fiarahana misakafo hamaranana ny taona 2007

1. blanche07 ( 09/12/2007 17:15)
Miarahaba ny namana rehetra!

Dia ity zany ny fionana manaraka atao aloha ny 7 février 2008. Mba hamaranana ny taona 2007 dia misy fiarahana misakafo ny sabotsy 29 décembre @ 11H30 fa ny toerana dia ho lazaina manaraka eto fa mbola ho jerena.
Fa mangataka sugestion any @nareo fa tena lany hevitra ny aty mitady resto tsara nefa mora! Manantena fiaramiasa zany e!
Manao veloma zany e dia @ 29 mihona eh!
2. Stretch ( 09/12/2007 17:23)
:{

tsy azo tsy mazava tsy araka
3. naritsimba ( 10/12/2007 04:52)
Miarahaba ny namana rehetra!

Dia ity zany ny fihaonana manaraka atao alohan'ny 7 février 2008. Mba hamaranana ny taona 2007 dia misy fiarahana misakafo ny sabotsy 29 décembre @ 11H30 fa ny toerana dia ho lazaina manaraka eto fa mbola ho jerena.
Fa mangataka soso-kevitra avy aminareo fa tena lany hevitra ny aty mitady resto tsara nefa mora! Manantena fiaraha-miasa zany!
Manao veloma zany e dia @ 29 mihaona eh!

nahitsin'i naritsimba
4. Valala ( 10/12/2007 04:52)
Blanche hi hi hi hi 09 Fevrier le izy fa alakamisy io 07 io an! d tongava daholo indray izany am 29 Décembre fa hilay be io, za hiezaka ny ho avy koa raha afaka.:wink::wink:
5. naritsimba ( 10/12/2007 04:58)
Ity misy soso-kevitra ka asa raha mety amintsika.

Eo Ambatomena akaikin'ny Air Mad misy resto tsara izay, TOKO TELO no anarany, aleo fa hanontany ny momba an'izay aho androany, ny menu hita ao dia 2000 Ar - 3500 AR (entré,desera,rougaille, bouillon), ho an'izay tsy dia mahavoa vary sy laoka dia misy sakafo azo isafidianana ao.
6. nirijimka ( 10/12/2007 07:21)
ayyyyyyyyyyyyyyyyaaaaaaaaaaaaaa!
milay zany, za vonona foan rehefa kaly ny resaka!
na aiza io na aiza!
7. ravatorano ( 10/12/2007 09:41)
miandry ilay toerana izany e
zay mihitsy ra nirjimka ah
8. glou ( 10/12/2007 13:41)
zah mahita we tsy hariva ve no tsara de tohizana ho an' izay afaka avy eo:?:, d'efa manentana anareo ndray izany izay efa niaraka taminay ka mbola te hiaraka sy ho an' ireo maniry hifankahalala ato anatin' ty site ity occasion iray io ka dia tongava , marihina fa samy mandoa izay sakafo hohaniny @ ito fa tsy misy ny iantohan' ny fikambanana @ io fa na izany ary dia manantena ny fajatongavanareo fa ny fiarahantsika no zava _dehibe
glou_
9. ravatorano ( 11/12/2007 06:03)
Enga anie !
:oops::oops::oops:
10. watafon ( 11/12/2007 06:36)
Milay kosa zany an ! :roll:
hiezaka ozizy le namana iray zay na d tsy possible aza ! :-D:-D:-D:-D
mazotoa foana nareo d manaova fety milay e !
11. angotiko ( 11/12/2007 16:40)
bonjour
hono wa le fety sy fiaonana ve tsy maintsy hoe asabotsy foana fa tsy mety mba alahady eh, ho anay miasa sabotsy zany d tsy mba afaka ny hande mitsy,fiteny fotsiny ny ahy fa zay tapakareo,ianareo no mahalala ny mety,
misaotra namaky eh
12. Valala ( 13/12/2007 10:44)
watafon isika sy isé izany mitovy fa za koa hiezaka na d tsy possible aza:-D:-D:-D:-D
13. blanche07 ( 16/12/2007 17:00)
miarahaba anareo dray zany e!

Dia eo @ BNI tsaralalana zany ny fotoana @ 11h30 ny 29 décembre zao e!
Fa ilay restaurant zany e ambony cadorama tsaralala ka izay mahita dia hafaka tonga dia mankao.TOKO TELO ny anarany mora hita raha mijery ambone e!
Zay ary fa @ io dray miona e
14. texe ( 20/12/2007 13:12)
CARLTON morabe io an?????
15. mamzelkely ( 25/12/2007 00:23)
za klou de ef amiala tsiny fa ts afaka am le 29 déc fa misy adidy ts maintsy efaina eee fa de efa bonne année dôly ts haiko njay ho erôvina vô ho tafaverina eto ihihihi :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0917