vaovao mampalahelo
1. lazounet
(
27/06/2008 19:03)
Nisy mpihiran'ny MAJEUR 7 nodimandry omaly. Tapaka lalan-drà! miala tsiny fa aleoko tsy milaza ny anarany raha tsy efa officialisé satria , vaovao nampitan'olona tamiko.
répondu par rvoulah le 02/07/2008 12:52
2. hery
(
27/06/2008 20:13)
Oups gravy koa izany. Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny tarika Majeur 7
3. lemenakely
(
27/06/2008 20:16)
lazounet:
Nisy mpihiran'ny MAJEUR 7 nodimandry omaly. Tapaka lalan-drà! miala tsiny fa aleoko tsy milaza ny anarany raha tsy efa officialisé satria , vaovao nampitan'olona tamiko.
iza no maty? Lehilahy ve sa vehivavy?
4. ainaheri
(
27/06/2008 21:24)
Mirary fiononana ho an'ny tarika sy ny fianakaviany zany ary koa reo mpankafy!!
6. lanto
(
28/06/2008 07:50)
Mampalahelo tokoa.
Niantso mada zah anikeo dia nanamarina ity vaovao ity ry zareo. Tamin'ny 26 jiona teo no nodimandry i Hery Majeur 7. ( Sadaikatra koa hanoratra ilay anarana ) Ny tena moa dia mpakafy.
http://www.klipgasy.org/search/label/Majeur%207 ny clip-ny
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=majeur ireo hirany ao amin'ny RVG
Mankahery ireo fianakaviana sy ny tarika.

7. RATOVOARY
(
28/06/2008 07:59)
Zah tsy mbola naheno io vaovao io nefa mipetraka eto M/car.
De mirary fiononana feno ho an'ny Tarika sy ny Fianakaviany manontolo.

9. ravatorano
(
30/06/2008 05:52)
reko tokoa io vaovao io ary tany fianrantsoa mihitsy moa ny tenako tamin 'io andro io fa tsy tafandalo teny amin' ny toerana niandrasana ny razana.
I Kaky Hery moa no fiantso an dranamana lasa nodimandry io ary izy no mamorona ny hiran i majeur7 sy manao ny arrangement rehetra
Any Fandriana moa no hapetraka farany ny razana !
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana !