Iza ireo tsy miteny ireo
1. saranga
(
13/12/2007 07:52)
Iza ireo tsy miteny ireo ?:lol::oops:;-)
novalian'i Tenamarina ny 14/12/2007 19:45
2. niainalynx
(
13/12/2007 08:04)
Ny TIM 'reo tsy miteny 'reo fa FAY SOA AMANTSARA tam fifidianan ben'ny tànana teto Antananarivo renivohitra e !
Mamangy am fahoriana e ! De aza misohoseho sy mieboebo intsony fa resin'ny Bandikely e ! Zany ry TIM an !!!!

3. Optik
(
13/12/2007 08:24)
Izahay mahay resy kah.
Ary miarahaba ampamendrehana ny ben'ny tanàna vaovao Andry Rajoelina sy Mirary soa.
Fa ty ianareo mibitaka @ faharesenay no toa somary mahagaga?!! Le toe-tsaina!!

4. hery
(
13/12/2007 08:42)
Optik> :-) mbola toetsaina Arema taloha ihany ireny e
Mazava izany ny fandresen'ny TGV dia ho hita eo ny tohiny. Ny olan'ny TIM tamin'iny fotoana iny dia ny fanindriana amboalohany tsy amin'ny antony. Tsy voatery nogidragidraina akory i Andry Rajoelina dia resiny raha nahay. Ny olon'Antananarivo mantsy olon'ny fo ka raha vao hitany hoe viktim ilay olona dia fidiany. Tereo fa i Monja Jaona aza lany tao Antananarivo :-)
Lesona ho an-dRavalo iny izany.

5. dodanina
(
13/12/2007 08:42)
Refa nareo no mibitaka sy be vava de tsy misy hoe ty toe tsaina fa refa ny hafa de hoe ty toe tsaina. na de nampiasainareo daoul aza ny tsy ara dalana rehetra de tsy avelan'ny marina eo, na de nanao angaredona aza de tsy afaka e
6. Optik
(
13/12/2007 09:02)
hery> marina tanteraka
Tena lesona iny e. Mafy ko anie ny manjo an-dRavalo satria tena feno ancien Arema manodidina an'lery mandoto rano e. De le vahoaka hoa tena tsy ampy analyse sy manao politika @ fo.
Jereo tsara fa ireo tara @ TGV ireo ihany no handrora
an'lery na mety na tsy mety ataony.

8. akama2006
(
13/12/2007 09:29)
optik>tsy misy an'izany arema manodidina iznay fa olona sanana angaha izy iny na sembana na maona sy marenina ary jamba ka tsy ahay hisafidy ny olona miaraka aminy!film efa nandeha iznay hoe tsy izy ny ratsy fa ny manodidina azy e!mifafa ny kihony aloha ravalo izao ,raha mbola tsy tonga saina dia hifafany ny ratsy ratsy kokoa atsy ho atsy!
9. hery
(
13/12/2007 09:42)
Io indray ilay manafangaro zavatra.
Ny hoe mifidy Andry TGV tsy midika hoe tsy tia Ravalo ka hoe hifafa ny kihony Ravalo. Hatramin'izao aloha, satria ny fifidianana ihany no hahitana azy, dia Hery Rafalimanana no tsy revin'ny pokona fa tsy Ravalo mihitsy. Vao tsy ela no nisy fifidianana filoham-pirenena kanefa dia mbola nandrotsa-bato be ho an-dRavalo Antananarivo.
Dia tokony efa ho tsapan'ny rehetra anie izany izao ny tian'Antananarivo e. Style Ravalo sy TGV.
Milay ka.

10. piste
(
13/12/2007 09:42)
Ombako manana ny akama2006. Fanompana ny vahoaka izany hoe tsy mahay manao analizy pò. Ataoko vendrana aza izay tsy mbola mahita abus isan-karazany sy ny fanararaotana ataon'ny tim. Ary ataoko fa indices anie ireny zava-nisy t@ fifidianana teo aloha ireny : nanomboka t@ referendum ka hatr@ legislatif farany teo dia jereo ny salan'isa. Ary jereo koa anefa ny fahavitrihan'ny olona t@ ity farany ity. Midika fa mila fiovana ny vahoaka satria ny tim ohatry ny arema bis ihany( tsy ny olona io fa ny toe-tsaina mihitsy).
11. hery
(
13/12/2007 10:14)
Ny olana amin'ilay resaka analizy dia izao.
Tsy AndryTGV no ratsy fa ny fifidianana azy mandritra ny fitondran'ny TIM no midika tsy fisainana.
Raha ohatra ka tena mitady fiovana dia tokony tsy nifidy TIM tamin'ny fifidianana farany teo (na depiote izany na filoham-pirenena). Tsy resaka cohabitation tsinona io. Ianao ve mifidy prezidà firenena TIM dia avy eo mifidy prezidà fivondronana tsy TIM ?
Raha firenena matanjaka i Madagasikara dia tsy maninona io. Saingy Madagasikara mbola mahantra sy feno ady politika ka dia samy ho hitantsika eo fa ho bloké ny fampandrosoana an'Iarivo... raha tsy hoe (enga anie) manana vola be tokoa i AndryTGV.

13. pkm
(
13/12/2007 10:40)
Izaho kosa manao hoe vote sanction io TGV ka tsy maninona mba hieritreretan'ireo eo @ fitondrana sy hanaovany tsaratsara kokoa.
14. akama2006
(
13/12/2007 10:44)
hery> ka izao ary i ravalo mihintsy no nidina antsehatra nanao "directeur de campagne",nanome ny fitaovana rehetra misy teo ampelantanany ho any rafalimanana,mety tsy ho ny style ravalo no tiany olona raha nifidy tgv izy fa leo ny fitondra sy fomba fanaony arema taloha,matoa miova sata dia miova zo fa tsy hoe miova endrika ivelany fotsiny!
faharoa: diso raha resaka fifidianana farany teo no hanaovana fampitaha hoe mbola tiany olona ravalo ,nahoana,satria tsy nalalaka ny fifidianana,5' isaky ny antoko ve ho ampy hanaovana famelabelarana asa,na olona matsilo ohatran'iza aza tsy ahafehy ao anaty 5 ' ny programa,ambonin'izany ny fanatsembatsembanana isankarazany ary ny antoko politika mpanohatra tsy misy fanovana fa ny teo ihany no teo,tsy resahiko ny resaka tao aminy coupole fanapahana jiro satria tsy manan porofo ny tenako!ny hita maso aloha dia mifidy ny olona satria "en dépit de" hoy ny vazaha frantsay;ekekko ny teninao milaza hoe raha lozika ny mponina dia aminy depute no nifidy tsy TIM !marina izany fa tao aoriany fifidianana anie ka sty insy choix firy ny olona e,tsy nisy antoko say nijoro fa voakapoka mafy taminy fifidianan farany teo,na AVI io na iza!ambonin'izany ny monopole nataony mpitondra!c'est de la bonne guerre hoy ny vazaha ihany satria taminy olany tim sy critim ireny dia mailo ny mpitondra,iznay no midika fa matsilo ry zareo;fa kosa ny salan'isa ny mpifidy dia nihena hatrany!tsy azo atao ambaninjavatra io,ary raha nitombo betsaka izy izao dia misy dikany koa izany!
farany: tsy misy mandrara ny tiko hiroboro anie na ny tim hatanjaka e,fa ilaina ilay fandanjalanjana ny atao ,mbola tsy nisy zavtra monople ka tonga alavitra
ny mbola manao iznay dia jerevo fa sahirana (corée du nord),ny mitoka monina toa boka koa dia sahirana,ny firenena dictateur sy antoko politika tokana rehetra,ka soa lavo ahay mamindra hoy ny fahendrena malagasy!ary ny tena tsy matiko lolo dia ity fampivadiana hatrany ny fomba"malagasy hoe" sy ny fivavahana,misy hasina roa anie tsy afaka hivady mihintsy e,ny hasin'Andriamanitra tsy hiaraka ny hasin-drazana sy zavatra hafa!ea mazava ny teny masina hoe iray ihany no hamasininareo dia ny teniko sy izaho fa tsy vato na tsangambato!ny ahy ny tsikaritro dia ity alarobia tsy miverina ity!isaky ny misy zavtra atao toa ny fifidianan ao antanana dia toa efa voamarika toa iznay ny hanaovana ilay izy,asa fifandrifian-javatra ve? tsy dia mino loatra aho!
izaho aloha dia manahy mafy ny ho aviny ravalo satria mahatoky tena loatra izy ary diso mbola mifikitra amin'ilay credit kely taminy 2002,tsy mijery ny zavamitranga eo mainy olona ho entiny izay misabaka andro aman'alina sy ny filazana ofisialy ny lazaina ho zava bita tsy misy farany!tsy mahay manetry tena angaha no marina!:-/:-/

15. Tenamarina
(
13/12/2007 20:49)
izaho aloha dia faly dia faly nohon'ny naazoan'i Andry ny amboara!!!!!
Natao daholo ny tetika rehetra: ny tvm dia tsy nahalala menatra niandany ho an-dRafaly, même durant ny journal, ireto ministre dia tsy mahalala menatra t@ nanotofana an'i le boaykely, ny volam-bahoaka ihany anie no nanaovana ny propagande e!Moa ve volan-dRafaly? Inona anefa no dia tena atahoran-drizalahy an'i boaykely?
Raha ny toetra nasehon'i Andry t@ ireny fampielezan-kevitra ireny dia toetra maha-te hidera: nampiseho fa tsy mba mpanao adi-jolahim_boto lery, fa zaza tsara taiza, misy saina,....
Antenaina fa hitondra ny tanànan'Antananarivo am-pahendrena izy ka aoka isika hivavaka sy hanampy azy koa e! Enga anie izy mba tsy hideradera tena hoe nahavita ny REHETRA tao anty ny 8 volana? T@ volan'iza anefa no nahavitana ireny? Vola FANAMPIANA no nanaovana ireny fa tsy hoe volan'i Tim akory!!!!!
Izao fotsiny ihany: aoka ho fantatsika fa ny critiques dia tena ilaina satria mampandroso, dia aza dia susceptible be loatra, rehefa sendra ny vérité qui blesse, ....
Aleo isika mba anandrana kely ity atao hoe démocratie, izay dradradradraina foana kanefa izany ve no tena miseho eto???