za TGV, ianareo TIM!!

1. salmo1 ( 13/12/2007 08:55)
Tsara fantatra fa ianareo TIM tsy mba hiheno anay maintsy fa ny anareo ihany no lazainareo fa tsara sy mety amin'ny fitondrana.
Mino dia mino koa aho fa tsy hiteny ny anarana politika hafa maintsy ny vavanareo, raha tsy ny TIM ihany no hasesikareo amin'ny vahoaka.

Tsara ho fantatrareo anefa ry TIM, fa ianareo rehetra TIM. Efa fantatray mpanohana politika hafa. ''FA IANAREO, IHANY! NO MANANA FANOHANANA NY ANARANA OE: TIM!!!'' isan'andro izao! io ihany ny anareo dia io ihany no tazominareo.

Asa ra mazava amin'ny mpanohitra zay nolazaiko.

:arrow:
novalian'i salmo1 ny 17/12/2007 09:15
2. xxx ( 13/12/2007 08:58)
Tsara ho fantatrareo anefa ry TIM, fa ianareo rehetra TIM.
=))=))=))
3. salmo1 ( 13/12/2007 09:02)
xxx: diso ve aho ra napetrako tany @ hatsikana sy lalao izy ty? :b:b
4. xxx ( 13/12/2007 09:06)
:arrow: marina ka ;-)
5. hery ( 13/12/2007 09:12)
Tsy misy azoko mihitsy :-)

6. ravatorano ( 13/12/2007 10:02)
:-D:-D:-D
=))=))=))
:?::?::?:
7. peugeot ( 13/12/2007 10:30)
za kou alou tsy mahazo ze tianareo lazina e
8. DotMG ( 13/12/2007 11:33)
inona no tsy azonareo amin'izao e? Fa ny tsy azo lavina koa dia ireny TGV ireny koa ange ka TGV daholo e.
9. Optik ( 13/12/2007 18:38)
salmo1 > aza marary fo be ôtran'io moa rehefa manoratra fa tsy misy azo mitsiny ze tian'toi ho lazaina.

Raha ny hevitray Mpanohana ny fitondrana @ zao fotoana indray kosa no tian'toi ho fantatra de zao e:

-Manaiky tanteraka izahay fa resy mazava t@ fifidianana be'ny tanàna tao Commune Tana renivohtr.
De tsy misy aretimpo avy aty aminay na kely aza fa mirary soa ho an'ny ben'ny tananantsika vaovao.
10. salmo1 ( 17/12/2007 09:15)
optik: vava fotsiny zany.
Ny any amin'ny faratany ambanimbany any ny TIM tsy mazaka resy fa tonga de mitory!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.069