LANTO A!

1. lazounet ( 27/11/2008 09:34)
Ity hira ity dia atolotro ho an'i Lanto irery !
http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x7j914_ayna-quach-et-laza-baleda_music
2. Noue ( 27/11/2008 14:55)
sambatra LANTO zany aaa ! fa ny mpisera ve afaka misera ? :-D :-D :-D :-D :-D
3. lanto ( 27/11/2008 15:47)
merci laza :-*
Noue ie sambatra be :-)
4. heidi ( 27/11/2008 16:21)
lanto ahhhhh!
lanto ouhhhhh!
:°)
5. ftma ( 27/11/2008 18:03)
ohatry ny hitako ery ny hafalian'ilay sombiniaiko :)
6. kotobekibo ( 27/11/2008 18:23)
Lanto a!aiza ianao re ry Lanto a! Hilazako vaovao
Raha ho any an-tsena ianao,aiza ianao re ry Lanto a!....( rock - Railovy )

Ojyyyy!!!! hay BAO kay moa ! :-D :-D :-D
7. heidi ( 27/11/2008 19:21)
:-D :-D :-D :-D diso voky loatra ianao ry botabekibo :-D
8. kotobekibo ( 27/11/2008 19:39)
heidi:

:-D :-D :-D :-D diso voky loatra ianao ry botabekibo :-D


Ilay hiantsena no tena hevitra eto an! ( politikan'ny kibo e ) (l) :-D :-D :-D
9. ni81 ( 27/11/2008 20:36)
marobe reo olona efa fantatro tarehy
hitako matetika hitako eny an-dalambe
saingy ty ankiray ho lazaiko anao
olona be kibo mbola tsy fahitanao

:-D :-D :-D
10. heidi ( 27/11/2008 20:38)
:-D :-D :-D rah i botabekibo ity alou defa hitako ra sy nofo e! :-D :-D :-D :-D
Ilay hiantsena no tena hevitra eto an! ( politikan'ny kibo e ) :-D :-D :-D


de in no laoka???? :°)
11. ni81 ( 27/11/2008 20:40)
rah i botabekibo ity alou defa hitako ra sy nofo e!
ka zà nanohy ilay hiran'ny railovy dia somary novaina kely ny tonony koa :lol: :lol: efa hitan-dry ny nofony? :-D :-D
12. heidi ( 27/11/2008 20:50)
tsy bekiobo akory aloha izy tam hitako e! :°) :-D sady tsy be nofotra :-D
13. ni81 ( 27/11/2008 20:52)
tsy bekiobo akory aloha izy tam hitako e! sady tsy be nofotra
:-D :-D ka sady tsy mbola taviny izy zany no tsy volony t@ zay e! =)) =))
14. kotobekibo ( 27/11/2008 20:54)
ni81:

rah i botabekibo ity alou defa hitako ra sy nofo e!
ka zà nanohy ilay hiran'ny railovy dia somary novaina kely ny tonony koa :lol: :lol: efa hitan-dry ny nofony? :-D :-D


ka zà sy heidi anie kay efa mpiara-milalao t@ mbola kely e! :-D :-D :-D
kely lé tany ouah! tsss
saingy ty ankiray ho lazaiko anao
olona be kibo mbola tsy fahitanao


Mety efa hita-njy ihany koa fa tsy nampoizi-njy fotsiny hoe iza t@ ireny olona be kibo hitanao ireny aza ilay tena kotobekibo .
:-D :-D :-D
15. ni81 ( 27/11/2008 21:03)
:-D :-D
16. heidi ( 27/11/2008 21:14)
ka zà sy heidi anie kay efa mpiara-milalao t@ mbola kely e!
kely lé tany ouah! tsss


mpiaraka manao baby foot eo atokotaninareo, tadididko tsara ilay niantso nandona hoe hitady an'i F... anay anefa nianatra nihosotra makiliazy horera be de tsary nety nivoaka :-D :-D :-D
de ny zanjinao vavy mpiaraka manao ballet hiran'i boney M niaraka taminay babilone :-D
17. heidi ( 27/11/2008 21:17)
Mety efa hita-njy ihany koa fa tsy nampoizi-njy fotsiny hoe iza t@ ireny olona be kibo hitanao ireny aza ilay tena kotobekibo .

tsy be kibobe izany akory kambony fa mi seduire njy fotsiny izy ry ni81 ah! efa nandefasany sary aho tao am yahoo fa manao bain de solaila be izay tsy be kibo akory! :-D

fa lay zanjin'i bekibo tsetsoka be iny wa mitovy be amin'i kelly13 mitsiny sady mi rouler rrrrrrr otran'iny mitsy i kelly 13 :°)
18. kotobekibo ( 27/11/2008 21:23)
heidi:

tadididko tsara ilay niantso nandona hoe hitady an'i F... anay anefa nianatra nihosotra makiliazy horera be de tsary nety nivoaka :-D :-D :-D


Ojyyy kay izany no marina t@ izy iny ? d i H... cousinen-njy nilaza fa vao teo njy no lasa fa nirahan'ny papany 8-) :-D :-D :-D
19. ni81 ( 28/11/2008 06:02)
tsy be kibobe izany akory kambony fa mi seduire njy fotsiny izy ry ni81 ah! efa nandefasany sary aho tao am yahoo fa manao bain de solaila be izay tsy be kibo akory!
:lol: :lol:
20. lanto ( 28/11/2008 07:21)
heidi:

de ny zanjinao vavy mpiaraka manao ballet hiran'i boney M niaraka taminay babilone :-D



lol hatraty io nanovokovoka tam ballet am hiran'i boney M io e

ftma> hainjy tsara :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0621