SAHIRANA RAHA MIKOTY MANEQ1

1. KAMBANA3 ( 13/12/2007 10:05)
Fa inona no tadiaviny ireny vehivavy maneq1 ireny.Tspako aloha fa tsy tia ho tiavina izy ireny. Izaho aloha mba beau ihany fa tsy mahazaka andreo. Ny volako aza tatainykoa.
novalian'i latina ny 31/01/2008 13:44
2. xxx ( 13/12/2007 10:34)
betsaka ny vehivavy tsara tsy manekin maninona raha any ankafa mitady! fa mipingapinga amin'n y zavatra tsy ho takatra.....
3. xxx ( 13/12/2007 11:09)
xxx:

betsaka ny vehivavy tsara tsy manekin maninona raha any ankafa mitady! fa mipingapinga amin'n y zavatra tsy ho takatra.....



eny hoa ! rehefa mividy loha anie dia tsy maintsy mividy ny maso e ! ny ambition an'ny manekin aloha tsy hitovy am ol tsotra ka na dia izay fotsiny aza dia jereo fa mety tsy zakan'ny lohanao !tsy ny endrika ivelany ihany no hilazana fa tsara ka sao dia mba tokony handinin-tena koa aloha ianao milaza hoe "beau" !
4. sakaizakely ( 13/12/2007 13:10)
trop beau trop con :-D:-D:-D
5. meva2 ( 14/12/2007 07:48)

Tsy olombelona à part akory ny mannequin fa nofo sy rà ary fanahy toy ny olombelona rehetra, tsy hoe race akory izy io ka hoe misy ny normal dia misy ny mannequin, d'ailleurs inona moa no tianareo lazaina @ ilay hoe olona normal e? ohatry ny ahoana? Ny olona tsirairay dia unique. Ary ny mannequinat dia asa toy ny asa rehetra.Ary amin'ny maha olombelona dia mila fitiavana koa izy ireo, toa anao mamaky io.
Ka tsy misy hoe "fikotiana spécial mannequin" akory fa fotsiny hoe: Sao dia tsapany mibaribary loatra fa ny ilànao azy dia @ maha mannequin azy fa tsy @ maha olombelona, vehivavy azy??????
6. pissoa ( 14/12/2007 19:31)
fa manekin firy izay no efa nokotin'i Kambana3 ? :-D:-D:-D
7. simplex ( 14/12/2007 19:58)

laingany kambony zany fa tsisy vevavy mankahala compliment @ hatsarany izany :roll: ny contexte sy ny fomba filazana azy fotsiny no ketriketreo tsara :P

zany hoe mety mila sacrifice maromaro kokoa noho ny sipa tsy mannequin fotsiny :)
8. reve ( 16/12/2007 13:46)
tandemo ny filana fotsiny ry namana fa sao sanatria zany no mibaiko anao ka tsapan'ireo kotinao zany, marina fa ilain'ny olombelona zany kanefa.....anjaranao no mandinika hoe mety ahasoa anao ve zany! marina tokoa fa olombelona hoatran'y olona rehetra ihany izy ireny ka tsy mila traitement special zany e! asehoy ny maha enao nao de zay !
mazotoa de mazahoa e!
9. fetrakens ( 18/12/2007 05:59)
Fa ny mpilatro anie ry akama tsy oe tsaraina ivelany e! mila mahafantatra ny ao anatiny koa ialahy!!
10. Katsumi ( 25/12/2007 19:58)
mampanaelo anao!!!:(:(:(:D:D:Dzay ko nga mahavoa anareo lehilahy tony e!!ny ivelany ihany no jerena e!!!:?sady ny mannequin matetika de titi vola zay ihany sady mahay mampifilafy ,izy manja ko!!!
11. latina ( 31/01/2008 13:44)
Poika misy tsy manja ny mank1 kou, sady samy manana ny fijeriny ny atao hoe manja ny 1x1. za zao mahita mank1 ratsy bheuuuu!:twisted: Sady ny an'ny olon-tsotra raha ny herin-tsaina na herim-batana no ampiasaina; ny an'i mank1 ny bikan'ny no amidy. tsy mahazo menamenatra mampidera an'ilay silipo sy soutin kely tsy zakan'ny sain'i Malagasy jerena ampahibe maso iny :^). Izy ireo izany raha atao ny kajy tsotsotra dia mila mandany vola manokana, tsy toy ny vehivavy tsotra amin'ny fikarakarana io vatany io (voro-damba sy produits)izay lafobe hoan'ny olon-tsotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.8791