Aza gaga ry Iarivo fa maro ireo hijapy TGV

1. lagoon ( 13/12/2007 09:19)
Izay no fandehan'io satria efa ela no nikasa ny hisintona ny fon'Iarivo ny mpanohitra fa tsy nisy nahavita.K'aza taitra ianareo raha lasa mitaingina TGV daholo ny mpanohitra rehefa vita ny fety!
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 07:36
2. rijah ( 13/12/2007 10:52)
TGV ange lty io fa le train mande etsy antsirab taloha eh! sarotra ny mijapy tgv raha tsy hoe angaha te ho faty! mba fantatrareo moa hoe firy KM/H ny vitesse! hahah!
3. Jeankely ( 14/12/2007 07:36)
Efa fomba nahazatra ny mijapy Train. Tonga ny AREMA dia lasa tany avy eo lasa TIM avy eo miandry izay mety ahazo laka satria samy tsy maripototra. Ireo mpijapy ireo no anisany nanimba ny TIM ka anjaran'izay Malaza no mandalina tsara @'ny ho aviny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0374