Paolitika ainterinasiônaly

1. lazounet ( 13/12/2007 09:06)
Nanao fihaonam-be hono ny mpitondra fanjakana 3 lahy dia tsy iza fa Marc-Antoine Ravaloumananà, Georges Johny Walker Bush àry i Nicolas-Jacques de Sarkozy.

Rehefa vita ny fihaonana dia nifanàsa ry zalahy hifampitsidika ka tany Frantsa no nandehanana voalohany; jejo ery SARKOZY mampidera an'i La Farantsa:
- Zany ny Centrale nucléaire-nay,zany ny Airbus 380 nay , Zany ny anay ny fitaovam-piadiana efa hary fomba, etc...
Ravalomanana sy Bush mody tsy taitra sady manambany ary miara miteny hoe:
-"tsy ampy hifiranay letsy io ry SARKO à!"

Anjaran'i Bush indray no nampiantrano. Izy moa Mpisekoseko iny dia lasa nampidera koa:
-"Io ny anay ny Navette spatiale, zahay zao ho any @ volana,itony izao ny anay ny tômôbil mandeha tsy misy sôfera!"
Dia namaly Ravalo sy Sarko:
-"tsy ampy hifiranay letsy io a!"
Anjaran-dRavaloumananà @ izay izao!

Vao tonga ry zalahy dia lasa Ravalo nankeny an'Anosy: Zany anay ny hilton tena avo be,izany ny anay Analakely lasa bonne sy madio be, izany ny anay ny Helicoptera , izaho mihitsy no mitandroka azy"
Tapa-tsinay SARKO sy BUSH sady miara-miteny hoe:
-"TSY AMPY HIFIRANAY LESY IO A!"

Dia nentin-dRavalo eran'i Madagasikara izy roalahy dia rehefa nanakaiky an'o TOLIARA dia hoy izy tamin'izy roalahy hoe:
-"Ireny ary ny TARETRA sy ny RAKETA raha HIFITRA ialahy isany":lol::lol::lol:
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 13:21
2. salmo1 ( 13/12/2007 09:10)
lazounet:
Zany anay ny hilton tena avo be,izany ny anay Analakely lasa bonne sy madio be, izany ny anay ny Helicoptera , izaho mihitsy no mitandroka azy"

=))

:-w na izany aza, aza ambaniana loatra lay firenena mahantra ^:^

;-)
3. lazounet ( 13/12/2007 11:50)
:-w na izany aza, aza ambaniana loatra lay firenena mahantra ^:^

;-)




SALMO 1

Manaova lisitra ny loha-hevitra tsy azo ihomehezana ary satria ny ahy mba fiction ihany fa tsy nieritreritra ny hanambany. AZAFADY é! Raiso ny fifonako Tompoko^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
4. tsoupou ( 02/01/2008 13:21)
=)) =)) =))Ratsy iraka leity no nanao anzany a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4284