Soirée Serasera du 15/11/08 by Lazounet & Kalasnou

21. arialy ( 20/11/2008 11:46)
fety b da fety kosa kay koo !! saotra tam sary e :)
22. tywa68 ( 20/11/2008 13:35)
misaotra nizara e :wink:
23. lazounet ( 22/11/2008 00:51)
Dia misaotra antsika rehetra naneho fankasitrahana noho ireo sary vitsivitsy ireo.Tsy hanin-kahavoky tompoko fa voninahitra ifanomezana ihany. Koa izahay no tokony hisaotra anareo tsirairay avy nandray anay an-tanan-droa, tsy nanao anay ho zanak'Ikalahafa fa nandray anay toy ny iray tam-po.
Misaotra izay nanatrika, misaotra ny namana rehetra izay tsy afa-nanatrika ihany koa noho ny adidy samihafa tsy maintsy nosahanina àry mirary fahasalamana feno ho an'i Rakaroka izay somary nafanafana.
Misaotra an'i Lanto, Hery, sipagasy, mangidy,infinity,diamondra27, kallie, fasaly, ... sy ianareo namana rehetra maro tsy hay ho tanisaina.
24. cutie ( 22/11/2008 03:46)
tena hita mitsy fa nanala azy nareo tany :lol:
25. Papoose ( 22/11/2008 04:49)
26. lanto ( 22/11/2008 11:25)
lazounet> Misaotra antsika isika :-)
Misaotra an'i mandrindra koa nandrindra mafy hatrany amboalohany fa tsy afaka tonga indray! :-*
27. mangidy ( 22/11/2008 11:39)
lanto:

lazounet> Misaotra antsika isika :-)
Misaotra an'i mandrindra koa nandrindra mafy hatrany amboalohany fa tsy afaka tonga indray! :-*


hummm misaotra an'i laza sy kalasnou e! nametraka rakimpahatsiarovana tsara sady mamy be hummm mipetraka ho tantara manamafy ny namana serasera.... izay mikambana tokoa moa hono vato ko
:-P ,
lanto eny wa akia adinontsika tanteraka ny nisaotra manomnkana an'i mandrindra, satria raha iny soirée iny no tanteraka , dia izy no nikarakara ny rehetra;;;; fa isika nanohy fotsiny....
namana namana foana serasera .org lol
:-* :-*
28. heidi ( 22/11/2008 12:38)
25. Mpandefa : lanto [ Valio ] 22-11-2008 12:25:14
Lohateny : Re : Soirée Serasera du 15/11/08 by Lazounet & Kalasnou
lazounet> Misaotra antsika isika
Misaotra an'i mandrindra koa nandrindra mafy hatrany amboalohany fa tsy afaka tonga indray!

ka tena gaga aho mantsy hoe toa tsy hitako tao ary i mandrindra e!
hay ve tsy afaka ndray....Nefa anisan'ny mpikarakara
29. fijo ( 25/11/2008 22:03)
de misaotra de melsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2217