Hataontsika makotrokotroka ny fankalazana ny paska 2008
22. pissoa
(
06/03/2008 15:59)
tsy voatery resa-bola kosa ilay resaka e !
Ho an'ny Kristianina ny fivavahana dia tokony lohalaharana fa tsy zavatra ankamehana na ambinambin'ny progany ! raha tohizina mantsy ilay hoe raha any amin'ny rns angaha tsy afaka hiankohoka, dia hifarana amin'ny hoe raha mijanona any antrano no miankohoka maninona ... (farany moa tsy miankohoka akory :-D:-D:-D)
Noho izany ry Kristianina, anjaranareo ny mahafantatra hoe tena mankalaza ampahalalahana an'i Kristy maty sy nitsangan-ko velona ve ianareo rehefa any amin'ny rns ? sa teriterin'ny fotoana hoe misy basikety fa vitao malaky ny fiankohofana ! :-D:-D:-D

23. ikaretsaka
(
06/03/2008 16:12)
ka rehefa jerena anie ry pissoa.. dia betsaka ny fiangonana any ho'a e..
za aloha efa mba nandeha RNS in 2 na intelo fa dia nankalaza tokoa sady milalao e...
resaka fandaminana fotoana no ilaina @ io hoe misy match am zao dia eto aho malalaka tsara afaka mivavaka.. na lava toriteny be aza i damopre...
sady manao lancer franc aho no manao saple... sady manao meditation aho no mi pointy boule...

24. rush
(
06/03/2008 16:52)
tsy misy asan'ny devoly kosa ra mikatona ny fiangonana e!ny mpiangona ange tsy tanora daolo fa misy ny diakona, ny sampana rehetra, dia lasa tany @rns daolo ve?afaka mivavaka any tokoa e!fa na tsy miditra ampiangonana aza io andro io tsy filazana zany fa tsy mpino sy tsy mivavaka !vizana ny olona dia mila fialàna kely ny isan'andro ka!tsy fanadinoana an'Andriamanitra zany akory,stressant be ange ny fianana aty andafy ry kabatritra e!
25. rush
(
06/03/2008 16:54)
sady eo no fihaonany malagasy dia manala azy hoy ny tanora, miteny gasy, minana sakafo gasy, mifankahita @ ny rahavavy sy ny rahalahy!fihaonambe e!
26. kabatritra
(
06/03/2008 18:09)
Tsara tokoa ny RNS fa sady lisy kilalao no misy sakafo gasy sady mahita gasy. Tsara anefa raha tsy amin'ny andro paska no anaovana azy. Misy 365 andro ao anatin'ny taona kanefa tsy misy paska afa tsy 1 andro.
Ny amin'ny hoe fangalam-bolan'i pasitera indray dia tsia no valiny satria io pasitera io aza bénévole nohon'ny tsy fahampian'ny fiangonana malagasy aty am-pita.

27. ikaretsaka
(
06/03/2008 18:59)
kabaritra> ka maninona no hoe "fiangonana malagasy" ?? io anie no tsy azoko e..
sa tsy fiangonana raha tsy gasy sy tsy io pasitera io no mampivavaka?
rehefa any am-pita.. maninona rehefa any @ RNS hoa raha mandeha fiangonana hafa kristianina .. mivoha rehefa paka, tsy voatery ho gasy (izay bedebe any any an-toerana) .. afaka mankalaza azy milaaaaaaay be mihitsy any!
izay anie ny tsy azoko amin'ilay tantara e...
dradradradraina mafy ny hoe Kristy ihany io na aiza na aiza... avy eo malahelo rehefa lasa ny kil..
tsory sy havantano hoa

28. pissoa
(
06/03/2008 19:38)
Ikaretsaka:
ka rehefa jerena anie ry pissoa.. dia betsaka ny fiangonana any ho'a e..
za aloha efa mba nandeha RNS in 2 na intelo fa dia nankalaza tokoa sady milalao e...
resaka fandaminana fotoana no ilaina @ io hoe misy match am zao dia eto aho malalaka tsara afaka mivavaka.. na lava toriteny be aza i damopre...
sady manao lancer franc aho no manao saple... sady manao meditation aho no mi pointy boule...
Ka izay indrindra ilay olana ry Ika ! Ilay izy anie tsy resaka hoe "adiny firy" ianao no miankohoka e, fa hoe "a l'aise sns tsara ve ianao rehefa miankohoka ? " :-D:-D:-D
Izaho tsy miteny hoe tsy tsara ny mandeha RNS a ! Indrindra koa, tsy miteny mihitsy aho hoe tsy Kristianina izay mandeha RNS ! Hoy fotsiny aho hoe tsy tokony ny RNS no atao lohalaharana rehefa manamboatra ny programa ! :)
30. kabatritra
(
06/03/2008 20:43)
Raha tsy atao amin'ny paska io rns io dia hilamina ny zavatra rehetra, ary tsy hitomany i Jesosy.
Mba diniho kely anie raha toa ka amin'ny Zaikabe nasionaly no akana adiny 1 anaovana rns, izany hoe récréation, ho faly ve ny organisateur'ny rns ?
Zavatra 2 lehibe ny paska sy ny rns ka tsy azo atao miaraka.

31. ikaretsaka
(
06/03/2008 20:54)
1) nga ianao nahita an'i jesosy no hoe hitomany izy?
2) samihafa i jesosy sy ny zaikabe nasionaly fa tsy afaka hampitoviana
3) paka foana mandritra ny alahady 1 manontolo... (na ny sabotsy masina ze tianao) adiny 1 no angatahinao... tsy afaka mampiditra adiny 1 ve hoe @ 6 katramin'ny 7 maraina ohatra na @ 6 hariva ka hatr@ 7 hariva?

32. fijo
(
06/03/2008 22:19)
ô ry kabatritra an,hoy ny fiteny izay hoe:" tsy izay miantso ny anarany ,na ny miditra fiangonana foan ano hovoavonjy"raha teren'ilay rapasy ao ny pokona,nefa ny sainy ary amin'ny baolina hoe:"nanao ahoan aizay ny baolin'i salmo tany le????dia aleo mamonjy RNS.sady aiza letsy no hoe lasa any daholo ny pokona fa tssss,fa olona 4 ny mpiangona ao aminareo?
33. rakaroka
(
07/03/2008 14:15)
Hi!hi!hi:-D:-D:-D
Ny mampmé ahy am'ity resaka: Si et seulement si mbô nahay nifampiraharaha t@ mpandrindra ny RNS angamba
ireo mpitondra fivavahana :roll::?:. Na tokony mbô nasianareo branche sportif koa tanatin'ny activitém-piangonana , il faut tout enviseagé dia tsy lasa ny kil fa tena hitany ilay vraie vie e:lol:

35. kabatritra
(
07/03/2008 17:52)
Mahavariana ahy ihany raha toa ka ny mpitondra fivavahana no tokony hifampiraharaha amin'ny mpandrindra ny RNS kanefa an'ny Kristianina io fety io. Raha dinihina anefa dia toy izay no nitranga satria 2 taona eo ho eo izao dia nasiana fotoam-pivavahana iraisam-pinoana adin'ny 1 na 2 any an-toerana.
Araka ny hevitro amin'ny saina tsy miangatra anefa dia zavatra roa samy hafa ny fivavahana sy ny fanatanjahan-tena.
Tokony hijanona ho paska kristianina io fety iio ary andro hafa ny RNS, ohatra hoe talata - alarobia ary alakamisy aorian'ny paska.

36. ikaretsaka
(
07/03/2008 18:10)
afaka mifameno ny fivavahana sy ny fanatanjahan-tena fa samy mahakasika ny maha olombelona ka
37. fahamarinana
(
07/03/2008 18:16)
:arrow: Mitovy hevitra amin'ika koa aho, sady ohatran'ny tsy mety loatra ilay fitenenana hoe an'ny Xna io fety io (kabaritra ) satria tsy ho voatery ho Xna daholo koa ny mandeha rns ,sady ohatran'ny miteny hoe aza misy mampiasa io andro io.Za kosa angamba tsy alahady tontolo dia any am-piangonana foana.Izany tsy midika fa manao tsinotsinona io andro io aho.Fa raha izay no atao hoe Xna dia tena lasa ny saiko fa tsy iza ndray aho zany ve ? (l)
38. kabatritra
(
07/03/2008 18:31)
- Tany amboalohany dia "fête païenne" ny paska.
- Nalain'ny Kristianina izy taty aoriana ka nataony hoe fankalazana ny nitsanganan'ny Tompo tamin'ny maty.
- Ankehitriny izy dia lasa fetin'ny RNS Malagasy any Frantsa !
Raha fehezina izany dia azo lazaina fa tafaverina ho "fête païenne" ny paska - ho an'ny sasany.

39. fahamarinana
(
07/03/2008 18:36)
:arrow: Tsy ny malagasy rehetra aty france anie ry kabaritra no mandeha rns e aloha e,ary betsaka koa ny Xna sportifs.
Dia Ho an'ny sasany ahoana e :izay ve no nolazainy taminao sa ianao no mitsara ireo olona ireo ,(l)

40. kabatritra
(
07/03/2008 18:50)
Tsy diso ny voalazanao saingy tsara raha andro hafa ny anaovana ny RNS fa tsy paska.