Tapakevitra aho fa hivadika ho amerikana.

1. lazounet ( 03/09/2008 11:23)
Alika indray ity saka a! http://www.allvideogasy.com/david-lipscomb-high-school-chorus/national-anthem-of-madagascar-video_25006d976.html milay aloha é!
2. fahamarinana ( 03/09/2008 11:42)
:arrow: kay,tsy ratsy...any dago ve ilay school io sa any zamerika,fanontaniana fontsiny fa tsy midika inona akory. :) (l)
3. hanta77 ( 03/09/2008 11:56)
merci milay be clé!
4. ni81 ( 03/09/2008 12:02)
Alika indray ity saka a! Jereo eto milay aloha é!
ary tsy azoko ilay resaka fa ataoko fa manao hoe: alika indray ity saka (tena marina e) :-D :-D :-D :-D :-D fa misaotra anareo mpandefa e! (efa nisy nandefa teto ireo mpihira ireo t@ herinandro lasa).
5. fahamarinana ( 03/09/2008 13:57)
:arrow: :-D :-D voafitaka ndray zany toi.. (l)
6. vale ( 03/09/2008 16:34)
manja éééééééé =D> =D> =D> :wink:
7. tenagasy ( 04/09/2008 13:09)
Mankamamy eh!

Mankasitraka tanteraka agnay!

Mirary soa!
8. lanto ( 04/09/2008 15:12)
Tsy gasy ve io velon-tsiky be ary aoriana ry io ? :-)
9. rakaroka ( 04/09/2008 15:59)
Draisssss: manja Lezou! Melci ! Ka 'zareo refa misy festival Jazz, na blues 'reny
Apetrany mahitsy ny maha -azy azy an :wink: Dà hifaninana amin'ny tompony ve hono?....Fa tia mianatra ny hafa koa rizareo.
10. naughtyboy ( 06/09/2008 18:36)
mahafinaritra e :D sotra..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0685