Hataontsika makotrokotroka ny fankalazana ny paska 2008

61. rijadolly ( 11/03/2008 15:54)
Rasiligaoma:

misy fiteny izay manao hoe raha manakatona varavarana iray Andriamanitra, dia mamoha varavarana hafa marobe afaka hisafidianana

When God Closes a Door, Somewhere He Opens new Ones

Samia mamisavisa
Tsy fantatro na marina na tsy io tenin'sé io fa ny zavatra voarahiko amin'io dia akatona amin'zavatra ratsy,dia avy eo manokatra tsara marobe.Oh:tsy Andriamanitra intsony no tompoina ao amin'ilay fiangonana.
Samia mamisavisa


62. ikaretsaka ( 11/03/2008 16:10)
tsetsatsetsa tsy aritra kely:
Tenin'i Mere Theresa io nisy nindrana io, Ary tafavoakany t@ ny faran'y taona 80 tany ho any raha nisy nanidy sy nanenjika ary voarara ny charite-ny tany Inde.

fa ny tokony hotadidiana dia na zavatra ratsy io na tsara dia aza dramatisena fa mba raiso @ le fijery primistic foana e.... Raha mikatona ilay izy dia raiso hoe misy hafa misokatra sy fanomezana opportunite hafa any izany e, iza no mahalala fa mety sitrapon'Atra ange no mampikatona an'io fiangonana io rehefa paska mba hahafahan'ny olona mi experiment fiderana an'Atra any @ fiangonana hafa na fomba hafa tsy haiko aby e!

Izay indray hi orientena ny saina...

mba asiana plan B sy alternative @ fiainana fa tsy heo rehefa tsy ao @ ilay nirevena azy dia battu morale sy manao toton'ondry bory sy mi condamner avyu hatrany heo tsy sitrapon'Atra izany na izao izany
63. razamble ( 11/03/2008 21:21)
Tsy mino aho hoe sitra-pon'Andriamanitra ny hanaovana RNS amin'ny andron'ny paska. Diso hevitra ise ry Ikaretsaka. Ny mpanjera baomba aza mba mitsahatra kely amin'ny noely. Kanefa amin'ny kristianina dia ny pasaka no fety lehibe indrindra.
64. ikaretsaka ( 11/03/2008 21:30)
fa iza ramose no handidy alohan'Atra??
65. ikaretsaka ( 11/03/2008 21:32)
niresaka taminy nga ramose no hoe diso hevitra aho sa mpaminany gravy be mahalala ny sitrapony na ahoana?
66. razamble ( 11/03/2008 21:43)
Ny mahadiso an'ise dia ilay filazana hoe : "mety sitrapon'Atra ange no mampikatona an'io fiangonana io rehefa paska ".
Moramora ihany r'isé an !
67. ikaretsaka ( 11/03/2008 22:43)
razamble> ka possible tsara kosa izany @ saina tsy miangatra ko mety i pasitera tsy manaiky fa nefa izany ny zava-mitranga
68. razamble ( 12/03/2008 18:04)
Tsy ohatran'ny milaza ve ise fa sitrak'Andriamanitra ny anaovana ny RNS amin'ny andro fankalazana ny paska ?
69. ikaretsaka ( 12/03/2008 18:21)
izay ary ny zavatra mitranga ko!8O mba sokafy ny maso hoa!
Hisy RNS amin'ny andro fankalazana ny paska...
ny sitrany sy ny tsy sitrany tsy isika no mandidy azy @ izay fa matoa misy.. raha sitrapon'Andriamanitra dia izay izany!
70. fijo ( 12/03/2008 22:26)
sosokevitra,
satria efa resaka vola no mahamay an'i rapasy,i kabatritra efa vonona hankalaza miaraka aminy ao,ka maninoan moa rah aaloan'ialahy aloha ny rakitra rehetra amin'io alahady io,de avy eo ialahy mifanaraka amin'ny pokona sasany rehefa avy mamonjy RNS ry zalahy e????
71. Rasiligaoma ( 13/03/2008 06:25)
hahahaha
hevitra mety
72. razamble ( 13/03/2008 18:42)
Tsy tadidin'i fijo sahady ilay voalazan'i batritra ao amin'ny andininy faha 25 hoe bénévole hono ny fitandreman'i Dapasy. Tsarovy fa vitsy dia vitsy ny Dapasy malagasy matihanina eto Frantsa. Ny saran-dalana fotsiny no aloha vola. Noho izany dia tena fitaizam-panahy mihitsy ny fiangonana malagasy fa tsy fangalam-bola. Mino aho fa tsy hahasoa anao ny fitenenan-dratsy ny mpitondra fivavahana. Mibebaha fa tsy fantatrao na ny andro na ny ora hahatongavan'ny Tompo.
73. fijo ( 13/03/2008 22:43)
ka lery anie nilaza fa vokadehibe no tena mila atao eo e,vokatra =vola
74. rijadolly ( 18/03/2008 18:47)
rasiligaoma:
misy fiteny izay manao hoe raha manakatona varavarana iray Andriamanitra, dia mamoha varavarana hafa marobe afaka hisafidianana

When God Closes a Door, Somewhere He Opens new Ones

Samia mamisavisa
rijadolly:
Tsy fantatro na marina na tsy io tenin'sé io fa ny zavatra voarahiko amin'io dia akatona amin'zavatra ratsy,dia avy eo manokatra tsara marobe.Oh:tsy Andriamanitra intsony no tompoina ao amin'ilay fiangonana.
ika:
tsetsatsetsa tsy aritra kely:
Tenin'i Mere Theresa io nisy nindrana io, Ary tafavoakany t@ ny faran'y taona 80 tany ho any raha nisy nanidy sy nanenjika ary voarara ny charite-ny tany Inde.

fa ny tokony hotadidiana dia na zavatra ratsy io na tsara dia aza dramatisena fa mba raiso @ le fijery primistic foana e.... Raha mikatona ilay izy dia raiso hoe misy hafa misokatra sy fanomezana opportunite hafa any izany e, iza no mahalala fa mety sitrapon'Atra ange no mampikatona an'io fiangonana io rehefa paska mba hahafahan'ny olona mi experiment fiderana an'Atra any @ fiangonana hafa na fomba hafa tsy haiko aby e!

Izay indray hi orientena ny saina...

mba asiana plan B sy alternative @ fiainana fa tsy heo rehefa tsy ao @ ilay nirevena azy dia battu morale sy manao toton'ondry bory sy mi condamner avyu hatrany heo tsy sitrapon'Atra izany na izao izany
Eo amin'ilay varavarana mikatona dia misaotra an'ika aho aloha nanaza fa tsy tany mihitsy ny saiko hoe ny mpanenjika anie no nanakatona ilay inona ny fiazan'sé azy teo "Charite".
eto anefa dia tsy ny mpanenjika fa ny mpino mihitsy no maha tonga ny fanakatonana ny Fiangonana.
Sa mitovy ny fanahy miasa ao amin'ireo mpanenjika sy ireo mpino ireo? raha izay indray angaha dia angina aho.
75. ikaretsaka ( 18/03/2008 19:21)
ka face it k'aloha.. fa raha mikatona ilay izy.. na resaka mpanenjika na resaka mpino no antony dia mikatona izy izay. tsy hidirantsika iny! krijakija.. mihidy ny karetsaka! azonao?
dia ny atao tsotsa indrindra mitady fika hafa mbola mivoha no atao fa tsy hoe nikatona iny dia ouin ouin eo aloha raha izaho e!
76. rijadolly ( 18/03/2008 20:36)
krijakija.. mihidy ny karetsaka!
=))=))=))=))=))Misy teny mihafina ataon'sé ao fa tsikaritro.Aza mapmé an!
Dia inona koa izany ouin ouin zany?
77. ikaretsaka ( 18/03/2008 21:16)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082