Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lazounet, milahatra araka ny daty
lazounet ( 07/07/2009 10:35)
RIJA RAMANANTOANINA SUR RADIO VAZO GASY
http://radiovazogasy.com/news/rija-ramanantoanina-un-crooner-tranquille... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 10:45
lazounet ( 28/01/2009 18:25)
Ajanony ny korontana é
Mampanaonao foana. http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x86doz_touche-pas-a-mon-peuple_news... tohiny
lazounet ( 27/11/2008 09:34)
LANTO A!
Ity hira ity dia atolotro ho an'i Lanto irery ! http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x7j914_ayna-quach-et-laza-baleda_music... tohiny
lazounet ( 18/11/2008 02:58)
Soirée Serasera du 15/11/08 by Lazounet & Kalasnou
Sary sahabo ho Fito amby zato teo no voaray ka http://aol.pixum.fr/viewalbum/id/3792794 aloha. Raha kamokamo ianao dia http://aol.pixum.fr/slide/3792794 ny diaporama. Mbola valaka aloha izao f... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2008 22:03
lazounet ( 25/10/2008 08:17)
takariva 6ème anniv serasera
Hono ho'aho ry nama, tsy mety ve raha atao alahady 16 nov lé fihaonana fa efa tena betsaka lé tary manao soirée sy concerts amin'io samedi 15 io ? Misatra mialoha @ valiny .... tohiny
novalian'i mangidy ny 26/10/2008 17:23
lazounet ( 20/10/2008 07:58)
Ho anareo izay afaka manampy ahy.
Efa ela ihany no saika hametrahako ilay fanontaniana fa mboa variana mikiadaladala any @ forums hafa dia hadino ny essentiel: Ny PC -ko iray dia sous vista àry indraindray lé vista manome Krizy fa ... tohiny
novalian'i Ralay ny 20/10/2008 15:20
lazounet ( 08/10/2008 01:20)
Hira diso tonony.
Eritreritra mandalo ny ahy fa mikasika tonon-kira ka aleoko apetraka eto. Rehefa manao fety isika malagasy, indrindra any am-pita , dia mazàna mihira an'i " [u]é! Doda é!", "Mazava antsinana" àr... tohiny
novalian'i ainaheri ny 11/10/2008 09:45
lazounet ( 05/10/2008 23:57)
izany indray izany
http://dailymotion.alice.it/video/x6drng_foza-orana_music fa izany indray izany no hira malaza any @ tanàna. Techno tsapiky ve sa inona izy izany. Fa ny tonony aloha dia tena lalina sy raomantika é... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/10/2008 11:13
lazounet ( 02/10/2008 23:35)
ma petite maman
Sao mba misy manana ny tonon'ny "[u]ma petite maman[/u]" ianareo? Raha tsy diso aho dia "los matadores" no mpihira azy. Merci mialoha ô.... tohiny
lazounet ( 03/09/2008 11:23)
Tapakevitra aho fa hivadika ho amerikana.
Alika indray ity saka a! http://www.allvideogasy.com/david-lipscomb-high-school-chorus/national-anthem-of-madagascar-video_25006d976.html milay aloha é!... tohiny
lazounet ( 13/08/2008 08:36)
Aza manody
Rehefa mba misy fotoana iny dia mba miresadresaka izy roa mpifankatia: - Raha mba fantatrao moa ny zavatra nahazo ahy ry malala. - fa naninona ianao ry chéri ? - Ehhh! tena tratran'... tohiny
lazounet ( 12/07/2008 09:11)
toaka ary sigara àry rogony
Ho antsika ray aman-dreny manan-janaka tsy ampy taona, mba azonareo zaraina eto ve ny fombafomba azo atao handresena lahatra an'ireo zanatsika mba tsy hikasihany zava-mahadomelina sy sigara àry za... tohiny
lazounet ( 09/07/2008 21:13)
Mangataka fanazavana fotsiny
Misy an'ity pejy ity ato sendra hitako http://namana.serasera.org/index.php?rub=namana%2Fnamana&asa=sakana&izaho=1&debut=0 inona no tena dikany ?... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 10/07/2008 08:27
lazounet ( 05/07/2008 10:47)
Ny GASY hono...
Aty an-dafy, Ny gasy hono miavonavona Ny gasy hono mpanararaotra Ny gasy hono tsy fampiditra an-trano Ny gasy hono be fosafosa Ny gasy hono olona kamo Ny gasy hono be vava Ny gasy hono MANAO SA... tohiny
novalian'i SHOAN ny 08/08/2008 22:01
lazounet ( 27/06/2008 19:03)
vaovao mampalahelo
Nisy mpihiran'ny MAJEUR 7 nodimandry omaly. Tapaka lalan-drà! miala tsiny fa aleoko tsy milaza ny anarany raha tsy efa officialisé satria , vaovao nampitan'olona tamiko.... tohiny
novalian'i rvoulah ny 02/07/2008 12:52
lazounet ( 25/06/2008 09:31)
mots d'amour (suite)
[quote]1. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 05-06-2008 14:38:51 Lohateny : Re : Mots d'amour misy mahay manavesatra ny dikany na tsy miteny aza ?[/quote] Mila miteny ihany fa amafisina fotsiny ... tohiny
novalian'i brado ny 08/07/2008 12:37
lazounet ( 08/06/2008 15:59)
Azafady fa handray fitenenana.
Miala tsiny tompoko miala fondro raha manoloana anareo eto satria ny tsiny hono harana avo ary ny fondro vato malama. Tsy zoky hananatra aho fa zandry ahitsy koa miala salohy fito eto anatr... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/06/2008 17:46
lazounet ( 04/06/2008 23:04)
Mahaleo tao Toulouse
http://gasytsyvery.sup.fr :* :-* (l) ... tohiny
novalian'i lazounet ny 07/06/2008 10:01
lazounet ( 24/05/2008 10:27)
Concert Rachel Ratsizafy
Nahafinaritra ny seho nataon'i Rachel Ratsizafy sy Ricky Olombelo tao Montpellier omaly .Nandihy hatramin'ny vazaha. Tsy ho ela dia ho hitanareo avokoa ny sary rehetra ao amin'ny http://gasytsyvery.s... tohiny
novalian'i lazounet ny 26/05/2008 12:45
lazounet ( 15/05/2008 21:01)
Sao mba misy mahatadidy ny tohin'ity tononkalo ity?
Ny Maraina, Raha mbola resin-tory ny zava-manan'aina, tery ambodilanitra antsinanana any, no nifanenan'ny alina tamin'ny maraina, kanjo re dia ady no niafaran'izany, Somambisamby izao, somamb... tohiny
novalian'i lembelo ny 04/06/2008 08:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0292