Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
massa ( 11/12/2007 10:10)
hira
mba mnagataka hira BODO THE REGRET IS NEVER BEFORE MERCI... tohiny
zanakanosy ( 11/12/2007 09:50)
vetso takariva
manaona mitady ny tononkiran'i bodo vetso takariva... tohiny
tontavao ( 11/12/2007 05:13)
fa nankaiza lay CRTIM é?
Tsy hita popoka fa nankaiza ary? RANJIVASON,CLEMENT,MOMY... Resy sahady ve? ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2007 11:14
Kwasi ( 10/12/2007 23:54)
Ho tsiniko ve?
Mahatsiarotsiaro ny fahiny hoa za ry zareo e. [url=http://youtube.com/watch?v=KDjDYap-_X8&feature=related]Jereo eto[/url]... tohiny
Kwasi ( 10/12/2007 23:35)
fanafody mampientana
Betsaka ihany ny hoe asa fikarohana ataon-draolombelona ary saika ataony daholo izao karazana zavatra rehetra izao, saingy ity iray ity no mbola tsy henoko mihitsy nhoe nisy: pillule declencheuse d'or... tohiny
novalian'i hantakely ny 11/12/2007 12:16
tsiambaratelo ( 10/12/2007 21:33)
TANTARANA-ELEPHANT SY TOTOZY KELY IZY \'TY É
Nisy nandoro ny tanety zay feno hatsoro maina,nohon\'ny afo be niredareda sy nihitatra hatrany,dia nandositra nitsoaka daholo ny biby rehetra.Nohon\'ny hatsara-panahin\'ity elephant dia nohentiny tao ... tohiny
xxx ( 10/12/2007 18:50)
Andry TGV est le candidat le plus fiable!!!!!!
On attendait depuis longtemps un éclaireur! Andry TGV a su dire les non-dits d'aujourd'hui surtout durant les différentes élèctions qui on précédées! Pourquoi il est le seul candidat fiable? ... tohiny
xxx ( 10/12/2007 17:36)
lamaody!
Inona no lamaody nisy tena mba mampihomehy anao indrindra? Atomboko: ny ahy dia ity pataloha borotsaka ankehitriny ity no tena mba manapaka ny tsinaiko. Mampatsiahy ahy le ankizy be lelo kely t... tohiny
salmo1 ( 10/12/2007 15:57)
Ilay nify farany mitsiry ve no mahatonga an'izany?
Misy Bandy zay nikôzy tamiko an'izao: Misy nify mitsiry vaovao vazany, mararirary hono hatramin'ny takolany, ny tendany. Tady tsy hisokatra hono ny vavany rehefa mikaly, fa tena manasarotra ilay... tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 19:28
tontavao ( 10/12/2007 14:46)
TOA HO TAPITRA SAHADY NY FIANDRIANAN'NY TIM?
Ho tapitra atsy ho atsy ny tantaran'i TIM, nitovy tamin'ny tantaran'ny UNDD ihany.SATRIA RAHA TADIDINAREO DIA: Antananarivo ihany no nametraka an'i Zafy teo amin'ny fitondrana, niroborobe be ny UNDD,... tohiny
novalian'i damann ny 12/12/2007 21:16
fitiavana101 ( 10/12/2007 13:08)
Tononkira Tadiavina
Miarahaba antsika rehetra! Mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe "The regret is never before";hira nohirain'ny Pazzapa 5.Toa hoe hiran'i Bodo izy io angamba. Misaotra mialoha e!!!:)... tohiny
salmo1 ( 10/12/2007 12:43)
Fifidianana malagasy
Hitako fa tena mbola tsy mafantatra ny atao oe politika ny malagasy mitovy amiko, izaho koa tsy mahay ah! Fa mba miteny fotsiny. Mampalahelo sy mampihomehy na dia mahita ny mpanohitra sy ny mpanaraka... tohiny
novalian'i Robert ny 11/12/2007 02:56
imboasalama2 ( 10/12/2007 11:53)
matoa ny merina mitoetra ampovoan'i madagascar sady @ toeran
Tsy lava resaka aho fa ny mpanisy sira koa maro fa misy ho eritreretina io lohateny io,fa na izany na tsy izany dia tsy mbola nahita aho ary tsy mbola nahare hoe merina nandrangitra adim-poko fa azo l... tohiny
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 08:00
pitchou ( 10/12/2007 11:43)
androany sisa ny propandy a! mba jereo klo ny zava-bitany e!
8 volana monja hoy rafaly d jereo ny asa vitanay ... tena milay zahay tsy maka entrepreneurs ndrao lasany ny saosy (fa tsy miditra am-paosy) zahay ihany no manao ny asa rehetra (h@ famorian-ketr... tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2007 09:23
Jeankely ( 10/12/2007 10:46)
Tonio ny FO fa mahay mifidy hono Antananarivo e !
Efa nisy ny narary sy vizana ka mihomana ihany fa toa manana fomba fijery hafa hono Antananarivo an? Aza be fanantenana=))=))=))... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/12/2007 12:38
xxx ( 10/12/2007 08:10)
mycose na champion @ vhv
efa mba tratra io ve ianareo fa tena mampinjaly re tsy mety afaka mihitsy, efa atao ny fitandremana rehetra fa ê tsy misasa @ ranon'ny jirama sns, ampiasaina daholo izao kazarana fanaody izay omen'ny... tohiny
niryna ( 10/12/2007 06:09)
Bononoka (mangahazo masiso)
Efa naheno izany hoe bononoka ve hianareo? Ahoana no fanaovana azy io araka ny fahalalanareo azy? Mangahazo no voasana ary ataon'ny olona ao anatin'ny gony mandritra ny fotoana maharitra(telo vola... tohiny
niryna ( 10/12/2007 05:27)
Tsy nino aho kanjo....
Rehefa natao ny fitsaboana nandritra ny taona maro dia tsy maintsy nodidiana ity rangahy. Tsy azo atao anefa ny fandidiana aza miaraka fa tsy mahazaka ny vatany ka natao aloha ny fandidiana iray ary d... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:13
bimanoa ( 10/12/2007 04:48)
un anniversaire très spécial !
miala tsiny fa @ teny vahiny, nanohina ny fo nefa d zaraina amintsika ! Vous rappelez vous de mon anniversaire? Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/12/2007 05:52
patrick2002 ( 10/12/2007 04:00)
Angaredona ho an'i TGV
Dia tsapa ary izao fa nofoanany commune ny bus nankany Alarobia sy Analamahintsy ny Asabotsy teo, t@ faradoboka nataony Andry TGV ,tsy nanakana an'ireo mpomba an'ity kandida vao tanora heritrerony ity... tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 12:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.2285