Soirée Serasera du 15/11/08 by Lazounet & Kalasnou

1. lazounet ( 18/11/2008 02:58)
Sary sahabo ho Fito amby zato teo no voaray ka http://aol.pixum.fr/viewalbum/id/3792794 aloha.

Raha kamokamo ianao dia http://aol.pixum.fr/slide/3792794 ny diaporama.

Mbola valaka aloha izao fa aleo amin'ny manaraka mandefa tsikera miabo sy ny fisaorana.
novalian'i fijo ny 25/11/2008 22:03
2. ikaretsaka ( 18/11/2008 03:00)
misaotra nizara liaka an
3. fahamarinana ( 18/11/2008 06:02)
:arrow: mankasitraka e,ary tena bobaka be ilay sary dia mila hiverenana imbetsaka...mahafinaritra ny mijery azy e.Misaotra any lazou... :-* (l)
4. ni81 ( 18/11/2008 06:29)
misaotra anareo rehetra mpikarakara sy mpanotrona e!
5. ikalamako ( 18/11/2008 08:58)
eka ouz ry lazou sy kalasnou fa hiroso hizaha sary ny tenanay.
6. Veloo ( 18/11/2008 15:44)
misaotra betsaka o

fa firy aloha nareo tany e?
7. sipagasy ( 18/11/2008 19:28)
misaotra t@ sary rehetra ô!!
8. kallie ( 18/11/2008 19:32)
andrekakô, misy sary mapme kooooo
9. mbaliana ( 18/11/2008 19:37)
misaotra tamin'ny sary e
10. fijo ( 18/11/2008 22:29)
sady soa no tsa mba mandreraka zao ,fa dia "clic" defa roso aby ny sary e
11. Belami ( 18/11/2008 22:36)
lazounet: de mamerina fisaorana @ sary e
12. kotobekibo ( 18/11/2008 22:43)
misaotra ny reportera fa tena milay b dôly le sary ! ;-)
13. ravatorano ( 19/11/2008 10:43)
lazounet < d mampiova ona rangahy ty sé tonga any andafy any an :-D :-D
mly ny sary e asa sé vena ndray ro mba hiaraka hangala sary eny alasora eny re ralaza =D> ^:^
14. sipagasy ( 19/11/2008 15:35)
kallie:

andrekakô, misy sary mapme kooooo



hihih kallie, tsy maninona akia annn @izay tena hoe fizarana ny ambiansy tany no hita à sary fa tsy artificielle beh le izy e!!!
15. infinity ( 19/11/2008 17:37)
Misaotra @ sary ra Lazou sy kalasnou a!
16. kelly13 ( 19/11/2008 18:34)
teo ka teo ka teo d tapitra ny lera, naneno ny akohokeliko
17. haritianah ( 19/11/2008 18:56)
lazounet!
Merci @ sary fa tena betsaka bé no nahafinaritra na dia ts tany aza dia ita fa nahavita ny serasera é.
Raha mbola misy sary hafa dia mianjyanjy eto zay o
18. Belami ( 19/11/2008 18:57)
kallie:

andrekakô, misy sary mapme kooooo


mapme fa tsara kosa e
19. rakaroka ( 19/11/2008 22:18)
Merci Lazou , ny sary sy ny report sisa no hanamparana t@ tsy fahalasanana kou! ! Dia'za indray no nipitrapitra nijery anareo t@ ity :wink: :-D :-D :-D
Am manaraka mbol'ho avy! :wink:
20. haritianah ( 20/11/2008 08:41)
rakaroka; dé mody marary eo injay rakaroka an!! hihihihiihi! mirary fahasalamana ary aky à.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3155