izany indray izany
1. lazounet
(
05/10/2008 23:57)
http://dailymotion.alice.it/video/x6drng_foza-orana_music fa izany indray izany no hira malaza any @ tanàna. Techno tsapiky ve sa inona izy izany. Fa ny tonony aloha dia tena lalina sy raomantika é!
novalian'i Lejoba ny 08/10/2008 11:13
2. fahamarinana
(
06/10/2008 06:26)
:arrow: lalina marina ilay tonony sady romantique tokoa...ohatran'ny hoe hira namboarina natambatra izany o!,techno hafa kely ndray iny:) .. (l)
3. vale
(
06/10/2008 08:33)
Ary toa resaka Foza orana ny hitako? :roll: ..sady miaraka amin'ny tsaiky kely bedebee, draydraydray, ny zipety izany aoka fotsiny!! :-D :-D :-D :-D :P
5. ni81
(
06/10/2008 08:59)
Toa hoe foza orana indray ange no filaza ireo mpivaro-tena any dago any zao! :lol: :lol:
6. lazounet
(
06/10/2008 09:58)
ni81:
Toa hoe foza orana indray ange no filaza ireo mpivaro-tena any dago any zao! :lol: :lol:
F'angaha misy mpivaro-tena any Madagasikara????
7. ni81
(
06/10/2008 10:17)
F'angaha misy mpivaro-tena any Madagasikara????f'angaha ise tsy mbola nahatazana teny? :lol:
8. vale
(
06/10/2008 10:21)
ni81: :lol: izany ve??? :-D :-D :-D :-D :-D sambany ndray aho vao nahare an'izany! :lol:
lazounet: ity enao ko mampme!! aiza ny tany tsy misy mivarontena? :-D :-D :wink:
fahamarinana: :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :wink:
lazounet: ity enao ko mampme!! aiza ny tany tsy misy mivarontena? :-D :-D :wink:
fahamarinana: :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :wink:
9. lazounet
(
06/10/2008 10:24)
ni81:
F'angaha misy mpivaro-tena any Madagasikara????f'angaha ise tsy mbola nahatazana teny? :lol:
Mba nitadyihay aho tetsy sy teroa fa ééé! tsy nahita mihitsy é! f'angah tsy loza. Taraiky indray aho t@ iny =)) =))
10. ni81
(
06/10/2008 10:38)
Mba nitadyihay aho tetsy sy teroa fa ééé! tsy nahita mihitsy é! f'angah tsy loza. Taraiky indray aho t@ inyefa tena mety iny tazako eto iny fa aza mandany andro any e! :)
11. ni81
(
06/10/2008 10:45)
ni81: izany ve??? sambany ndray aho vao nahare an'izany!Niresaka t@ olona tany aho omaly dia izy no nitantara. Nandeha nianatra tany am-piangonana ny zanany, dia nanontany hono ilay mpampianatra hoe: milaza biby nataon'Atra? dia namaly ilay zaza hoe foza orana. Dia nihomehy daholo hoy izy ny oul. Dia hoy aho hoe: fa inona no mampihomehy raha niteny izany izy fa biby ange ireny e! Dia nanazava ny antony izy. :-D
12. lazounet
(
06/10/2008 10:54)
efa tena mety iny tazako eto iny fa aza mandany andro any e! :)
Aza matahotr'ise fa tsa hikasika aho fa hijery madigna. ( Maso mijery hono tsa mitondra mody ) =)) =)) =)) (voasivana androany...)
13. fahamarinana
(
06/10/2008 11:02)
:arrow: lazounet :dia ho voasivana tokoa nareo reo androany.. :-D ,aza mody kiambala tsa mahay raha eo.. (l)
14. ni81
(
06/10/2008 11:20)
Aza matahotr'ise fa tsa hikasika aho fa hijery madigna. ( Maso mijery hono tsa mitondra mody ) (voasivana androany...)hummm tsa mitondra mody fa tandremo fa sao mampihitatra ny saina sy ny hevitra! :lol:
15. vale
(
06/10/2008 11:24)
ni81:ni>:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D mahita zavatra mihintsy ny oul any ah!:lol:
ni81: izany ve??? sambany ndray aho vao nahare an'izany!Niresaka t@ olona tany aho omaly dia izy no nitantara. Nandeha nianatra tany am-piangonana ny zanany, dia nanontany hono ilay mpampianatra hoe: milaza biby nataon'Atra? dia namaly ilay zaza hoe foza orana. Dia nihomehy daholo hoy izy ny oul. Dia hoy aho hoe: fa inona no mampihomehy raha niteny izany izy fa biby ange ireny e! Dia nanazava ny antony izy. :-D
16. lazounet
(
06/10/2008 12:07)
ni>:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D mahita zavatra mihintsy ny oul any ah!:lol:
Valou ! Lé fitenenana ange misy "période" é! Nisy fotoana izao r'izareo mpivarotra voalaza etsy ambony etsy reo natsoina hoe: BONBON VORONA (nanaovan-dry zalahy hira mihitsy moa); dia izao indray FOZA ORANA.
Kiss touah :*
17. fahamarinana
(
06/10/2008 13:25)
:arrow: ka ilay sens ifandraisan'ny foza orana sy ry zareo mihintsy no tsy azoko aloha hatreto..
nivadika koa ilay dinika no niafarany,marina moa... :) (l)
nivadika koa ilay dinika no niafarany,marina moa... :) (l)
18. ni81
(
06/10/2008 13:57)
ka ilay sens ifandraisan'ny foza orana sy ry zareo mihintsy no tsy azoko aloha hatreto..:lol: :lol: na izaho koa aza tsy mahazo izay tena ifandraisany! toy ilay hoe bonbon vorona koa izao dia tsy azoko izay tena hifandraisany fa dia zay izany e! :lol:
nivadika koa ilay dinika no niafarany,marina moa...
19. vale
(
06/10/2008 15:52)
Lazou: :-D :-D :-D :-D mapmé , mahita atao ! hihihihi, le oe bonbon vorona koa no lalina koh! :lol: .........biz bé !! :P
20. zoukimi
(
06/10/2008 23:09)
Le bonbon vorona: Tsy azonareo an-tsaina ve? Bonbon: mamy, vorona: manidina > bonbon vorona = ...!
Ary le foza orana indray vao vaovao fa misy ilazan-dry zalah azy koa: biby mi-tourne, mitovy ihany ireo satria definition fotsiny le faharoa io, > foza orana = ...?
Azonareo am zay ve le dikany sa mbola misy olona mora mahazo ihany rehefa azavaina elabe?
:^)