Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
tendry77 ( 10/12/2007 00:22)
Mangataka fifanampiana
-Manahoana dholy!-sao mba misy mahalala ny domaine telephonique an'ny GSM en service any Beyrouth nareo azafady!.... suite
répondu par tendry77 le 16/12/2007 22:47
xxx ( 09/12/2007 18:47)
Rindran-kira any Montpellier
Miaraka amin'i TOVO J'HAY, MAHERY, LUK ary RIJA RAMANANTOANINA Jereo ny andinindininy ao : http://www.croissance.com/images/pelier.jpg ... suite
répondu par xxx le 11/12/2007 00:54
leolona ( 09/12/2007 18:10)
fifidianana
Manao ahoana daholo e Sao mba misy manana le hiran'i Petambava (FIFIDIANANA) aminareo azafady. Misaotra mialoha Veloma mandra-pihaona e... suite
blanche07 ( 09/12/2007 17:15)
fiarahana misakafo hamaranana ny taona 2007
Miarahaba ny namana rehetra! Dia ity zany ny fionana manaraka atao aloha ny 7 février 2008. Mba hamaranana ny taona 2007 dia misy fiarahana misakafo ny sabotsy 29 décembre @ 11H30 fa ny toerana d... suite
répondu par mamzelkely le 25/12/2007 00:23
tsimiavona ( 09/12/2007 16:59)
hangataka hira
manao ahona tompoko o! saika mba hangataka ny hiran' i jean aemé aza atao zara vilana azafady... suite
Stretch ( 09/12/2007 16:49)
Night club
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ying+yang/video/x28wc4_ying-yang-twins-ft-pitbull-shake_music zany ndray no ôtrany mbô tiko zao zay hiarak'amiko, zay tsy tia dia miala tsiny fa ny ... suite
répondu par sakaizakely le 10/12/2007 09:30
miketrika ( 09/12/2007 15:20)
Ampio hifidy
Miarahaba antsika rehetra. Miaraka amina vhv roa aho, Halaiko vady ny iray amin'izy ireo. Ny iray tiako, ny iray kosa dia fangorahana no iarahako aminy satria efa aman-taona vitsy izahay no niaraka... suite
répondu par Mannou le 13/12/2007 11:22
endrika01 ( 09/12/2007 13:48)
ZAHO KRISTIANINA NEFA TSY MINO II
Voalohany indrindra dia misaotra ireo namana marobe namaly t@io loha-hevitra io tary aloha. Ilaina fototra mafy ny Finoana mba ho tsara horona. ka indro aho miverina indray mitondra ity hev... suite
répondu par endrika01 le 03/02/2008 13:12
dix ( 09/12/2007 12:45)
?
slt mba omao ny tonon'ny LEMENA(Levelo) fa mba tena tiko iny e::}:D:DD... suite
répondu par pissoa le 09/12/2007 13:21
Kwasi ( 09/12/2007 10:52)
afo
Samy hafa ve ny afo izay mahazatra antsika ety an-tany sy ilay hoe afobe any @ helo? Ilay afo ety an-tany manko dia mahakila forehitra, izany hoe raha atsipy ao ianao dia lasa lavenona, ary tsy mis... suite
répondu par Veloo le 13/12/2007 01:44
sipagasy ( 09/12/2007 09:10)
fanasana voaray! Mutuelle de Madagascar,
Asa raha mba hainareo ity fa tena manampy tokoa @ andro iray ann, sao mantsy ho tratry ny patsa 1 tsy omby vava isika indray andro any e!!! aleo misoroka dieny izao sady tena mirary ny latsak'emboka t... suite
répondu par fahamarinana le 10/12/2007 12:27
doulakely ( 09/12/2007 08:39)
ianao jesosy
mba mangataka ny tononkira rehetra raha azo hatao HOPE for madagascar... suite
répondu par endrika01 le 09/12/2007 11:29
niryna ( 09/12/2007 08:13)
Izay mihamafy hatoka dia ho torotoro
[color=blue]Izay olona anarina matetika ka mihamafy hatoka Dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fahasitranana.Oha 29:1 [/color] Inona no hevitra tian'ny soratra masina lazaina amin'izany? [b]Fa ... suite
répondu par niryna le 12/12/2007 18:05
bitrokel ( 08/12/2007 23:00)
miss france
harabaina aloha ry kallie fa azonareo ny miss france an! aleo kosa aloha mba hahazo ny la reunion e! fa na izany aza tsy safidiko ilay sipa fa ny ahy ilay pays de loire na vouvelle caledonie no tiko ... suite
répondu par tsikih le 02/01/2008 17:54
tsiambaratelo ( 08/12/2007 21:46)
FANTARO IHANY NY TENA VARAVARANA É
Tantarana bandy mpisotro toaka izy ity.Nampireven\'ny namany hay tratra alina ra-namana, @zay tena efa midola saika tsy tonga tany an-trano.Nandona de novohaindra-matoa,nanala akanjo de hande hatory.Ã... suite
répondu par Vitsikakely le 08/02/2008 04:50
karinah ( 08/12/2007 20:30)
Ho an'ilay olona manana ps hoe "bonanga". !!!
Miarahaba an'i bonanga, izay mandefa hafatra amiko matetika izay manafintohana ahy ny hafany, satria tsy misy azoko na ny kely aza ny tiany hotenenina!!! Ohatra momba ny sujet: Tadidinao ve? ny vont... suite
répondu par karinah le 12/12/2007 02:37
bitrokel ( 08/12/2007 20:27)
lamaodim-behivavy ankehitriny
vetivety dia miova ny lamaody ho aho e! tena ho an'izay manaraka alodia tena tsy maintsy hoe hisalasala ihany...itako ny akanjo amidy eny amin'ny magasin toa mitovitovy daholo, ny robe lasa otran'ny ... suite
répondu par xxx le 02/01/2008 22:17
Tenamarina ( 08/12/2007 17:47)
TGV ny tsara
Tsy menatra ve ny TIM sy Rafaly:-D?... suite
répondu par ravatorano le 08/12/2007 20:12
badouda ( 08/12/2007 17:13)
10/11/2007 - SARY - Fambolena hazo tao Ambatofotsy
:lol::lol: Voavoly ireo hazo http://picasaweb.google.fr/badoda.vv/ :lol::lol:Voavoly Ireo Hazo:lol:=D=D=D^:^^:^ Dia voavoly soa amantsara ireo zanaka hazo teny Ambatofotsy. Mahafinaritra ka. Aleo ... suite
répondu par watafon le 11/12/2007 06:44
AOSTN ( 08/12/2007 15:48)
FITIAVANA
Slt.Fa maninona kay ny tena TINA tsy mety tojo mora foana no saro-tiavina,fa ireo maro tsy ankasitrahana(sendra tafaraka fotsiny,tsy de tina loatra) no mttk azo mora no misisika lava izao sady sarotra... suite
répondu par AOSTN le 12/12/2007 16:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7164