Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsitsoo ( 13/12/2007 11:40)
akory aby andreo an-tanana
manaona eh8) raha mba misy afaka manome fa mba ilainay eh! misaotra tompoko:P... tohiny
tontavao ( 13/12/2007 11:32)
MBA JEREO KELY FA MAHASOSOTRA BE RY TGV
Mba jereo kely dia ahitsio ny ao amin'ny site Andry TGV fa misy diso tsipelina ka mahakamo be. Ary ataovy à jour io resultat io. "[b]résultats non officielle[/b]" ahitsio io fa mandreraka be ny mij... tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 18:27
naritsimba ( 13/12/2007 11:28)
FIARAHA-MISAKAFO NY 29/12/2007
Ny namana serasera dago dia hiara-hisakafo ka: Araka ny tapaka dia ny 29 desambra 2007 @ 11h 30mn no fotoana eo @ CADORAMA akaikin'ny Air Mad Ambatomena, TOKO TELO no anaran'ilay Restaurant ka any @... tohiny
novalian'i sipagasy ny 30/12/2007 18:05
kyarah ( 13/12/2007 11:08)
SpyD
Za zany mba mila anlé tononkiran'i spyD, ny lohateniny alohatsy fantatro e fa ny tonony misy oe sahina ny nanary ahy izao ianao mitady hiverina indray,izao ianao very fanahy tsy nahita izay asolo ahy... tohiny
novalian'i tynah ny 13/12/2007 12:43
salmo1 ( 13/12/2007 11:01)
TGV no mitondra
TGV no mpitondra: - Dia ho lasa tanan-dehibe tokoa i Antananarivo. - Ho lasa mpanakarena ny renivohitry Madagasikara. Dia mino tokoa aho, satria izaho dia: Tanora malaGasy Vonona. :@ ... tohiny
KAMBANA3 ( 13/12/2007 10:56)
Ahoana ny mikoty sipa dorizina
Mora kotina hoy olona sasany ireo sipa dorizina faizaho mbola tsy tojo an zany. Manahy hono ry zareo fa sao dia tataka ny mahavevavy azy.... tohiny
novalian'i Ilitakely ny 22/01/2008 15:39
tol ( 13/12/2007 10:19)
number one
mba mangataka io hira io ze manana azafady ô, hira am teny frantsay fa ts aiko tsra na ny mpihira azy az misaotra mialoha... tohiny
novalian'i herikanda ny 05/01/2008 08:12
KAMBANA3 ( 13/12/2007 10:05)
SAHIRANA RAHA MIKOTY MANEQ1
Fa inona no tadiaviny ireny vehivavy maneq1 ireny.Tspako aloha fa tsy tia ho tiavina izy ireny. Izaho aloha mba beau ihany fa tsy mahazaka andreo. Ny volako aza tatainykoa.... tohiny
novalian'i latina ny 31/01/2008 13:44
KAMBANA3 ( 13/12/2007 09:54)
ry TIM
Tena tsy rariny ity ra TIM aiza ka ny mponiny mahajanga matory @] 2 maraina no kotabaisinareo @ sirène sy horakoraka mahate hilaza mihitsy hoe tsy mahalala fomba ianareo ao @ consailé ao... tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 11:05
lagoon ( 13/12/2007 09:19)
Aza gaga ry Iarivo fa maro ireo hijapy TGV
Izay no fandehan'io satria efa ela no nikasa ny hisintona ny fon'Iarivo ny mpanohitra fa tsy nisy nahavita.K'aza taitra ianareo raha lasa mitaingina TGV daholo ny mpanohitra rehefa vita ny fety!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 07:36
mamsoo ( 13/12/2007 09:15)
Raha sanatria moa ka tsy homendrafanja ny volan`i Tanà?
Lasa ihany ny fisainako hoe raha sanatria ka tsy omendrafanjakana ny volan`i Tanà dia mba ahoana ny hoavinity tanàna ity.Efa nilaza mantsy izay t@"tenin`ny filoha" t@ dimanche teo fa "tsy afaka hiar... tohiny
novalian'i Mimhie ny 13/12/2007 11:31
lazounet ( 13/12/2007 09:06)
Paolitika ainterinasiônaly
Nanao fihaonam-be hono ny mpitondra fanjakana 3 lahy dia tsy iza fa Marc-Antoine Ravaloumananà, Georges Johny Walker Bush àry i Nicolas-Jacques de Sarkozy. Rehefa vita ny fihaonana dia nifanÃ... tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 13:21
salmo1 ( 13/12/2007 08:55)
za TGV, ianareo TIM!!
Tsara fantatra fa ianareo TIM tsy mba hiheno anay maintsy fa ny anareo ihany no lazainareo fa tsara sy mety amin'ny fitondrana. Mino dia mino koa aho fa tsy hiteny ny anarana politika hafa maintsy n... tohiny
novalian'i salmo1 ny 17/12/2007 09:15
dodanina ( 13/12/2007 08:50)
Fa nifidy an'iza daholo kay le teny mahamasina?
Tsy misy vahoaka sarotra entina toy ny gasy oa, tsy hainao mintsy ze any ampony, alefaso eo ny vola be sns fa ny azy ny ataony ihany no ataony, efa be anie no voa t@ zany talou e... tohiny
novalian'i DotMG ny 13/12/2007 11:40
kawai ( 13/12/2007 08:12)
noely
salu daol!za r'reto mba andefaso script comedie musical atao @noely any ampiangonana a!zay mants n tinay atao nefa mbop ts mah:Pita fona zay.misaotra mialoha:P... tohiny
peugeot ( 13/12/2007 08:05)
HO ANAY NANOHANA NY TIM
manaiky izahay fa resy fa miandry kous izahay ra mavita otrany vitanay i TGV ny tsia... tohiny
novalian'i peugeot ny 16/12/2007 05:56
saranga ( 13/12/2007 07:52)
Iza ireo tsy miteny ireo
Iza ireo tsy miteny ireo ?:lol::oops:;-)... tohiny
rabaradaka ( 13/12/2007 07:36)
Matahotra ho voaroka ny mpiasan'ny TIKO
Mpiasan'ny TIKO maro no mangovitra ny ravipatalohany fa matahotra ho voaroaka satria tsy voafidy ny candidat Hery Rafalimanana. Ampio izy ireo ry dadatoa sy nenitoa hijery an'ity site misy ny serasera... tohiny
novalian'i Mimhie ny 13/12/2007 11:37
rabaradaka ( 13/12/2007 07:32)
Mahaiza manao analyse politika
Lazaina foana hoe very seza na miteniteny fona i dadatoa rabaradaka rehefa milaza ny zavamisy. Ka efa nilaza teto aho fa victoire ecrasante no ho azon'ny Andry TGV dia izao. Analyse politika ireny ary... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2007 08:02
dibbah ( 13/12/2007 07:30)
tsy hanao minisitra i TGV
satria tsy any ny tanjona na filoha koa mbola mila miandry 12 taona tompoko izy fa ny tanàna aloha izao... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5558