takariva 6ème anniv serasera

1. lazounet ( 25/10/2008 08:17)
Hono ho'aho ry nama,
tsy mety ve raha atao alahady 16 nov lé fihaonana fa efa tena betsaka lé tary manao soirée sy concerts amin'io samedi 15 io ?
Misatra mialoha @ valiny .
novalian'i mangidy ny 26/10/2008 17:23
2. ssendra ( 25/10/2008 10:49)
dia tena tsy mety am lay namana avy aty andakira ndray lay alahady ry lazou satria anay miasa ny latsinainy de enjana be! :wink: :?
3. lazounet ( 25/10/2008 11:37)
dia tena tsy mety am lay namana avy aty andakira ndray lay alahady ry lazou satria anay miasa ny latsinainy de enjana be! :wink: :?



Marina koa aloha izay é!
Ny nanaovako ilay proposition mantsy satria betsaka ny soirée gasy amin'io andro io dia mety tsy ho bobaka ny tropy mankany @ MonTana. Izahay afaka tonga na taratara aza satria ny ao Corbeil manomboka @ 19 heures dia mba manejika "gorbaka" any =))
4. diamondra27 ( 25/10/2008 11:38)
ka tokony nilaza mialoha koa nge nareo akia fa efa mipoitra le date vao misy ady hevitra tsss
de tsy ahita le neveu ndray zany tssss

ssendra: hay ndry hande ary i sab ve akia hande koa , tsy mety mahazo azy za
5. ssendra ( 25/10/2008 11:50)
ampandreneso ary i sab fa okaz io e! :wink:
6. lazounet ( 25/10/2008 11:50)
diamondra27:

ka tokony nilaza mialoha koa nge nareo akia fa efa mipoitra le date vao misy ady hevitra tsss
de tsy ahita le neveu ndray zany tssss

ssendra: hay ndry hande ary i sab ve akia hande koa , tsy mety mahazo azy za



Tantine koa!!!tss
Efa miteny aho ho aho ho avy fa somary soara soara fotsiny. Ka ilay concert Solidarité internationale io tsy azo ialàna fa efa prévu volana maro izay.
7. sipagasy ( 25/10/2008 17:07)
enjasanaay ao izay tara fa tongava fooona e!!!
8. ikaretsaka ( 25/10/2008 17:15)
mila mitondra rozy ve ry zareo?
9. sakaizakely ( 25/10/2008 17:53)
létié

za am le 31 novambra vo afaka kty :cry: :cry: :cry:
10. sipagasy ( 25/10/2008 18:43)
ikaretsaka:

mila mitondra rozy ve ry zareo?


hihih mitonja rozy tsirairay veh izany?? hihihi
11. ssendra ( 25/10/2008 18:58)
DE hifanolotra rozy ndray zany zao no mety e!
12. sipagasy ( 25/10/2008 19:17)
hevitra tsara tokoa, fa ity koa misy anankiray hafa, raha vonona isika, tsy aleo veh mba manao fitia tsy mba hetra ho an'ny serasera rehefa any?? hevitra atsipy ny ahy io ohatra annnn
13. mangidy ( 26/10/2008 17:23)
sipagasy:

hevitra tsara tokoa, fa ity koa misy anankiray hafa, raha vonona isika, tsy aleo veh mba manao fitia tsy mba hetra ho an'ny serasera rehefa any?? hevitra atsipy ny ahy io ohatra annnn


miombonkevitra tanteraka @ zolie sipagasy e!
kiss mamy njy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8321