mots d'amour (suite)

1. lazounet ( 25/06/2008 09:31)
1. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 05-06-2008 14:38:51
Lohateny : Re : Mots d'amour
misy mahay manavesatra ny dikany na tsy miteny aza ?


Mila miteny ihany fa amafisina fotsiny hoe :
"Jet'aime -ko ianao marina mafy é ! zusk'à la fin!":-D
répondu par brado le 08/07/2008 12:37
2. orona ( 25/06/2008 10:00)
re zany!!!
3. diamondra27 ( 25/06/2008 10:11)
lazounet alefaso le kilalaky zany ko
aiza ny video jerena

orona: re zany= heno izany sa le we re = averina = encore une fois?
4. xxx ( 25/06/2008 10:14)
ô ra orona ô! toa io ihany anie i lazounet nao e!
lazainao fa lasa tsy tamàna.... =)) =)) =)) =)) =))
sendra ny vokany moa izy teo =)) =)) =)) =)) =))
5. xxx ( 25/06/2008 10:22)
ho an'i orona http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48601186b0f21
7 - 8 - 9 :arrow: vakio



ho an'i lazounet, miala tsiny kely fa nivoana ny dinika....fampatsiahivana ho an'ilay olona mahay maminany hoe niala hono ianao hahaha

mba tsy hampivoana ny dinika indray dia hamaly ny hevitra aho
6. lazounet ( 25/06/2008 10:32)
[quote=xxx]
ho an'i orona http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48601186b0f21
7 - 8 - 9 :arrow: vakio



ho an'i lazounet, miala tsiny kely fa nivoana ny dinika....fampatsiahivana ho an'ilay olona mahay maminany hoe niala hono ianao hahaha

mba tsy hampivoana ny dinika indray dia hamaly ny hevitra aho
7. xxx ( 25/06/2008 11:09)
raha mpiserasera sur nety indray dia toy ity manaraka ity dia tena mahatorotoro sy miantra amin'ny fo mihitsy.....
mba voaraiko anio mihintsy hono izany io e! :lol:



"si tu crois un jour que tu m'aimes"
"Ne le considère pas comme un problème"
"Et cours, cours jusqu'à perdre haleine"
"Viens me retrouver"
"Si tu crois un jour que tu m'aimes"
"N'attends pas un jour, pas une semaine"
"Car tu ne sais pas où la vie t'emmène"
"Viens me retrouver"
8. ainaheri ( 25/06/2008 12:11)
xxxx4>> Raha namaky ilay liens za d otrany ,mahagaga ihany ilay zvtr averin'i orona isaky ny mietsika an....Maro ny teny voasoratra ato @ forum fa maninona io teny voasoratray sy tess io fona no averim-berin'i orona???? Za HS fa tsisy orona ato lol ..fa mahagaga iany ilay orona ,d otrany fantapantatra zany ihany we......
9. sakaizakely ( 25/06/2008 13:38)
lazounet> sali twa aloha e !

zusk'à la fin!" ve ;-)

tsy voatery miteny zetem zany ané wa e ! indrindra asiana "ziskalaf1" zany, tena posibla ve ? :wink:
ny engagement no tokony ho ziskalaf1 ohatra miteny we za ho eo anilanao fona

zay de ampy
:-P :-P :-P
10. mbaliana ( 25/06/2008 18:15)
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/%2Btsiliva%2Bgasy/video/x1g2w4_tsiliva-i-luv-u-new_music

io hono ny an'i lazounet
11. yonikafopl ( 25/06/2008 18:35)
je ne t'aime pas seulement mais JE T'ADORRRRREEEEEEEE, tu es mon amour, mon pere, mon frere,mon bebe,mon partenaire, mon sauveur, tout ce que j'ai au monde c'est toi ... hummmmmmm tena vokatry ny fo no ilazako aminy an'io de manandanja tsara mintsy
12. xxx ( 25/06/2008 19:13)
Ny "je t'aime" ho an'ny olona roa afa-mihaona raha somary mahalankalana vao maika misy lanjany. Fa ho anareo izay manao fitia eto @ net kosa dia mba ataovy drindrangilo mitsy e! Na fitia nitsiry tamin'ny virtoaly io na ilay voatery tohizana eto noho ny elanelantany. Raha mifankahita tava manko dia "tsiky dia ampy" na zavatra hafa madinidinika hoe tia ahy ito olona ito. Fa raha mifanalavitra kosa dila mila vava miteny ( na soratra) hoe zetem, na soratra sns... Hevi-behivavy mba efa nandalo kely ireo rehetra ireo... Nahihitra zetem ialy mba tiako tamin'izany hany ka nalazo ilay zavatsa :-(
13. ikalamako ( 26/06/2008 07:30)
lazou : "zétèm avereno toradroa" hozy rastefa ! :-* :-* :-*
(zany ka sipa mahitahita
fa raha ny fiteniny avy any ampita...)
:-D :-D :-D
14. lazounet ( 26/06/2008 18:00)
mbaliana:

http://dailymotion.alice.it/relevance/search/%2Btsiliva%2Bgasy/video/x1g2w4_tsiliva-i-luv-u-new_music

io hono ny an'i lazounet



YYYeees ! Merci Mbaliana a! Donne-moi ta main
:-* :* =))
15. ari.malala ( 27/06/2008 08:20)
sil te poulain v :-D :-D :-D :-D :-D
16. mbaliana ( 27/06/2008 19:11)
lazounet> ity zany no tonga amin'le fiteny hoe omena fanondro fa tonga dia maka ny tanana iray manontolo :-D :-D :-D :-* :-* .. le tondro ihany aloha hono nop azo omena ka...
17. Belami ( 27/06/2008 21:56)
mbaliana:

lazounet> ity zany no tonga amin'le fiteny hoe omena fanondro fa tonga dia maka ny tanana iray manontolo :-D :-D :-D :-* :-* .. le tondro ihany aloha hono nop azo omena ka...



ny fanondroaza no tena mahasolo tanana :wink:
18. mbaliana ( 30/06/2008 15:04)
belami> amin''ny inn moa izy zay? :roll:
19. Belami ( 30/06/2008 19:41)
mbaliana:

belami> amin''ny inn moa izy zay? :roll:



misaotra anao nametraka fanontaniana :-D :-D :-D
20. mbaliana ( 01/07/2008 16:40)
tsisy valiny :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4255