Hira diso tonony.
1. lazounet
(
08/10/2008 01:20)
Eritreritra mandalo ny ahy fa mikasika tonon-kira ka aleoko apetraka eto.
Rehefa manao fety isika malagasy, indrindra any am-pita , dia mazàna mihira an'i " é! Doda é!", "Mazava antsinana" àry " RAIVO à!".
Ny momba ny Raivo no tiako asiana fanamarihana.
Misy mpiantsa moa manao hoe :
-"Raivo à!"
dia hoy ny mpanohina hoé:
-"a!?"
sns..
Dia ny refrain :
Mpiantsa:"-Aoka Raivo é!"
Mpanohina:" é! manahoana ny tonga ry lahy"
Rehefa nanadihady teo anatrehan'ireo zoky olona artista mpihira gasy aho dia ny tena tonony izany tsy hoe:
" manahoana ny tonga ry lahy"
fa :
"-é! Manahoana akia ranona".
Mila ajanona izany ny pli-vava. :roll:

novalian'i ainaheri ny 11/10/2008 09:45
2. fahamarinana
(
08/10/2008 03:14)
:arrow: :-D ny anay aza lasa manaona ny tontan-elà fa tsy ranona akory...fa misaotra nanitsy e fa ny ho zatra amin'io vaovao io no ho sarotra.. :) (l)
3. vale
(
08/10/2008 07:34)
:-D :-D Pli vava koa hoy Lazou, hihihihi, de raha "manahoana ranona" io anie izany de lasa hafahafa be mihintsy le hira e! :roll: :°)
4. lazounet
(
08/10/2008 07:42)
vale:
:-D :-D Pli vava koa hoy Lazou, hihihihi, de raha "manahoana ranona" io anie izany de lasa hafahafa be mihintsy le hira e! :roll: :°)
Valou> Tsy manahoana ranona, fa "E ! MANAHOANA AKIA RANONA A !"
5. ni81
(
08/10/2008 09:40)
misaotra @ fanitsiana ilay hoe: E! manahoana akia ranona a!
Aoka Raivo o! e! manahoana akia ranona a
Raivon-jaza e! e! manahoana akia ranona a
:-D :-D Azoko sary an-tsaina mihitsy...
Aoka Raivo o! e! manahoana akia ranona a
Raivon-jaza e! e! manahoana akia ranona a
:-D :-D Azoko sary an-tsaina mihitsy...
7. ni81
(
08/10/2008 10:52)
hay ve e...:-D :-D :-D
Ny anay natao hoe
Naivo a! A!
Aoka Naivo o! Oooo manahoana ny sipan'lah.
10. Noue
(
10/10/2008 06:03)
lazounet:ary nohenoko io hira io fa tena io hoe manahoana ny tonga ry lahy no henoko aaaaaa
ny tena tonony izany tsy hoe:
" manahoana ny tonga ry lahy"
fa :
"-é! Manahoana akia ranona".
:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
11. ainaheri
(
11/10/2008 09:45)
Merci t@ fanitsiana ...D hiala @ fahazaran-dratsy zany hihi,ndrai² kou anie ilay hira misy manova zay tiavany azy lay tonony d tsy hay tsony ee :lol: