarinana
(
10/03/2008 16:09)
:arrow: rijadolly :azoko tsara ilay resaka kah,amiko afaka miaraka ireo roa ireo satria araka ny teniko misy fiangonana koa n'aiza n'aiza raha tena tiana ny hiangona.Raha oh ndray tia hamonjy ilay fiangonanao dia mody alahady dia miverina ndray e,fa tsy hoe foanana ny rns araka ny tenin'ny kabaritra,ary izaho koa tsy niteny hoe ho foanana ny fotoam-pivavahana satria azo atao any.Ny tena nosoritan'ny kabaritra raha namaky tsara i rija dia hoe fotoanan'ny vokatra io dia foana ny fiangonana,nefa raha fotoanan'ny vokatra dia azo amboarina ihany koa,ny anay aty aloha dia toy izany fa io moa miankina amin'ny Fiangonana isany ihany.
(l)
(l)
53. fahamarinana
(
10/03/2008 16:37)
rijadolly:
.Ary raha azonao indray dia aiza kay no tokony hanomezana fotoana betsaka any amin'RNS sa ao am-PIANGONANA.
:arrow:tamin'izaho nandeha rns (taloha ) aloha dia tsy nisy olana tamiko mihintsy ny mandeha miangona maraina ary mamonjy rns hariva.Amin'izaho fotoana zao tsy mandeha rns tsony aho nefa koa tsy maharitra iray andro manontolo ny fotoam-pivavahana :antony? adiny 2 raha be indrindra ary miparitaka ny olona avy eo.Donc mazava ho azy fa raha hamonjy sport aho na zvtr hafa dia mbola manana ora BE dia BE .
:arrow:Tsy haiko ny any Rija raha mijanona any ampiangonana ny andro paska manontolo du mat au soir fa ny anareo zany no sambatra be,ny anay manko hindramina ny fiangonana ka raha mahazo adiny 2 dia efa Isaorana ny Tompo.
:arrow:Amiko averiko ihany afaka miaraka ny zavatra rehetra e.Ary tsy voatery any am-piangonana ihany no atao hoe mivavaka sy mahatsiaro ny Tompo fa na eto ampanoratana eto,na any an-trano eny na any am rns aza :ahoana moa no ahafahanareo miteny koa fa tsy mahatsiaro mivavaka ilay olona any ?.Mahita fotoana foana n'aiza n'aiza raha tena mitady sy mahatsiaro Azy(l)
54. rijadolly
(
10/03/2008 17:17)
Fahamarinana à! Eo amin'ilay hoe
Ireo Fiangonana mikatona no tena naha lasa saina ahy Fahamarinana à(l)(l):-*:-*
Ny tena nosoritan'ny kabaritra raha namaky tsara i rija dia hoe fotoanan'ny vokatra io dia foana ny fiangonana,nefa raha fotoanan'ny vokatra dia azo amboarina ihany koa,ny anay aty aloha dia toy izany fa io moa miankina amin'ny Fiangonana isany ihany.Dia ny Fiangonana mihitsy ve no andrasana mi-s'adapte? tsia!Anisany manohitra izany kosa aho Fahamarinana à!Raha ny mpino no mi-S'adapte dia izay no mitovy hevitra isika sy sé(l)(l)
Raha oh ndray tia hamonjy ilay fiangonanao dia mody alahady dia miverina ndray e,fa tsy hoe foanana ny rns araka ny tenin'ny kabaritra
Ireo Fiangonana mikatona no tena naha lasa saina ahy Fahamarinana à(l)(l):-*:-*
55. rijadolly
(
10/03/2008 17:21)
fahamarinana:Misaotra betsaka an'sé nanazava fa azoko tsara ny hevitry sé no marina ok!(l)(l):-*
rijadolly:
.Ary raha azonao indray dia aiza kay no tokony hanomezana fotoana betsaka any amin'RNS sa ao am-PIANGONANA.
:arrow:tamin'izaho nandeha rns (taloha ) aloha dia tsy nisy olana tamiko mihintsy ny mandeha miangona maraina ary mamonjy rns hariva.Amin'izaho fotoana zao tsy mandeha rns tsony aho nefa koa tsy maharitra iray andro manontolo ny fotoam-pivavahana :antony? adiny 2 raha be indrindra ary miparitaka ny olona avy eo.Donc mazava ho azy fa raha hamonjy sport aho na zvtr hafa dia mbola manana ora BE dia BE .
:arrow:Tsy haiko ny any Rija raha mijanona any ampiangonana ny andro paska manontolo du mat au soir fa ny anareo zany no sambatra be,ny anay manko hindramina ny fiangonana ka raha mahazo adiny 2 dia efa Isaorana ny Tompo.
:arrow:Amiko averiko ihany afaka miaraka ny zavatra rehetra e.Ary tsy voatery any am-piangonana ihany no atao hoe mivavaka sy mahatsiaro ny Tompo fa na eto ampanoratana eto,na any an-trano eny na any am rns aza :ahoana moa no ahafahanareo miteny koa fa tsy mahatsiaro mivavaka ilay olona any ?.Mahita fotoana foana n'aiza n'aiza raha tena mitady sy mahatsiaro Azy(l)
56. ikaretsaka
(
10/03/2008 17:55)
rijadolly:
koa ilay izy anie Rasili ka lasa any daholo ny mpiangona é tamin'herintaona hono nikatona dia amin'ity indray raha vao nanaiky lebenana toe Pastera dia i kabatritra sisa indray ny tao dia voatery akatona indray izany ny Fiangonana.Ny but angamba aloha dia ny tsy hikatonan'Fiangonana é.Samy manaiky izay but izay daholo angamba raha Kristianina à!
amiko anie raha mikatona ny fiangonan'i kabaritra dia misy fiangonana betsaka mivoha kosa manolo an'io amin'ny paska e, izay azo andehanan'ny olona tsara ankalazany ny paska .
Sa tsy maintsy ao amin'ny fiangonan'i Kabaritra ihany no mankalaza ny paka.. izay vao :"makotrokotroka"?
raha izay dia hoy ahako hoe daaaa mahazendgana any izhao oooo
57. razamble
(
10/03/2008 18:28)
Ny itovizako hevitra amin'i Kabatritra dia ilay hoe ny paska no fety kristianina lehibe indrindra. Mbola lehibe nohon'ny Noely aza. Mety ho faly amin'ny mpikarakara ny rns ve i Kristy ?
58. fahamarinana
(
10/03/2008 19:00)
rijad:
Dia ny Fiangonana mihitsy ve no andrasana mi-s'adapte? tsia!Anisany manohitra izany kosa aho Fahamarinana à!Raha ny mpino no mi-S'adapte dia izay no mitovy hevitra isika sy sé(l)(l
:arrow:Ka ny Fiangonana lazain'ny kabaritra anie zany no toy izany e,raha ny anay dia andro hafa,tsy noho ny rns ou autres fa zay ny programme.Tsy ny fiangonana mihintsy no mi s'adapte kah fa ataoko angamba fa raha tena te hanatrika ny Fotoana sy tena misy lanjany amin'ny Olona ilay vokatra dia tsy tokony hanakana azy akory na rns io na bal na inona .Ilay olana afatratra any amin'ny rns no tsy dia voako fa mety misy antony hafa koa angamba ao matoa lasa ny olona.Iny moa tsy hidirana lalina fa lasa mihitatra indray.
rijad:
Raha Ireo Fiangonana mikatona no tena naha lasa saina ahy Fahamarinana à(l)(l):-*:-*
:arrow:Tsy ny Fiangonana rehetra no mikatona aky rija a,raha tsy hoe ilay pastera ndray koa no lasa mandeha rns koa angambany :?::wink:. Hoy i Kabaritra ery ambony ery hoe tapakevitra i pastera fa na firy na firy dia hisy ny Fotoam-pivavahana.Hoy ny SM hoe na misy roa na telo dia eo ampovoany aho,sns...fa tsy mahay toko sy andininy moa aho:oops:.Tsy ny habetsany fa ny qualité no jerena :rehefa taitra sy resy lahatra ny olona dia tonga foana na inona misy.Zay aloha no hevitro fa miala tsiny raha tsy mitovy an .:-*(l)
59. rijadolly
(
10/03/2008 21:08)
ika:Zany kosa ve dia hevitra tsara ry ika à!Mahafinaritra an'iza mahita Fiangonana mikatona fa hoe tsy misy Mpivavaka ny mampikatona azy? Sa hoe tsy fiangonanay dia aleo hidy any?
amiko anie raha mikatona ny fiangonan'i kabaritra dia misy fiangonana betsaka mivoha kosa manolo an'io amin'ny paska e, izay azo andehanan'ny olona tsara ankalazany ny paska .
Sa tsy maintsy ao amin'ny fiangonan'i Kabaritra ihany no mankalaza ny paka.. izay vao :"makotrokotroka"?
rehefa taitra sy resy lahatra ny olona dia tonga foana na inona misy
Ny zavatra mahafinaritra aloha dia mba tongasaina ihany ireo mpivavaka dia milaza ho avy ny alahady Paska afats'1 ,mety mbola ho resilahatra ihany io 1 io Kabatritra raha mandinika tsara izy an!Dia manaova fety makotrokotroka ry sé an!
Aiza ianao teo Kabatritra à?
60. Rasiligaoma
(
11/03/2008 06:15)
misy fiteny izay manao hoe raha manakatona varavarana iray Andriamanitra, dia mamoha varavarana hafa marobe afaka hisafidianana
When God Closes a Door, Somewhere He Opens new Ones
Samia mamisavisa
When God Closes a Door, Somewhere He Opens new Ones
Samia mamisavisa